๐andao hiara dia ๐
Co Transam Menabe
Taxi brousse ,fourgon
01/01/2025
๐๐BONNE ANNรES 2025 ๐๐
Tonga soa ny Taona 2025, arabaina isika rehetra izay tratry ny ity taona vaovao ity. Ho taona zina sy feno fahombiazana ho antsika anie ity taona ity.
โญIzahay equipe COTRANSAM Plus kosa dia misaotra an'Andriamanitra manokana noho ny asa rehetra vita ny Taona lasa, ary ankasitrahana manokana ho anareo izay natoky anay ary izay mbola matoky anay
โญAry izahay dia mirary ny soa sy ny tsara ary ho taona feno fifaliana sy fahombiazana ary fanambinana anie ity taona ity...
Ho fitaterana ieran doza sy ny ratsy rehetra.
โฅ๏ธHo samy tahin'Andriamanitra anie isika rehetra โฅ๏ธ
Miverina misokatra izahay ny 02 janoary2025.
Misy ny fanomezana surprise antsika Tonga voalohany๐๐
26/06/2024
๐๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌTratry ny asaramanitra e!๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ๐
Mirary fety sambatra eo ambany fitahian'Andriamanitra ho antsika rehetra.๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ Izahay atao amin ' ny cotransam premium Namontana _ Morondava_ Farafangana.
"Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany." Salamo 33:12 ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ
Manaova fety sambatra lavitry loza daholo
"Andao hiara- dia "
07/06/2024
๐ฏ๐๐๐งณ
07/06/2024
๐๐
07/06/2024
Salama daholo o๐
Izahay ato amin'ny
๐Cotransam Premium ๐dia maneho fisaorana sy fankasitrahana antsika rehetra nisafidy niara_dia taminay tao anatin'izay fotoana nisokafanay izay๐โค๏ธ,
๐๐๐งณ
vonona hanome fahafaham_po sy hanolotra ny Tsara ho anareo mpandeha hatrany izahay๐ฅฐ
"Andao hiara-dia" Ary
Reservation:Tana๐0385315335
Morondava
๐0385315334
๐Mankasitraka Tompoko๐
06/06/2024
๐๐๐Andao hiara- dia๐๐๐
4999 Tbr,1249 Tbr
15h00,๐
23/05/2024
๐๐๐Miarahaba antsika rehetra ooooh ๐๐๐
๐๐๐Vaovao tsara be no atolotra antsika,efa misokatra ny Cotransam Plus mampitohy an' Antananarivo sy Morondava:
๐๐ Antananarivo-Morondava
Manomboka ny Zoma 24 May 2024 amin'ny 3ora tolakandro
Toerana: Pharmacie Namontana
Famandrihan-toerana: 0385315353-0320515353
๐๐Morondava Antananarivo
Manomboka ny Alatsinainy 27 May 2024 amin'ny 11 ora atoandro
Toerana: Gare Ravinala
Famandrihan-toerana: 0385315343-0320751313
๐๐Saran-dalana: 55.000 Ariary
๐๐Cotransam Plus๐๐
๐๐Andao hiara-dia๐๐
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Rn7, Rn34, 35
Antananarivo
