Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.

Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.

Share

Mamorona sy mivarotra ireo document momba ny fampianarana. Mampanao cours particulier maths et Pc.

Photos from Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.'s post 20/02/2026

✅ Fichier : Corrigé BEPC HISTOGEO EC 2006 à 2024.
☑️Classe : Troisième.
☑️ Contenus : Corrigé (plan détaillé + redaction) complet.
☑️ Nombre de pages : 70 pages.

📥 Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
📬 Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Mpampianatra misehatra @ fampianarana toa anareo izahay, fa sady mamorona document entina manampy ireo mpiara-miasa toa anareo.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay.

Photos from Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.'s post 12/02/2026

Pour le lycée...
✅ Fichier : Leçon HISTOGEO.
✅ Classe : Seconde (2nde) nouveau programme.
✅ Contenus : complet.
✅ Nombre de page : 57 pages.
✅ Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
✅ Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Nous sommes des enseignants et créateurs de documents du système éducatif malgache.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay, ao ihany koa ny pack étudiaant et enseignant.

Photos from Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.'s post 09/02/2026

Vokatra fevrier...
✅ Fichier : Leçon HISTOGEO - EDUCATION CIVIQUE.
✅ Classe : Quatrième (4ème).
✅ Contenus : complet.
✅ Nombre de page : 57 pages.
✅ Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
✅ Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Nous sommes des enseignants et créateurs de documents du système éducatif malgache.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay, ao ihany koa ny pack étudiaant et enseignant.

02/02/2026

⁉️ Fantatrao ve fa ny examen 2000 à 2025 dia misy 26 sessions be izao ?

✅ Kanefa dia 230ar monja dia mahazo session iray ato aminay, izay natao mis en page manaraka norme. 😳

✅ Ary 460ar monja ihany koa dia mahazo corrigé NATAONAY en détail, mazava tsara. 😳

⁉️ Fantatrao ve fa ireo lesona avoakanay dia nandalo fikarohana, saisie, adaptation @ programme antsika malagasy vao mivoaka amidy eto ?

✅ Kanefa dia 5.000ar monja ny matiere iray izay ahitana +50pejy @ akapobeny. (Izany hoe -100ar par page 🥺)

🚫🚫 Tadidio fa prix fandraisan'anjara ireny ho fanampiana antsika ato @ sehatry ny fanabeazana, fa tsy mahaefa ny vidiny ny fotoana sy vola lany namoaka ireny. 🚫🚫

☑️ Olona vonona hanohana sy mahatsapa ny lanjan'ny fanabeazana no cible-nay tompoko, fa tsy olona mampitaha ny document anay @'ireo pitelecharge document @ internet amidy. Raha mahita concepteur toa anay ianareo ka mora noho ny anay, tsara tsodrano fa any mividy 😊

P.S : Hafa ihany ny qualité nataona mpampianatra, hafa ihany ny creation malagasy, tsy hitovy @ internet mihitsy.

Eto ihany no mivarotra document nataonay, ny ankoatra izay dia mpisoloky,
Mandefasa mp aminay ary raha mitady lay document tena tsara indrindra ianao 😊

Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31

Photos from Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.'s post 31/01/2026

Vokatra vaovao...
✅ Fichier : Leçon HISTOGEO - EDUCATION CIVIQUE.
✅ Classe : Cinquième (5ème).
✅ Contenus : complet.
✅ Nombre de page : 53 pages.
✅ Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
✅ Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Nous sommes des enseignants et créateurs de documents du système éducatif malgache.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay, ao ihany koa ny pack étudiaant et enseignant.

Photos from Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.'s post 28/01/2026

Ry Ray aman-Dreny, mpanabe, mpianatra...

📚 Tsy ampy ve ny lesona any ampianarana na te hanana lesona feno ianao ?

📙 Te hahita sujet bepc na bacc 2000-2025 ve ianareo classe d'examen miaraka @ valiny antsipirihany hahaizanao azy ?

💡💡ATO AMINAY NY VAHAOLANA 💡💡

🗂️🔑Lesona complet, sujet bepc et bacc complet 2000-2025, CORRIGÉ en détail nataonay (tonga de azonao io rehefa vakiana e 😁)

⚠️ Vokatra avy aminay ihany no hita ato ⚠️

Raha mahaliana anao dia mandefasa mp aminay avy hatrany fa tsy commentaire fotsiny ihany.

📳 Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31 / 032 15 957 61.
📧 Whatsapp : 034 40 942 72

P.S : Omena capture kely eto ianareo hahitanareo ny qualité.
Payant ny document, asa mafy ny fikarohana sy namoahana azy ireny, koa misaotra anareo efa nanjifa sy nanohana anay.

Photos from Fampianarana - Fianarana - Fanabeazana eto Madagasikara.'s post 19/01/2026

✅ Fichier : Leçon HISTOGEO - EDUCATION CIVIQUE.
✅ Classe : Sixième.
✅ Contenus : complet.
✅ Nombre de page : 53 pages.
✅ Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.
✅ Envoye par : mp ou mail ou whatsapp.

⚠️ NY MAMPIAVAKA ANAY ?
Nous sommes des enseignants et créateurs de documents du système éducatif malgache.

Mahaliana anao ? Mandefasa mp.

N.B : Misy lesona, sujet corrigé hafa maro samihafa koa efa vitanay, ao ihany koa ny pack étudiaant et enseignant.

09/01/2026

Cours de Maths et PC.
Mandefasa mp izay liana 😊

Contact : 034 40 942 72 / 033 08 186 31.

08/01/2026

▶️ HO ANTSIKA MPAMPIANATRA REHETRA INDRAY ITY.
Mandefasa mp izay liana tompoko.

Nous sommes des créateurs de documents du système éducatif malgache.

Contact :
034 40 943 72 / 033 08 186 31 / 032 15 957 61.
Whatsapp : 034 40 942 72.

08/01/2026

▶️ Ho an'ireo Ray aman-dreny na mpianatra.
Mandefasa mp izay liana tompoko.

Nous sommes des créateurs de documents du système éducatif malgache.

Contact :
034 40 943 72 / 033 08 186 31 / 032 15 957 61.
Whatsapp : 034 40 942 72.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101