Conseiller Communal Anivorano/Avaratra

Conseiller Communal Anivorano/Avaratra

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra, Public & Government Service, Anivorano Avaratra.

Photos from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra's post 05/05/2022

FILAZANA
Ilazana antsika vahoaka ato amin'ny kaominina Anivorano Avaratra fa hisy tatitry sy fanambarana izay ataon'ny Ben'ny tanànantsika sy ny ekipany amaray Zoma 06 Juin 2022 amin'ny 09 ora maraina, toerana Tranompokonolo. Tongava maro mba tsy agnam-baran'olo vandy.

Photos from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra's post 11/10/2021

(Football)
Fisaorana no atolotra ho an'i Rtoa Volarojo Francia fa tonga ato amin'ny Commune Anivorano avaratra ny fanampiana nalefanao.

Photos from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra's post 05/08/2021

Ny Ministère des Postes, des Télécommunications et du Développement Numérique izay karakarainy @ alalany fitaleavam-paritry ny Antsiranana dia mampahafatra antsika ato amin'ny Commune Rurale Anivorano-Avaratra fa ho tonga eto amintsika n'y Alarobia faha 11 Aogostra 2021 amin'ny 09ora maraina, hizara traikefa niomerika na partage de compétences numériques maimaimpoana, mianatra ny internet sy tombotsoa azo avy aminy. Misy fampiarana na pratique avec"WIFI gratuit", araka ny Vina faha-4 nampanantenain’Atoa Filoha Rajoelina @ alalan’ny MPTDN: « fampianarana niomerika ho any rehetra ».
sady eo ampiandrasana ny fahatongavany wifi maimaimpoana ho apetraka eto tsy ho ela toy ny district afa araka fampanantenana nataony fitondram-panjakana.
ka tongava misoratra anarana ao amin'ny biraon'ny Kaominina ( mpampiantra, mpivarotra,mpianatra,chauffeur,...sns) fa tombotsoa ho antsika izay natao maimaimpoana ho antsika ary ha mpianatra tsika koa ro namantsika hizara izay azo sy hay .

19/07/2021

FORMATION GRATUIT
Miantso antsika tanora na mpitantana baolina kitra izahay ato amin'ny Kaominina Anivorano avaratra mba handefa solon-tena fa hisy ny fihofanana "Arbitre " izay atao ny 21-22-23 Jolay 2021 ato amin'ny biraon'ny Kaominina.

15/03/2021

FIANTSOANA

02/01/2021

Izahay ato amin'ny Conseiller Communal Anivorano/Avaratra dia mirary taona zina ho antsika jiaby!!!!

Photos from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra's post 16/09/2020

Androany faha 17 Septambra 2020 tamin'ny 09ora maraina dia tonga nitsidiky tamin'ny fomba ofisialy ny Ben'ny Tanana ny Commandant de Brigade vaovao sy ny Adjoint.

Photos from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra's post 06/08/2020

Misaotra n'y fitondram-panjakana fa tonga ny fagnampiagna.

Photos from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra's post 01/08/2020

Isoragna ny fikambanana (KOMPIMA ) nagnamiha bicyclette 01 ho an'ireo Conseiller sy ny Commune Rurale Anivorano-Avaratra mba entigny hagnatontosa ny asa.

Photos from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra's post 22/07/2020

Nanomboko niany Alarobia faha 22 Jolay 2020 ny fivoriana tsy ara-potoana nataon'ny Filankevitra Kaominaly Anivorano-Avaratra izay mandritran'ny 3 andro.

Photos from Conseiller Communal Anivorano/Avaratra's post 17/07/2020

Ny Alakamisy faha 16 Jolay 2020 dia nandamina ireo Chauffeur ny Bajaj ato amin'ny Commune Rurale Anivorano-AvaratraCommune Rurale Anivorano-AvaratraCommune Rurale Anivorano-Avaratra ny lehiben'ny District Antsiranana II sy ireo mpitondra eto antanana mba itsonjovana ny tsy fifindran'ny aretina covid-19 ity.

Want your business to be the top-listed Government Service in Anivorano Avaratra?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Anivorano Avaratra