Tanora Sahy Manova offisialy

Tanora Sahy Manova offisialy

Share

Politique

Photos from Tanora Sahy Manova offisialy's post 21/05/2024

AMBOHIDRAPETO-ITAOSY

Miaraka amin'i Alain Ratsimbazafy Atsimondrano Ofisialy
Laharana faha-7

Photos from Tanora Sahy Manova offisialy's post 12/05/2024

Kaominina ALAKAMISY FENOARIVO
Fokotany:Tsarahonenana, Anjanamaro, Manakasina, Antanimena Ambohijatovo.
Nidina ifotony ny ekipa nanao fanentanana,
Resy Lahatra ny olona fa hisafidy ny candidat laharana faha 7 (N°7)Alain Ratsimbazafy
Misaotra ny ekipa @

08/05/2024

Fidio Alain Ratsimbazafy.izy no mendrika hisolo Vava antsika ety @ distrika Antananarivo Atsimondrano

07/05/2024

FANASANA CARAVANE.

Manasa antsika mpanohana rehetra izay manana fiara na moto hiara hifanotrona amin'ny tenako sy ireo mpiray lisitra amiko amin'ny FANOKAFANA NY PROPAGANDE rahampitso 08 Mey manomboka amin'ny 8 ora sy 30 minitra fiaingana QG BYPASS, marihina fa toerana maro no ho tetezintsika miaraka.

Tongava maro.

Photos from Tanora Sahy Manova offisialy's post 25/04/2024

KAOMININA ALAKAMISY-FENOARIVO.

Tamin’ity anio ity dia teny amin’ny Kaominina Alakamisy-Fenoarivo indray ny tenako sy ireo ekipa miaraka amiko no nanantateraka fidinana ifotony,sady nifampiresaka nivantana tamin’ireo vahoaka ary koa nampahafantatra ny laharana misy ahy sy ireo mpiray lisitra amiko dia ny laharana faha-7 izany.

"Ny hery tsy mahaleo ny fanahy"

Photos from Tanora Sahy Manova offisialy's post 25/04/2024

COMMUNE BONGATSARA.
Fidinana ifotony sady fifampiresahana tamin'ireo mponin'i Bongatsara.Ity ihany koa no andro nampahafantarana ny Kandida laharana faha-7 amin'ny fifidianana Solombavambahoaka ho avy.
Ankasitrahana feno ireo tonga nanatrika izany ary inoako fa santatra ambava rano ihany izy ity ary ny manetsa be mbola ho avy.
"Ny hery tsy mahaleo ny fanahy"

09/04/2024

Manasa antsika tsy an-kanavaka ho tonga hanatrika ny fanolorana amin'ny fomba ofisialy ny Kandidà Solombavambahoaka eto amin'ny Distrikan'Antananarivo Atsimondrano ny asabotsy faha-13 Aprily ho avy izao.

Marihina fa io ihany koa no fotoana hananganana ny Komity mpanohana, koa manainga an-tsika rehetra izay vonona sy manana hetaheta hiaramiasa ary hifanohana na olon-tsotra na fikambanana na antoko politika na vovona maro samihafa ho tonga amin'io daty io manomboka amin'ny 9 ora maraina.

Misaotra tompoko.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo