01/06/2023
Trano gasy gasy🇲🇬.
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Etu.Re.Bat, Government Building, Razafindrabmaheryi@gmail. com, Antananarivo.
01/06/2023
Trano gasy gasy🇲🇬.
15/12/2022
Miarahaba atsika indray.
Izahay dia miazara hatrany ny asa vitanay.
Ary tsy mitsahatra ny manome ny tsara 👍ho anao.
Koa aza misalasala ary mifampiresaka fa vonona ny andray anao hatrany izahay
14/12/2022
Faly miarahaba an tsika rehetra indray.
Toy izao indray ny asa atolotray ho anao anio.
Villa basse modern.
2Ch â coucher
Cusine, coin repas
Séjours
SDE
Toy izao ny asa vitanay koa aza misalasala ary mifampiresaka fa vonona ny handray anao foana izahay
11/12/2022
Ooohhh re olona a.🤩
Promotion Noël.
Amin izao akatroky ny fety izao dia manao promotion izahay hoan'ny izay hampanao plan sy devis rehetra.
Koa aza misalasala ary manantona ao amin'hafatra miafina👍
06/12/2022
Hey hey hey...😀
Tonga indray izahay hanome ny tsara👍nefa mora B🤑
Izahy dia manao ny asa rehetra momba ny trano toy ny:
🔹Plan2D ( plan architecture) izay azahoana permis de construire
🔹Modélisation 3D ( int,ext)
🔹Devis QUANTITATIF,ESTIMATIFS
🔹Plan d'exécution
🔹RÉALISATION
Koa aza misalasala ary tompoko fa eto izahay vonona ny handray anao.
Mankasitraka tompoko
02/12/2022
🇲🇬TRANO GASY 🇲🇬
Hafa iany ny MALAGASY🇲🇬 rehefa manao zavatra.
Teto dia tena nirona tamin'ny maha MALAGASY🇲🇬 indray izahay tamin'ity projet ity.
Faly ary tena faly tokoa ny tompony ka nomenay kadoa RENDUE VIDEO.
izahay dia vonona hatrany mba hanome ny tsara ho anao.Ary amin'izao volan'ny Noël 🎅 izao dia: MANAO PROMOTION IZAHAY.
Ka mahazo réduction hatramin'ny -10% ianao izahay hampanao plan sy devis ato aminay.
01/12/2022
Miarahaba tompoko.
Projet R+1 indray no atoloyray ho anao anio.
R+1 ( S bâti: 88m²)
4ch + SDE, living ,cuisine ,coin repas
Tamin'ny sarany mora dia mora no nanaovanay ny (plan2D,3D,Devis)
Koa aza misalasala ary tompoko mifampiresaka amin hafatra miafina na miantso ny TEL 0346602524. fa ny tombo_tsoa anao no antoky ny fahombiazanay.
21/11/2022
Ny asa vita nay
21/11/2022
Manasa an tsika hitsidika ny pejy
18/11/2022
Villa basse indray no oentinay ho anao anio.
Surface batî 80m²
2ch + 1ch avec SDE
Sejour+coin repas+cuisine
Garage de 17m²
Ho anao izay manana vinavina ny hanangana trano,na ihany koa liana amin'ny asa ataonay ka tia hiara iasa aminay.
Vonona hatrany izahay andray anao.
N.B: Ny asa atao rehetra dia manarak ny norme sy ny art
KOA AZA MISALASALA ARY MIFAMPIRESAKA TOMPOKO.
MANKASITRA INDRINDRA TOMPOKO
12/11/2022
Miarahaba tompoko.izahay ato amin ny ETU RE BAT dia faly manolotra ho anao indray ity sangan_asa vitanay ity.
Ko aza misalasala ary tompoko mitsidika ny pejy fa vonona izahay andray anao.mankasitraka tompoko
| Monday | 07:00 - 20:00 |
| Tuesday | 07:00 - 20:00 |
| Wednesday | 07:00 - 20:00 |
| Thursday | 07:00 - 20:00 |
| Friday | 07:00 - 20:00 |
| Saturday | 07:00 - 20:00 |