14/06/2026
TOLOTR'ASA HO ANAO
fans
Minisiteran'ny Asa, ny Fampananana Asa sy ny Asam-Panjakana
14/06/2026
TOLOTR'ASA HO ANAO
fans
14/06/2026
๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐ฅ๐ข ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ก๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ก-๐๐๐ฅ๐๐ ๐ : ๐ฉ๐ผ๐ฎ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ
Ny andininy faha-115 ao aminโny Lalร na laharana faha-2024-014 tamin'ny 14 Aogositra 2024 momba ny Fehezan-dalร na mifehy ny Asa no mamaritra ny andro tsy hiasana nefa handraisan-karama.
Taminโny 8 janoary 2026 dia efa navoaka taminโny alalanโny Didim-panjakana laharana faha-2026-006 ny lisitry ny andro fety ara-dalร na manan-kery eto Madagasikara ho anโny taona 2026.
Maro ny andinin-dalร na mamaritra ny fepetra manan-kery ho anโny mpiasa sy ny mpampiasa mikasika ny fanarahana ny andro tsy hiasana nefa andraisan-karama.
Sazianโny lalร na ny tsy fanajana ny zonโny mpiasa araka ny voalazanโny lalร na manan-kery.
13/06/2026
๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ : ๐
๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐
๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐ Dingana lehibe ho an'ny tanora ao Maintirano izao fampiofanana niompana manokana amin'ny Ilontsaina Artifisialy izao.
๐ซ Olona manodidina ny telopolo eo no nisitraka atrikasa fampahafantarana sy fanofanana anio sabotsy 13 jona 2026.
โ
Hetsika nifanomezan-tanana teo amin'ny Ministeranโny Asa, ny Fampananana Asa, sy ny Asam-Panjakana, ireo ratsamangaika ary ny Kaominina Maintirano izy ity, mikendry indrindra ny hanamora ny fidirana amin'ny sehatry ny asa sy ny fandraharahana.
โจ "Hampitombo ny fahafahanโny tanora sy ny tsy anโasa miditra aminโny sehatry ny asa ary hampiroborobo ny fandraharahana aminโny alalanโny fanomezana vaovao sy fahaiza-manao mifanaraka aminโny filร nโny tsena no tanjona," araka ny fanazavana azo.
โ
Teknika maoderina sy fampiasana IA:
โก๏ธ Ny nampiavaka ity atrikasa ity dia ny fampiasana ny teknolojia avo lenta. Na dia tany Maintirano aza ny fiofanana, dia taminโny alalanโny fifandraisana an-tserasera no nampitain'ireo mpampiofana avy amin'ny ONEF(Office Nationale de l'Emploi et de la Formation) sy ny DAIPJSE (Direction de l'Appui ร l'Insertion Professionnelle des Jeunes Sans Emploi / Fitaleavana misahana ny Tantsoroka hoan'ny Tanora sy ny tsy an'asa) ny fahalalany.
๐ Ankoatra ny fampahafantarana ireo sehatra ahitana asa sy ny dingana amin'ny fananganana orinasa ao Melaky, nampidirina voalohany tao anatin'ny fandaharana ny fampiasana ny Ilontsaina Artifisialy (IA) aminโny fandrafetana CV sy ireo teknika maoderina hiatrehana ny dinidinika eo anatrehan'ny mpampiasa.
Fitaovana vaovao ary hita fa mahomby ho an'ireo tanora vonona hiatrika ny tsenan'ny asa ankehitriny izany.
13/06/2026
"๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐:
๐๐ข๐ณ๐๐ซ๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐๐ง๐ญ๐๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐๐
๐จ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐๐ฉ๐ข๐๐ซ๐-๐ฆ๐ข๐จ๐ฆ๐๐จ๐งโ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐"
โจ Nosokafana omaly 12 Jiona teo aminโny Gare Soarano ny "Forum de lโOrientation et de lโEmployabilitรฉ" sehatra iray natokana hampifandraisana ny tanora, ny sehatry ny fanofanana ary ny tontolonโny asa.
๐ญ Nampivondrona ireo mpisehatra samihafa aminโny fanabeazana, ny fampiofanana arakasa ary ny fampananana asa ny hetsika, izay mikendry ny hanamafy ny fahafahanโny tanora miditra aminโny tsenanโasa sy hampiroborobo ny fampifanarahana ny fahaiza-manao amin'ny filร n'ny Orinasa.
๐ Nisolo tena ny Ministeranโny Asa, ny Fampananana asa ary ny Asam-panjakana nandritra izany ny Directeur de lโAppui ร lโInsertion Professionnelle des Jeunes Sans Emploi, Ramatoa ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ๐จ๐ก๐๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐ฅ๐๐ข๐ง๐, izay nanasongadina ny anjara toerana lehibe sahaninโny fitarihana sy ny fanofanana aminโny fanatsarana ny fahafahanโny tanora mahazo asa maharitra.
๐Nohamafisiny fa isanโireo laharam-pahamehanโny ministera ny fanohanana ny fampidirana ireo tanora tsy anโasa eo aminโny sehatry ny asa, aminโny alalanโny fanamafisana ny fifandraisana eo aminโny tontolonโny fampiofanana sy ny sehatra mpamokatra.
๐ซ Maro ireo tanora no liana ary nanatona ireo tranoheva mba handray ny torolalana sy fampahafantarana nentinโireo mpandray anjara taminโity hetsika ity.
๐ Ankoatra ny fanomezana torolalana momba ny lalam-piofanana sy ny asa mantsy, dia sehatra iray ahafahanโny tanora mifandray mivantana aminโireo mpandraharaha, mpampiasa ary ivon-toeram-piofanana ihany koa ny forum.
๐ Manamafy ny ezaka amin'ny Politika Nasionaly Fampiroboroboana ny Fampananana asa sy ny fampivelarana ny loharanon-karena mifototra amin'ny maha olona ity hetsika ity, izay heverina ho andry aminโireo fototra iankinanโny Fampandrosoana maharitra sy mampiaty.
12/06/2026
๐ข ๐๐๐ ๐ข๐ก๐๐ข๐ฅ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ ๐ฃ๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ
๐ก๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ ๐ถ๐ธ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ-p๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฑ-๐ฎ๐ฌ๐ฐ๐ฌ
๐ง๐ฝ๐ฆ๐ฝ Andro iraisam-pirenena natokana hiadiana amin'ny fampiasana ankizy ny datin'ny 12 Jona. Ho an'i Madagasikara dia mipetraka ho laharam-pahamehana ny fiarovana ny ankizy.
๐ Nitatitra izany teo amin'ny Firenena Mikambana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananana Asa ary ny Asam-panjakana, DENIS Franconio Mac, tamin'ny kabary nentiny nandritra ny Fivoriana Iraisam-pirenena momba ny Asa andiany faha-114, notanterahina tao amin'ny Lapan'ny Firenena Mikambana Genรจve Suisse, ny volana Jona 2026.
๐ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป-๐ธ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ญ๐ฑ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ
๐ Efa natolotra teo amin'ny Komity Nasionaly miady aminโny Fampiasana Ankizy (CNLTE) ny volana Mey 2026 ny Drafitrasa Nasionaly andiany faharoa (PNA LTE II), hifehy ny famongorana ny fampiasana ankizy ho an'ny vanim-potoana 2025-2040.
๐ค Vokatry ny fakan-kevitra natao teny aminโny Faritra nanomboka ny volana Oktobra 2024 ny PNA LTE II, ary nasiana fanavaozana hatrany mba hifanaraka amin'ny teo-javatra misy eto Madagasikara.
๐ ๐๐ฑ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐
๐ Mahatratra 138 tapitrisa ireo ankizy voatery miasa maneran-tany, raha ny antotanisa navoakan'ny UNICEF ny 11 Jona 2025.
๐ Etsy ankilany, ny fanadihadiana MICS 2018 dia namoaka fa 47 isanjaton'ireo Malagasy, 5 ka hatramin'ny 17 taona, dia voakasiky ny fampiasana ankizy.
๐ฆ๐ฝ๐จ ๐๐ฑ๐ ๐ถ๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ผ๐ป๐ด๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐๐ ! ๐ฒ๐ฌ๐ง๐ฝ
12/06/2026
Ho anao manan-draharaha eto aminโny Minisiteranโny Asa, ny Fampananana Asa ary ny Asam-panjakana!
Ireto ny ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ahafahanao mandefa ๐ฆ๐ผ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ฆ๐ผ๐๐ผ๐ป๐ฎ raha misy ๐๐๐ก๐๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐๐๐๐ก๐, ๐๐๐ง๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ก๐, ๐๐๐ก๐๐ ๐๐ฅ๐๐๐๐ก๐ avy aminao mikasika ny tolotra eto amin'ny Minisitera :
๐ 033 67 23 837
๐ 037 39 56 392
๐ 038 57 93 392
๐ฒ ๐ฆ๐ ๐ฆ ihany no andefasana ny hafatra
๐ฒ ๐ฆ๐ ๐ฆ no alefa fa TSY ANTSO
๐๐๐๐ง๐ฒ๐ต๐ถ๐ฟ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐๐๐ถ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ผ ๐ป๐ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ.
12/06/2026