Soava Tsarà Transport

Soava Tsarà Transport

Share

Transport de marchandises et des passagers

Ligne pour la région de SAVA
(Sambava/Antalaha/Vohemar/Andapa)

Service:
CLASSIC/PREMIUM/FOURGON/CAMION

Agence:
Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après Rond Point Masay

Infoline:
0342807069/0337307069

25/06/2026

Ity ary ny valin'ny lalao antsika 🥰
Arabaina i annah fa izy no nahazo ny loka 150.000Ar 👏🎉

Misaotra antsika rehetra nandray anjara, mbola maro ny lalao sy loka izay hiarahatsika fa mazotoa foana milalao eh ♥️🎆

25/06/2026

Mbola tsara e👋
Araka nolazaina dia avoaka anio valiny lalao
"BONNE NOUVELLE" .
Ka izay mbola manoratra aoriana ity pub ity efa tsy ho raisinay anaty fisarihana intsony😊

🇲🇬Ka indro ary atolotray ambany io valiny marina 👇
🎊"JOUR DE DEPART VAOVAO" 🎊 no valiny

✨️Ny ALATSINAINY hatraminy SABOTSY dia ho hisy départ Taxi - brousse MARAINA sy HARIVA foana eto @ Soava Tsarà Transport izany oe 6j/7👍

💁‍♂️Alefanay eto ihany ny andinidininy rehetra mahakasika izay.Fa misaotra ny rehetra nandray anjara dia miarahaba sahady ny hahazo ny loka vola 150000ar🥰

🇲🇬Araho ary fa ho avoakanay avy eo valiny ny fisarihana e🔂

"Soava Tsarà ho tahian'Andriamanitra "
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

22/06/2026

📣Il y a Bonne nouvelles....
✨ Soava Tsarà tsy mitsahatra mitondra zava-baovao ho anareo mpanjifa😊!
Mbola eo am-pandaminana kely sisa izahay… 👌😍

👀Inona ary ilay bonne nouvelles raha fantatrareo oo⁉️
👈Omenay safidy telo 3️⃣be zao ianareo:

Ndao fantarintsika ary 🤔

1️⃣ Fiara vaovao ve❓️🚍
2️⃣ Jour de départ vaovao ve❓️📅
3️⃣ Frais vaovao ve❓️ 💶

Soraty ao anaty commentaire valinteninao 😍👇
🎁 NY LOKA : VOLA 150.000 Ar 💸🤑

➡️ Olona iray no ho voasarika amin’ny valiny ary izy no hahazo ny loka.

🗓 Jeudi zao mialoha ny 26juin 🤍❤️💚no hamoahanay ny valiny ofisialy 🇲🇬
🔥 Raikitra ary e !🥰

"Soava Tsarà ho tahian’Andriamanitra "

21/06/2026

💙Mirary Fetin’ny Ray sambatra!
Mankasitraka anareo Ray rehetra amin’ny fitiavana sy ny ezaka ataonareo isan’andro🥰

✨️Ho tahian’Andriamanitra hatrany anie ianareo ary ho feno fifaliana ny andro piainanareo🙏


💙 Bonne Fête des Pères !
Merci à tous les papas pour votre amour et vos efforts au quotidien🥰

✨️Que Dieu vous bénisse toujours et que vos jours soient remplis de joie.🙏

"Soava Tsarà ho tahian'Andriamanitra "

18/06/2026

🚛📦 Vos marchandises et bagages vers la région SAVA en toute sécurité ! 📦🚛

Besoin d’envoyer un colis, des marchandises ou des bagages vers Sambava, Antalaha, Vohémar ou Andapa ?

✅ Transport rapide et sécurisé
✅ Suivi de vos envois
✅ Pour particuliers et professionnels
✅ Départs réguliers

📍 Confiez-nous vos colis en toute sérénité et profitez d’un service fiable jusqu’à destination.

📞 Contactez-nous dès maintenant pour plus d’informations et un devis.
034 28 070 69 - 034 10 070 69 - 033 92 234 45

📍Andravoahangy (en face BOA)
📍Andranobevava (après le rond-point Masay)

🚚✨

16/06/2026

🇲🇬🎆 Manakaiky ny 26 juin…

📦 Mbola tsy nandefa entana ve ianao?

Aza miandry farany vao handefa😊 !
Sao tara tsena ny entanao,sao tara fanomezana alefa ho an’i fianakaviana ihany koa😍

🚛 Soava Tsarà Camion mandray entana isan’andro mandeha zotra TANA ➡️ SAVA.

✨ Natao hanamora ny fiainan’ny mpanjifa :
✅ Haingana
✅ Azo antoka
✅Akaiky anao hatrany

📞0342807069/0341007069/0339223445
AGENCE:
📍 Andravoahangy en face BOA
📍 Andranobevava après rond-point Masay

💚🤍❤️ Soava Tsarà Transport - - manampy anao hatrany.”
« Soava Tsarà ho tahian’Andriamanitra »

Soava Tsarà Transport Ligne pour la région de SAVA
(Sambava/Antalaha/Vohemar/Andapa)

Service:
CLASSIC/PREMIUM/FOURGON/CAMION

Agence:
Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après Rond Point Masay

Infoline:
0342807069/0337307069

10/06/2026

🎶Andao fa entinay any Faritry SAVA enao….🥰🎶

🚌Andao hiara-dia amin’i Soava Tsarà Transport hahita ny hakanton’i SAVA 🌿

📍TANA ➡️ SAVA📍SAVA➡️ TANA
☎️Reservation: 0381010000/0325060019/0332016939

31/05/2026

🏆⚽IRETO ARY VALIN'NY LALAO PRONOSTIC ⚽🏆

👏 Arahabaina ireo nahamarina t@ lalao izay nandraisan-tsika anjara t@ commentaire ,ireo hitantsika ireo no nanoratra voalohany ka nahamarina izany👇

Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara tamin’ny lalao pronostic niaraka tamin’ny Soava Tsarà Transport ❤️🚍 @ manaraka indray😊

Soava Tsarà Transport Ligne pour la région de SAVA
(Sambava/Antalaha/Vohemar/Andapa)

Service:
CLASSIC/PREMIUM/FOURGON/CAMION

Agence:
Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après Rond Point Masay

Infoline:
0342807069/0337307069

31/05/2026

🌷💖 Bonne fête à toutes les Mamans 💖🌷

Maman, merci pour votre amour infini...❣️❣️

🌹 À toutes les mamans,Soava Tsarà Transport vous souhaites une merveilleuse fête des Mères. 🌹

---------❤️❤️❤️----------

🌷💖 Tratry ny Fetin'ny Reny 💖

Neny ô, misaotra anao noho ny fitiavanao tsy manam-petra... ❣️❣️

🌹 Ho an'ny reny rehetra, Team SOAVA TSARA Officiel Soava Tsarà Transport dia mirary Fetin'ny Reny sambatra sy feno fifaliana ho anareo. 🌹

✨ Ho tahian'Andriamanitra anie ianareo, homeny fahasalamana, fiadanana ary fifaliana mandrakariva. ✨❤️

Soava Tsarà Transport Ligne pour la région de SAVA
(Sambava/Antalaha/Vohemar/Andapa)

Service:
CLASSIC/PREMIUM/FOURGON/CAMION

Agence:
Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après Rond Point Masay

Infoline:
0342807069/0337307069

30/05/2026

Ndao hilalao miaraka Tsarà Transport

🔴🆚🔵 Arsenal sa PSG? Iza no Handresy?
⚽LALAO FINAL ANDRASAN’NY REHETRA⚽️

Maminania score?👇

🔴 Arsenal ____ 🆚____ PSG 🔵

Izay olona roa voasarika @ fisarihana mahita ny valiny rehefa mifarana lalao dia mahazo
«1er-PACK CADEAU ny 2em-BILLET Aller ou retour » avy amin’ny Soava Tsarà atao cadeau Fêtes des mères rampitso❤️

🤝Izany oe avoakanay rampitso valiny fisarihana

Alefaso @ commentaire ary ny pronostic e! 🔥

⚽🏆🔥

Soava Tsarà Transport Ligne pour la région de SAVA
(Sambava/Antalaha/Vohemar/Andapa)

Service:
CLASSIC/PREMIUM/FOURGON/CAMION

Agence:
Andravoahangy en face BOA
Andranobevava après Rond Point Masay

Infoline:
0342807069/0337307069

Want your business to be the top-listed Government Service in Andravoahangy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Andravoahangy