CCI SAVA

CCI SAVA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CCI SAVA, Government Organization, Antalaha.

Photos from CCI SAVA's post 11/01/2022

FILAZANA

FORMATION PROFESSIONNELLE DUALE

Ry Vahoaka ato amin’ny faritra SAVA tsy ankanavaka, Hanomboka indray izao ny taom-pianarana vaovao momba ny « FORMATION PROFESSIONNELLE DUALE » mahakasika ny «Métier Communication Commerciale » ato amin’ny « Chambre de Commerce et d’Industrie de SAVA » amin’ny Alatsinainy faha 24 febroary 2022 ho avy izao. Ka ny test de niveau dia ho tontosaina ao amin’ny « Chambre de Commerce » Antalaha amin’ny alarobia faha 12 febroary 2022 izao amin’ny Valo ora maraina tsy diso. Ny fisoratana anarana dia efa manomboka diany izao.
Tsara ho fantatra mialoha anefa fa toy izao ny fizotran’ny fianarana:
FORMATION EN COMMUNICATION COMMERCIAL
- Durée : 06 mois
- 80% pratique en Entreprise et 20% théorique à la CCI Antalaha
- Ny mpianatra hafaka amin’ny fanadinana farany dia omena « Certificat » avy amin’ny Direction Régionale de l’Emploi, de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle SAVA sy ny Chambre de Commerce et d’Industrie de SAVA.

Manantona ny tompon’andraikitra momba izany eto Antalaha, na antsoy ny « téléphone N° 032 02 300 97 » ho an’izay mila fanazavana bebe kokoa. Ka dia manantena ny fahatongavantsika maro dia maro izahay sady mirary fahombiazana.

Le Responsable de Formation

MAMONJISOA Patrick

Photos from CCI SAVA's post 15/05/2019

AG ORDINAIRE DES MEMBRES DE LA CCI SAVA DU 14 MAI 2019

Want your business to be the top-listed Government Service in Antalaha?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antalaha
206

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00