Federasiaonin'ny mpikanto ny teny sy ny soratra FMTS

Federasiaonin'ny mpikanto ny teny sy ny soratra FMTS

Share

TENY FANEVA
Teny ifampitàna,soratra ifandovàna
TENY FILA MATRA
Fitaovana,fifandraisana,Firaiketana

12/01/2025

FILAZANA MANJO
Amin'alahelo lehibe no ilazana amintsika fikambanana mivondrona ato amin'ny FMTS fa namoy ny reniny omaly 11 janoary hariva ny filoha lefitra Brentch Mbolamasoandro koa ilazana isika. Ny razana dia efa nafenina any@fasan-drazany mirary fiononana feno ho azy s'y ny fianakaviana manontolo ialana tsiny ny fahataran'ny filazana n

Send a message to learn more

Photos from Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina's post 18/04/2024
Photos from Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina's post 21/02/2024

isaorana daholo ny mpandray anjara e! 👍🙋

21/02/2024

Mbola niezaka koa nihaona tamin'andrimatoa DIR CAB eo anivon'ny ministeran'ny serasera sy ny kolontsaina, izany rehetra izany dia mba hampandrosoana an'ity FMTS malalantsika ity Ka tsy nitandroana havizanana sy hanohanana.
Mankasitraka ry namana isany a! 😍 😍 😍

Photos from Federasiaonin'ny mpikanto ny teny sy ny soratra FMTS's post 21/02/2024

Taorian'ny fizarana mari - pandraisana anjara dia nihaona tamin'andrimatoa ministry ny serasera sy ny kolontsaina ny biraon'ny FMTS

Photos from Federasiaonin'ny mpikanto ny teny sy ny soratra FMTS's post 21/02/2024

Tenin-dreny, fanolorana mari-pandraisana anjara
Hetsika notontosaina tao amin'ny efitrano Dox tranombokim-pirenena Anosy Antananarivo

Photos from Federasiaonin'ny mpikanto ny teny sy ny soratra FMTS's post 15/02/2024

Atrik'asa momban'ny fanoratana. ny teny malagasy dia anisan'ny nandray anjara isika tato amin'ny FMTS, androany 15fevrier 2024 izay natao tao amin'ny efitrano Dox, tranombokim-pirenena Anosy 👍👍👍

Photos from Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina's post 15/02/2024

Ny androany

12/02/2024

Amin'alahelo lehibe no ilazana amintsika rehetra fikambanana mivondrona eto anivon'ny FMTS fa ny namantsika Cadet na Andriantsarazoky Jean Cadet dia nantsoan'ny Ray hody any aminy ny 11 Febroary
izy moa dia mpikambana feno eto anivon'ny FMTS ary birao am-perin'asa izao lasa izao
noho izany dia antsoana isika fikambanana mivondrona eto anivon'ny FMTS rehetra mba hifampizara ny mavesatra
Ka ny talata izao 13 Febroary 2024 izao amin'ny 4ora no hiara - hidodododo isika hankahery ny fianakaviany koa eo amin'ny GAMO Ampasampito no fotoana
Tongava maro isika fa eo no hampisehoantsika ny firaisan - kina amin'io namantsika io sy hanatanterahantsika ny adidy farany aminy
Miltondra famangiana ny isam-pikambanana

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ex Somacodis Analakely
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00