Tontoloko sy ny anao

Tontoloko sy ny anao

Share

Travail

23/06/2021

Asa nagnino olo tiako tsy Tia zah aym🤧😢😢

19/06/2021

Ny vehivavy👱‍♀️ izany natao hitaraina😥 lava foana ehhh 🤔🙄😲

26/05/2021

*🙈

Te-hilaza ny ny am-poko aho😟
Fa tsy sahy, matahotra🙈
Satria ny ao antsaina mifamahofaho😐
Ka ny lela tsy tafateny,👅 voasafotra😷
*******

Tahotra😳, henatra🙈
No anton'izao😅
Hakiviana, hetraketraka😟
Anefa vokatr'izay ao,😫
*******

Tahotra ny ho latsaina😔
Ka mangina tsy miteny😐😷
Tsy hoe te-hiala maina💪
Fa matahotra ny ho voateniteny😢😟
*******

Henatra ho ahy
Raha milaza izay tsy irinao
Henatra ho an'ny fanahy
Ka tsy tafafantoka @'izay atao
*******

Menatra tokoa aho🙈
Raha ianao tsy hanaiky😡
Ho menatra noho ny talaho😔
Raha ny valinteninao ho mafaiky😳😡
*******

Matahotra ihany ny tena😳
Satria mahantra, tsy zanak'i mpanan-karena💰💳
Tsy misy ny azo omena💶💵
Ka tsy afa-mampanantena😰
*******

Koa feheziko ilay izy😅
Ny fitiavako tsy toy ny an'i ankizy👶👶
Matotra Be💪, fa voasakan'ny fahantrana😢
Mahamenatra🙈, mampatahotra🙊😳, ka tsy ananako fahefana
*******

Koa rah mba sitrakao😅
Atolory ahy ny fonao❤
Fa fitiavako tsy kilalao💝👍
Fa iadrasany ihany dia anao
*******

Nefa ity saranga ihany😟
Tsy ahatenenako mamy😷
Te-hizara fitia hatrany😘
Fa sao valinteny hamparary😫

(Romuald)*

26/03/2021

FILM COMPLET DE MOÏSE

22/01/2021
Want your business to be the top-listed Government Service in Antalaha?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Antalaha