Com TIM Anjeva Gare

Com TIM Anjeva Gare

Share

Misaotra anao mankatoa izany

Miarahaba anao tonga eto amin'ny pejin'ny TIM Anjeva Gare
Natao hifandraisan'ny samy mpikambana sy ho fifampitam-baovao ao anatin'ny fahamendrehana sy fanajana ny lalàna velona eto.

19/04/2024

Lasa izao !

22/11/2022

Sabotsy 26 Novambra 2022 @ 10ora maraina !

17/09/2022
Photos from 24h Mada's post 16/09/2022
05/08/2022
17/06/2022

Ny antoko TIM eto amin'ny distrika NOSY-Be izay isoloan'ny birao DISTIM Nosy-Be tena , ny mpikambana TIM rehetra dia :
-Manameloka ny fanagadrana tsy ara-drariny an'i Ninie DONIA ,izay filohan'ny DISTIM Nosy Be, nohon'ny tsy fitovian-kevitra
Miantso ny tompon'andraikitra mba handinika sy hamaha izao olana izao haingana indrindra ao anatin izao fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena izao.

Mangataka ny famoahana azy sy ireo olona hafa izay voatazoana miaraka aminy tsy misy hatak'andro

08/06/2022

Ampitapitao ity hafatra ity:
Ho an'ny Birao ComTim, Vehivavy Tiako, Jeune Tim (eny @ Akona Alasora ny anjarantsika)

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Antananarivo
103