Filazana Manjo

Filazana Manjo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Filazana Manjo, Public & Government Service, Antananarivo.

05/04/2021
03/04/2021

29 mars 2021
Nodimandry i DJAVOJOZARA_Désiré (droite), rain'ny ben'ny tanànan'Antsiranana

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana
Source: Commune Urbaine de Diego-Suarez.

03/04/2021

3 avril 2021
Nodimandry Mamy Tantely RAKOTOMAHEFA Procureur PAC Tana tetsy amin'ny hopitaly HJRA, ny Mpampanoa lalàna eo anivon'ny Fitsarana misahana manokana ny ady amin'ny Kolikoly (PAC) eto Antananarivo.

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana

03/04/2021

25 Mars 2021

Maty i Gilbert Raharizatovo, mpanao politika malagasy.
Efa nitana ny toeran'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina izy tamin'ny andron'ny Haute Autorité de Transition.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana

03/04/2021

3 Avril 2021
Namoy ny reny niteraka azy ny Filoha teo aliha Hery Rajaonarimampianina, Rasoamampianina Perline Odette 84 taona, nodimandry androany 03 Aprily. Eny Antsofinondry Sabotsy nahemahana no misy ny razana. Mirary fiononana feno ho an’ny fianankavina.

03/04/2021

31 Mars 2021
Nodimandry i Ndriana Ramamonjy, mpanakanto ara-pilazantsara!
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany sy ny mpankafy azy manokana!

03/04/2021

28 Mars 2021

Nodimandry i Rodin Claviériste an'i Barinjaka..
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany

03/04/2021

2 Avril 2021
NODIMANDRY IO MARAINA IO RAVALIMANANA Richard Andrianangaly.
MPIANDRY TANANAN'NY FOIBE FJKM MISOTRO RONONO.

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany

03/04/2021

1 Avril 2021
Misaona indray ny tontolon'ny kanto. Nodimandry i RAHARINIRINA Zoaharimanga Monique Estelle na i Monique ao amin'ny tarika "Ny Voanio".
I Monique no velona farany tamin'izy 5 mianadahy mpihira tao amin'ny tarika.

Mankahery ny fianakaviana

Photos from Filazana Manjo's post 03/04/2021

31 Mars 2021
Nodimandry ny solombavam-bahoaka teo aloha voafidy tao Farafangana: Nivo Rufin.

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany.

Photos from Filazana Manjo's post 03/04/2021

Mpitsara 3 samy nanana ny toerany sy ny andraikiny no nodimandry omaly sy androany :

- Geneviève Razanadrasanirina, mpitsara niasa tao amin'ny CSI
- Liliane Rasendrarivony, mpitsara niasa tao amin'ny Fiadidina ny Repoblika
- Mamy Tantely Rakotomahefa, Mpampanoa lalàna PAC Antananarivo.

Mankahery ny fianakavian'izy ireo tsirairay ary ny fianakaviamben'ny Fitsarana noho ny namoizany mpiara-miasa.

(source: chasse info )

Photos from Filazana Manjo's post 03/04/2021

Nodimandry i RANDRIANTSOA Andriantsoa Olivier, Tale jeneralin'ny trano fiantohana HAVANA.

Mirary fihononana feno ho an'ny Fianakaviana.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo
101