13/01/2026
Manakory e!
Ambany ny tsindry ny Atmosfera izay no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
ALAROBIA 14 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
🌦️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka eto Antananarivo sy Manjakandriana ,mety arahin-kotroka kosa ny distrika sisa.
🌡️🌡️ Maripàna : 17°C - 26°C
ALAKAMISY 15 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️🌦️ Tolakandro/hariva : Hanorana tafin-drahona malefaka any Anjozorobe , Hanorana tafin-drahona mety arahin-kotroka kosa ny distrika sisa .
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 26°C
ZOMA 16 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tafin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 26°C
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra!!
12/01/2026
Faly miarahaba antsika indray e!
Ambany ny tsindry ny Atmosfera izay no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
TALATA 13 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
🌦️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka any Anjozorobe. Hanorana tandrifn-drahona malefaka kosa ny distrika sisa.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 26°C
ALAROBIA 14 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tafin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 16°C - 25°C
ALAKAMISY 15 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tafin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 26°C
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra!!
09/01/2026
Miarahaba tompoko !
Ambany ny tsindry ny Atmosfera izay no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
SABOTSY 10 JANOARY 2026
☁️🌦 : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Anjozorobe sy Manjakandriana , Handrahona kosa ny ny distrika sisa ny tontolo andro
☁️
🌡️🌡️ Maripàna : 17°C - 26°C
ALAHADY 11 JANOARY 2026
☁️🌦 : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Manjakandriana , Handrahona ny distrika sisa ny tontolo andro .
🌡️🌡️ Maripàna : 15°C - 27°C
ALATSINAINY 12 JANOARY 2026
☁️🌦 Maraina : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Anjozorobe sy Manjakandriana , Handrahona ny distrika sisa .
🌦⛈️Tolakandro/hariva:Hanorana tandrifin-drahona mety arahin kotroka any Ankazobe , Hanorana tandrifin-drahona malefaka ny distrika sisa .
🌡️🌡️ Maripàna : 17°C - 26°C
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra inadray ary eee !!
08/01/2026
Manakory e!
Ambany ny tsindry ny Atmosfera izay no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
ZOMA 09 JANOARY 2026
☁️🌦 Maraina : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Manjakandriana , Handrahona kosa ny ny distrika sisa .
☁️🌦 Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Anjozorobe sy Manjakandriana , Handrahona ny distrika sisa .
🌡️🌡️ Maripàna : 19°C - 27°C
SABOTSY 10 JANOARY 2026
☁️🌦 : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Anjozorobe sy Manjakandriana , Handrahona ny distrika sisa ny tontolo andro .
🌡️🌡️ Maripàna : 19°C - 26°C
ALAHADY 11 JANOARY 2026
☁️🌦 : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Anjozorobe sy Manjakandriana , Handrahona ny distrika sisa ny tontolo andro .
🌡️🌡️ Maripàna : 17°C - 27°C
Mirary tontolo andro mahafinaritra oo !!
07/01/2026
Miarahaba e!
Ambany ny tsindry ny Atmosfera izay no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
ALAKAMISY 08 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny ny distrika .
🌦🌦 Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 27°C
ZOMA 09 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
☁️🌦 Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Manjakandriana sy Anjozorobe , Handrahona kosa ny distrika sisa .
🌡️🌡️ Maripàna : 19°C - 27°C
SABOTSY 10 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
☁️🌦 Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Manjakandriana , Handrahona ny distrika sisa .
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 27°C
Mirary soa hatrany oo !!
06/01/2026
Salama e!
Ambany ny tsindry ny Atmosfera izay no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
ALAROBIA 07 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny ny distrika .
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 26°C
ALAKAMISY 08 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️🌦 Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka any Ankazobe , Hanorana tandrifin-drahona malefaka ny distrika sisa .
🌡️🌡️ Maripàna : 19°C - 27°C
ZOMA 09 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
☁️🌦 Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Manjakandriana sy Andramasina , Handrahona ny distrika sisa .
🌡️🌡️ Maripàna : 19°C - 27°C
Mirary soa hatrany !!
05/01/2026
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026 ho Taona zina ho antsika rehetra anie ity taona ity !
Ambany ny tsindry ny Atmosfera izay no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
TALATA 06 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Ho maloka any Andramasina , Handrahona kosa ny ny distrika sisa .
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 19°C - 27°C
ALAROBIA 07 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
🌦⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona? malefaka any Ankazobe , Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka ny distrika sisa .
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 28°C
ALAKAMISY 08 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 27°C
💐💐Hitondra soa sy fanambinana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao ity .
Mirary soa hatrany !!
31/12/2025
Miarahaba nahatratra ny farany e!
Atmosfera tsy mari-toerana no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
ALAKAMISY 01 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 27°C
ZOMA 02 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 28°C
SABOTSY 03 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 27°C
samy ho tratrin'ny rahampitso daholo isika!!
Manaova fety sambatra!!
30/12/2025
Miarahaba indray!
Atmosfera tsy mari-toerana no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
ALAROBIA 31 DESAMBRA 2025
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 17°C - 26°C
ALAKAMISY 01 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️🌦️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Andramasina, Ambohidratrimo ary eto Antananarivo renivohitra, Avaradrano sy Atsimondrano. Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka ny distrika sisa.
🌡️🌡️Maripàna : 18°C - 26°C
ZOMA 02 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️🌦️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Ankazobe. Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka ny distrika sisa.
🌡️🌡️Maripàna : 18°C - 27°C
Mirary soa!!!
29/12/2025
FAMPITANDREMANA NOHO NY FAHABETSAHAN’NY ROTSAKORANA | 29 Desambra 2025
⚠️ Vinavinaina hanatombo kokoa ny rotsak’orana ho an’ny faritra sasany amin’ny afovoan-tany sy afovoany-atsinanan’ny Nosy. Tombanana hahatratra 30 hatramin’ny 70 mm ny tahan’ny rotsakorana ao anatin’ny 24 Ora.
▶️FE-POTOANA :
✓ Anio Alatsinainy 29 Desambra 2025.
▶️FIANTRAIKANY :
✓ Fikorontanan’ny asa aman-draharaha andavanandro;
✓ Fiandronan’ny rano amin’ireo toerana mora tondraka;
✓ Fiakaran’ny renirano, fihotsahan’ny tany sy ny lalana amin’ireo toerana marefo.
▶️FARITRA VOAKASIKA :
📕📕 Fampitandremana miloko mena: Analamanga, Arivonimamo, Ambatolampy, Antanifotsy, Anosibe an’Ala, Moramanga, Marolambo, Mahanoro, Antanambao Manampotsy , Vatomandry ary Brickaville.
❌❌Entanina ny rehetra mba hanaraka tsy tapaka ny toromarika atolotry ny tompon’ andraikitra eny ifotony. ❌❌
🔑 Météo Madagascar
Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar
29/12/2025
Faly miarahaba antsika rehetra!!
Atmosfera tsy mari-toerana no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
TALATA 30 DESAMBRA 2025
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 19°C - 27°C
ALAROBIA 31 DESAMBRA 2025
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️🌦️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Andramasina. Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka ny distrika sisa.
🌡️🌡️Maripàna : 17°C - 28°C
ALAKAMISY 01 JANOARY 2026
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️🌦️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Andramasina. Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka ny distrika sisa.
🌡️🌡️Maripàna : 18°C - 27°C
Mirary soa antsika rehetra!!!
26/12/2025
Miarahaba nahavita soa ny krismasy!!
Atmosfera tsy mari-toerana no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro eto ANALAMANGA.
Toy izao ny vina mandritra ny 3 andro
SABOTSY 27 DESAMBRA 2025
🌦️🌦️ Hanorana tandrifin-drahona malefaka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 24°C
ALAHADY 28 DESAMBRA 2025
☁️🌦️ Maraina : Handrahona any Manjakandriana. Hanorana tandrifin-drahona malefaka kosa ny distrika sisa.
⛈️🌦️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona malefaka any Ambohidratrimo sy Antananarivo Atsimondrano, Avaradrano ary renivohitra. Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka ny distrika sisa.
🌡️🌡️ Maripàna : 18°C - 25°C
ALATSINAINY 29 DESAMBRA 2025
☁️☁️ Maraina : Handrahona manerana ny distrika.
⛈️⛈️ Tolakandro/hariva : Hanorana tandrifin-drahona mety arahin-kotroka manerana ny distrika.
🌡️🌡️ Maripàna : 19°C - 28°C
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika!!!