25/06/2026
Direction Régionale du Commerce et de la Consommation de Vakinankaratra
Lot 24Q20 Manodidina ny Gara Antsirabe https://www.facebook.com/drccvak
25/06/2026
25/06/2026
[25 jona 2026]
FIAROVANA NY MPANJIFA
Karazan’entana lany daty nodorana teto Antsirabe.
Nahazoam-bokatra ny fidinana nataon’ny DRCC Vakinankaratra teny amin’ireo mpivarotra mpamongady sy mpaninjara. Entana lany daty maromaro no tratra tany amin’izy ireo.
Araka ny fomba fanao dia nodorana avy hatrany ireo entana lany daty ny alarobia 24 jona 2026.
Sary DRCC Vakinankaratra
23/06/2026
Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Lot 24Q20 Manodidina Ny Gara
Antananarivo
110
