02/05/2022
Ankalahelo no ampilazagna amintsika mpikambana jiaby fa nandao atsika ny mpikambana
Juo tato Asloma Cap Est ka Samia mandray andraikitra tandrify azy isika.
Miara malahelo amin'ny fianakaviana ny Asloma cap est😴😴😥😢
22/01/2022
Sabotsy 22 Janoary 2022
▶ Efa mitondra oram-be mikija 💦 ity (ho)ANA ity any Atsinanana
▶ Efa manodidina ny 150 km ❗ Atsinanan'i Toamasina no misy ny foibeny fa ny rivotra entiny kosa mba mijanona manodidina ny 55km/h ihany ary ny tafiotra 85 km/h .
▶ Hanavatsava an'i Madagasikara 😔 ny andro ratsy entiny manomboka anio ASABOTSY hariva ka hivoaka manodidina an'i MAHAJANGA rahampitso ALAHADY.
▶ Saika ny tapany avaratry ny nosy dia hahazo izay orambe izay avokoa ... anatin'izany 👉 ANALAMANGA
Mahereza @ fiatrehana ry namana ✊
Cyclones à Madagascar
# # # # # # # # # # # # # #
Samedi 22 Janvier 2022
▶ Les pluies torrentielles 💦 ont déjà commencé sur l'Est!
▶ La (future) ANA n'est plus qu'à 150 km ❗ à l'Est de Toamasina mais heureusement les vents restent autour de 55 km/h et les rafales à 85 km/h.
▶ Elle va traverser Madagascar 😔 ce SAMEDI et devrait sortir au niveau de MAHAJANGA demain DIMANCHE.
▶ Presque la moitié Nord de Madagascar sera sous les pluies et 👉 ANALAMANGA aussi!
Bon courage les amis! ✊
21/01/2022
Zoma 21 Janoary 2022
▶️ Raikitra indray àry ity e ❗️ ... miala any ilay rivodoza 🌀 ANA (rehefa mahazo anarana eo)
▶️ Mbola eo am-piforonana eo @ 700 km Atsinanan'i Sainte Marie izy izao nefa mizotra manatona antsika.
▶️ Vinavinaina hanambana hiditra an-tanety 😞 @ morontsiraka avaratra-atsinanana iny izy manodidina ny Alahady na Alatsinainy izao fa tokony hiomana sahady ny mponina rehetra @ faritra Sava, Analanjirofo sy Atsinanana fa tena ho be indray ny rotsak'orana. 💦
▶️ Ho ampitaina amintsika eto foana ny vaovao ofisialy avy @ rahavavy 😉 Météo Madagascar
Mirary soa
Cyclones à Madagascar
Ireto ny filazana loza:
🟢 Miloko MAITSO na filazana loza fanairana: Antalaha, Analanjirofo, Atsinanana.
# # # # # # # # # # # # # #
Vendredi 21 Janvier 2022
▶️ c'est reparti avec le futur cyclone 🌀 ANA!
▶️ Elle est encore entrain de se former à 700 km à l'Est de Sainte-Marie mais elle s'approche dangeuresement ❗️
▶️ Elle pourrait atterrir sur les côtes Est de Madagascar 😞 d'ici Dimanche ou Lundi mais tous les habitants des régions Sava, Analanjirofo et Atsinanana devront déjà se préparer à de très fortes pluies. 💦
▶️ Nous allons continuer à relayer les infos officielles de Météo Madagascar. 😉
Bonne préparation
Avis d'alerte en cours:
🟢 VERT ou Avertissement: Antalaha, Analanjirofo, Atsinanana.
12/01/2022
Président de l'ASLOMA CAP Est
07/01/2022
Préparation de la salle de fête chez Eden discothèque à l'occasion du fête de nouvelle an organiser par l'ASLOMA CAP EST
16/12/2021
Mr denet
Chauffeur ASLOMA Cap Est
Antalaha vers VINANIVAO
Afaka miantso mivantana
032 47 155 94/ 034 06 156 96
09/12/2021
ASsociation
LOcation
Moto
Antalaha
Cap Est
Asloma Cap Est
Send a message to learn more