Angelo livraison

Angelo livraison

Share

Livreur professionnel et fiables � disponible 24\24 et 7/7

25/12/2022

Miarahaba antsika am'izao fety izao.
Inty misy tolotra Sao.mahasoa
Poulet de chair efa voakarakara amin'ny vidiny mora. Nohon'ny an'ny hafa.
1kg=> 11500 ar monja. Raha mahaliana anao dia antsoy: 0341396281

22/11/2022

❤️

Fadio ny manao tsinotsinona livreur fa io no any fivelomany.
Teny hatsipy ho any manampanahy😊

21/11/2022

Maina bé foana ve ny volonao ? Tsy mety lava amantaonany ? Simba ny produits sy appareil chauffante ? Mikarakara ny volo @ produits naturels ny spécialité anay 🥰
Aza adino ihany koa Izay maka gamme complète mahazo réduction 📢
=> Shampooing 2en1 { shampooing+ après shampooing} 300ml => 30.000ar
=> Masque nourrissante 200ml => 30.000ar
=> Crème coiffante nourrissante 100ml => 13.000ar
200ml => 25.000ar
250ml => 30.000ar
500ml => 45.000ar
=> Huile repousse 5en1(Sérum) 50ml => 15.000ar
❗ Produits tsara sy CLEAN antrany no hatolotray hoanareo Ary miezaka manatsara antrany ary manome fahafahampo ❤️
Mitsabo tanteraka ny volo , manala angadrano , mapaniry , mapatevina , mapijanona mihintsana , manala Hao ankizy 🥰 tsy mifidy taona ary tsy mifidy volo ihany koa ❤️ 100% naturel antrany ny produits ary malefaka sy tena azaoana vokatra tsara ❤️
Hoantsika efa nampiasa 🥰
Mbola mandray commande izahay an
Mp ou 0344057636
Manao Livraison ❤️

10/11/2022

🥰Miarahaba tompoko mba ilancéna ny page nay indray dia 3.000ar FRAIS de LIVRAISON ❗ n'aiza n'aiza ankoatrany tena mivoka lavitra ny ville📢 fa nisy olana ny page Téo aloha .
3 ans d'expérience ihany koa 🥰
Afaka manenjika lera izahay an
Efa zadraharaha et fiables
Mp ou 0388916225
Manantena fiarahamiasa 🥰❤️

20/10/2022

Izahay ato amin'ny Angelo livreur, de afaka manampy anao amin'ny fanaovana livraison,afaka miantso ny 0388916225, misaotra indrindra tompoko.

20/10/2022

Bonsoir daholo mba i lancéna ny asa izay ataonay dia 3.000ar frais de livraison n'aiza n'aiza ankoatrany tena mivoka lavitra ny ville
Efa zadraharaha et fiables
Mp ou 0388916225
Manantena fiarahamiasa 🥰❤️

Want your business to be the top-listed Government Service in Anosizato?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Anosizato