PDS de la Commune Urbaine Antalaha

PDS de la Commune Urbaine Antalaha

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PDS de la Commune Urbaine Antalaha, Political Party, Commune Urbaine Antalaha, Antalaha.

Photos from PDS de la Commune Urbaine Antalaha's post 25/09/2024

MIROSO AMINY FANATSARANA NY TANAGNAN'NY ANTALAHA ISIKA, AVAOZINTSIKA NY TOERANA REHETRA INDRINDRA EO AMORONDRANOMASINA HISONTONANTSIKA MPIZAHATANY SY MPITSANGATSANGANA.

ASA ISAN' ANDRO NO ATAONY PDS COMMUNE URBAINE ANTALAHA Mickael Matavar, HO TOMBOTSOA AMBONY ETO ANTALAHA RENIVOHITRA.
ISAORANA IREO EKIPA ATO AMINY COMMUNE URBAINE ANTALAHA IZAY MIARA MIASA HATRANY.

(Comm PDS Mickael Matavar)

Photos from PDS de la Commune Urbaine Antalaha's post 23/09/2024

ANTALAHA OVEC VOAPETRAKA NY ANTOTAN-TARATASY FILATSAHAN-KOFIDIANA HO BEN'NY TANANAN' ANTALAHA AMBONIVOHITRA AN' i Mickael MATAVAR sy MPANOLOTSAINA MIARAKA AMINY.

TONGA MARO NY MPANOHANA AZY ANDROAN'NY LUNDI 23 SEPTEMBRE 2024 NANOTRONA IZAIGNY, Mickael MATAVAR NO KANDIDA FAHA-ROA ANTALAHA RENIVOHITRA NANATITRA NY ANTOTAN-TARATASY FILATSAHAN-KOFIDIANA HO BEN'NY TANANA, VONONA IRMAR NANOLOTRA AZY.

(Sary Comm PDS)

Photos from EAML's post 16/09/2024

Mankasitraka atsika jiaby e!

Photos from PDS de la Commune Urbaine Antalaha's post 30/08/2024

JEUDI 29 AOΓ›T 2024:
ATRIK' ASA FAMARANANA SY FAMPAHAFATARANA NY ZAVA-BITAN'NY PROGRAMME SANTÉ ACCESS TAMIN'NY FARITRA SAVA, IZAY NATAO TAO AMIN'NY OCEAN MOMO ANTALAHA.

NIATRIKA IZANY NY PDS COMMUNE URBAINE ANTALAHA Mickael MATAVAR. NOHAMAFISINY NANDRITRAN'NY LAHATENINY NY TOKONY HANAMPIANA NY HOPITAL BE ANTALAHA AMIN'NY ALALAN'NY RANO FISOTRO MADIO SY GROUP AZAHOANA HERINATRA REHEFA TAPAKA JIRAMA.
NAMALY IZAIGNY AVY HATRANY NY ACCESS KA NANOLOTRA MOTEUR GROUP IRAY HOAN'NY IZAY AZO AMPISAINA AO AMIN'NY HOPITAL BE ANTALAHA, HAMONJENA IREO MARARY MILA IZAIGNY.

-Nanomboka tamin'ny taona 2019 no niasan'ny Fandaharanasa ara-pahasamana ACCÈSS taty amin'ny Faritra SAVA, izay tohanan'ny USAID.
Nandritra ny 06 taona no niasany tato amin'ny Faritra SAVA, niara-niasa tamin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ka ny tanjona dia ny fanamafisana o***a ny rafitra ara-pahasalamana.

🎀 π‘΅π’Šπ’•π’π’π’…π’“π’‚ π’‚π’Šπ’π’ˆπ’‚ 𝒗𝒂𝒐 π’•π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’‰π’Šπ’‚π’π’‚ π’π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’Ž-π’ƒπ’‚π’‰π’π’‚π’Œπ’‚ 𝒕𝒂𝒕𝒐 π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π‘­π’‚π’“π’Šπ’•π’“π’‚ ny tosika nentin'ny ACCÈSS ary vonona hanohy ny ezaka ny Fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka araka ny fototra iorenana tetik'asa hoe : ''π‘½π’Šπ’•π’‚π’π’‚π’š π’”π’‚π’Žπ’š π’Šπ’“π’†π’“π’š π’Šπ’π’‚π’š 𝒂𝒔𝒂...'' hoy ny Talem-paritra mpisolo toerana Dr VOLAMIARANA AdΓ©laΓ―de.

βœ…Santionan'ny amin'ireo asa vita :
β–ͺ️Ny fampiakarana ny tahan'ny zaza vita vaksiny sy ny tahan'ny vehivavy teraka eny amin'ny tobi-pahasalamana ary ny tahan'ireo voatily amin'ny tazomoka,
β–ͺ️Nitombo isa ireo Vehivavy manao ny fandrindram-piterahana,
β–ͺ️Ny fampitaovana sy fanomezana fotodrafitrasa fidiovana sy fanadiovana,
β–ͺ️ Ny fanofanana ireo tanora amin'ny alalan'ny fametrahana ny "Coin jeunes" amin'ny sekoly ambaratonga faharoa (CEG Sambava, Antalaha sy VohΓ©mar),
β–ͺ️Nanampy tamin'ny ady natao tamin'ny valan'aretina nandalo teto Madagasikara ihany koa ny ACCÈS.

ISANY TONGA NANOME VONINAHITRA ITY ATRIK' ASA ITY NY GOVERNORAN'NY FARITRA SAVA SERAMILA Thedy Gervais.

Photos from PDS de la Commune Urbaine Antalaha's post 30/08/2024

JEUDI 29 AOΓ›T 2024: NAMALY ANTSO AVY HATRANY NY PDS COMMUNE URBAINE ANTALAHA Mickael MATAVAR RAHA NITARAIGNY FA DIBON-DRANO NY VAHOAKAN'NY FOKONTANY ANTSONASONA ANTALAHA.

NIJALY TAO ANATIN'NY RANO MALOTO NY VAHOAKA NOHON'NY RANO TSY MANDEHA VOKATRY NY FAHATSETSENAN'NY KANALIN-DRANO IZAY TSY NISY NANADIO.
VAO NAHAZO FITARAINANA NY PDS DiA NIDINA IFOTONY AVY HATRANY KA NANADIO NIARAKA TAMIN' IREO VAHOAKA TAO AN_TOERANA, MITOHY HATRANY MOA NY FANADIOVANA ATAON'NY COMMUNE URBAINE ANTALAHA.

VONJIMAIKA IZAO FAMAHANA OLANA IZAO FA HAPETRAKA NY VAHAOLANA MAHARITRA HIALANA AMIN' ITY LOTO ITY.
MANENTANA NY VAHOAKA MBA TSY HANARY FAKO HENY ANKANALY NY PDS ARY TOKONY SAROTINY AMINY FANANANA IOMBONANA. ISIKA

Photos from PDS de la Commune Urbaine Antalaha's post 24/08/2024

SAMEDI 24 AOΓ›T 2024 NAMALY ANTSO AVY HATRANY NY PDS COMMUNE URBAINE ANTALAHA Mickael MATAVAR, REHEFA MILA FANOHANANA NY CEG MAHERIFODY.

TΓ”LE, CIMENT, RIMBA FEFIN'NY SEKOLY NO NATOLOTR' i PDS Mickael MATAVAR, NANDRITRAN'NY ASA TAGNAMARO FANADIOVANA NY CEG MAHERIFODY ANTALAHA.
ISAORANA IREO MPIARA_MIOMBON'ANTOKA NIARA NISALAHY .

TAMIN-KAFALIANA NO NANDRAISAN'IREO RAY AMNDRENIN'NY MPIANATRA TAO AMIN'NY CEG MAHERIFODY NY PDS

Photos from PDS de la Commune Urbaine Antalaha's post 23/08/2024

MARDI 20 AOΓ›T 2024 NIHAINO MANOKANA NY HETAHETAM-BAHOAKA TAO AMINY FOKONTANY ANTEVIALA NY PDS COMMUNE URBAINE ANTALAHA Mickael MATAVAR, TSAPA NANDRITRA IZAIGNY MILA FAMPANDROSOANA HAINGANA AVY AMINTSIKA NY FOKONTANY ANTEVIALA ARY FALY ZAREO NINTSIDIHAN' i PDS.

ANKAFALIANA SY HARAVOANA TANTERAKA NISY TETO NIARAKA TAMIN' IREO RAY AMNDRENY TETO ANTEVIALA, HATAONTSIKA LAHARAM-PAHAMEHANA NY FANDROSOANA HOAN'NY ITY FOKONTANY ITY.

Photos from PDS de la Commune Urbaine Antalaha's post 21/08/2024

MARDI 20 AOΓ›T 2024: ASA TAGNAMARO VANTANDELAHY AMIM-BIAVY MATANJAKA NIARAKA NIROTSAKA ANTSEHATRA NAGNANO ASA TAGNAMARO FANATSARANA SY FANAOVANA KANALIN-DRANO TERRAIN BAOLINA AO AMINY FOKONTANY ANTEVIALA COMMUNE URBAINE ANTALAHA.

SADY MIASA ATSIKA NO MANAO FITSIDIHANA MIHAONA AMINY VAHOAKA HOY NY PDS Mickael MATAVAR RAHA TONGA NANDRAY ANJARA MAVENTY TAMIN' ITY ASA TAGNAMARO ITY, NIARAKA TAMINY PDS NANDRITRA IZAIGNY NY "ANJ Antalaha Nintsika Jiaby"
NANKASITRAKA IZAO FINIAVIN'NY PDS IZAO NY VAHOAKA TAO ANTEVIALA SATRIA SAMBANY MBA NISY PDS NA MAIRE MIARAKA AMINY VAHOAKA KARAHA ITY HOY NY FANAZAVANA NENTIN'NY TANGALAMENA TAO ANTOERANA.

NAMBARANY PDS FA ATSIKA JIABY MIARAKA MALAKY MAMPANDROSO COMMUNE URBAINE ANTALAHA, ARY VONONA AMIN' IZAIGNY IZY.
NA DIA LAVITRA SY SARO-DALAGNA AZA NY MANDEHA ANTEVIALA TSY ATAOKO TAMBANA HIONAKO AMINY VAHOAKA HOY PDS MARIKA IZAIGNY ITY ASA TAGNAMARO NATAONTSIKA ITY HO FANATSARANA NY KIANJA FILALAOVA-BAOLINA ANTEVIALA ITY.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antalaha?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Commune Urbaine Antalaha
Antalaha
206