Cavalerie de la gendarmerie - Peloton Monté

Cavalerie de la gendarmerie - Peloton Monté

Share

Service d'honneur "Sabre au clair" et "Intervention"

Photos from Primature -  Lapan'i Mahazoarivo's post 17/10/2023
Photos from Cavalerie de la gendarmerie - Peloton Monté's post 26/06/2023

26 Jona 1960 - 26 Jona 2023
Feno 63 taona ny niverenan'ny fahaleovantenan'ny Madagasikara sy nitsanganan'ny Foloalindahy Malagasy.

👮‍♂️👮‍♂️👮‍♂️Maro ny seho nanamarihana izany, ka isan' izany ny Matso lehibe teo amin'ny kianjan'ny Barea Mahamasina notanterahin'ny Foloalindahy Malagasy sy ireo vondronkery samihafa misy eto amintsika.

🐴🐴🐴Nandray anjara mavitrika tamin'izany koa moa ny avy ao amin'ny Saiholafy mpitaingina soavaly ny Hery vonjy taitran'ny Zandarimariam-pirenena. Anisany nampiavaka ity matso ity moa dia sambany izao no nisy zandary vehivavy voalohany 👮‍♀️nandray anjara tamin'izao matso mitaingina soavaly izao tato anivon'ny Zandarimariam-pirenena, izay nivoaka tamin'ny andiany farany teo. Efa maro ireo zandary namana zandry no efa misafidy ity taranja ity, ary efa eo am-piandrasana ny andiany manaraka sahady hiany koa moa ny ato amin'ny saiholafy izay nisy zandary vehivavy maromaro no nandray anjara tamin'ny fifaninanana.

👮‍♂️👮‍♀️💪

15/10/2021
15/07/2021

DÉFILÉ FRANÇAIS 14 JUILLET 2021
Sarotra ny mampifanaraka fisainana roa samihafa, eny na samy olombelona aza. Tsy hitovy velively @ fiara na irony kodiaran-droa irony, izay ny sainao sy ny fahaizanao hiany no mitondra azy. Eto dia biby no entina mirindra, ka mampifanaraka azy amin' izay hatao sy tadiavina ary ilaina amin'izy roa (couple cavalier-cheval) ary manana ny sainy manokana na dia voabaiko sy efa fantatrao aza ny toetrany sy ny fambara izay mety ho hita sy tadiaviny dia misy hiany ny indro kely indraindray ary tsy hampoizina.

Bon courage A ces cavaliers...

Photos from Cavalerie de la gendarmerie - Peloton Monté's post 11/07/2021

FAMARANANA SY FAMOAHANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY IREO
MPIOFANA "MPANOFANA HO MPITAINGINA SOAVALY"
(FORMATION_DES_FORMATEURS)

**** NY ZOMA FAHA 09 JOLAY 2021, DIA TONTOSA TENY AMIN'NY COUNTRY CLUB MARLIX ANDAKANA DISTRIKAN' AMBOHIDRATRIMO FARITRA ANALAMANGA NY FAMOAHANA IREO MPIOFANA. MIISA 11 IZY IREO, IZAY AVY AMIN'NY KLIOBA MAROMARO MISY ETO ANDRENIVOHITRA TOA NY: (CLUB D'IMERINA - GENDARMERIE - MARLIX - COT - ANTANANDRANO - CENTAURE - SNS...) KA NY 05 AMIN'IZY IREO DIA ZANDARY AVY ATO AMIN'NY PELOTON MONTE/ESCADRON MIXTE/GI/FIGN FORT-DUCHESNE.
**** 06 VOLANA NY FAHARETAN'NY FIOFANANA, KA NOFARANANA TAMIN'NY "CONCOURS COMPLET" (DRESSAGE, SAUT D'OBSTACLES, CROSS) SADY FANADINANA FARANY RAHA TEO IZANY, ARY SAMY NAHAZO DIPLAOMA AVOKOA IREO MPIOFANA REHETRA.
**** MARIHINA FA MANAM-PAHAIZANA MANOKANA ARY MATIANINA TARANJA IZANY (EXPERT EQUITATION) AVY AMIN'NY "FEDERATION EQUESTRE INTERNATIONAL" (FEI), DIA MR NO MPANOFANA NANOME NY TRAIKEFA REHETRA MANARAKA NY TOETR'ANDRO SY IRAISAM-PIRENENA.
**** NY Fédération Malagasy des Sports Equestres MOA NO NIKARAKARA NAHATONTOSA IZAO FIOFANANA IZAO KA ISAORANA MANOKANA:
- PRESIDENT FMSE Christian Ramarojaona,
- DTN FMSE Olivier Raharimanana,
- NY MPAMPIANTRANO (Mr CHARLE, MARLIX sy IREO EKIPANY REHETRA),
- NY KLIOBA REHETRA,
- FA INDRINDRA NY REPRESENTANT FEI (Mr ARNAUD MOLLARET).

Photos from Cavalerie de la gendarmerie - Peloton Monté's post 27/06/2021

DEFILE 26 JUIN 2021

Photos from Cavalerie de la gendarmerie - Peloton Monté's post 03/06/2021
Photos from Andry Rajoelina's post 02/05/2021
Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101