03/01/2026
Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin'ny lalànao. — Salamo 119 : 18
Mana Soa vous donnera les bonnes paroles de Dieu sous multiples formats multimedia: fond d'écran, image ou video animé,... Vivre et partager la parole de Dieu.
Mamafaza voa tsara.
03/01/2026
Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin'ny lalànao. — Salamo 119 : 18
02/01/2026
Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina.— Romana 12 : 2
02/01/2026
Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesoa. — Filipiana 4 : 7
25/01/2017