22/05/2026
๐๐๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ซ๐ข๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐
๐ : ๐๐จ๐ง๐จ๐ง๐ ๐ก๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐จ๐ฆ๐๐ข๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ญ๐ข๐๐จ๐ฅ๐.
๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐๐ 19 ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ 21 ๐๐๐ 2026, ๐๐๐๐ ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐ฐ๐ท๐ญ๐ท ๐๐ ๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
Imasoanโny Foibem-pitondrana Ankapobe misahana ny Tetibola sy ny Fitantanam-bola (DGBF) ny fanamafisana hatrany ny fahaiza-manaonโireo mpiara-miombonโantoka aminy rehetra eo aminโny fitantanana ny volam-panjakana. Tontosa soa aman-tsara ny fampiofanana izay nataonโny Ivotoeram-Piofanana ho anโny Fitantanam-bolam-Panjakana (IPFP) teny aminโny ยซ Garage Administratif ยป - Andraharo, ny 19 hatraminโny 21 mey teo. Niompana taminโny ยซ Fandrindrana ny Tetibola ยป ny lohahevitra taminโity fampiofanana andiany faharoa, izay natokana ho anโireo STD & EPN eny anivonโny Minisitera sy Andrim-panjakana isan-tokony ity.
Ankoatra ny fanamafisana ny fahaiza-manao, dia hanatsarana ny kalitaonโny fomba fandrindrana ny volam-panjakana araka ny tokony ho izy no tanjona. Nizara traikefa, nanazava ireo teboka lehibe tsara voafehy, narahana adihevitra sy fanazaran-tena mba hahatonga ny lohehevitra ho mora takarina na azo ampiharina avy hatrany no nitondranโireo mpampiofana matianina ny tantsoroka. Ankehitriny, vonona hiatrika ny asa mba hisianโny vokatra mahomby kokoa ireo nofanina rehetra. Tonga nisolontena ny Tale Jeneralinโny DGBF, nandritra ny famaranana omaly, i Randriambolanirina Guy Patrick, Tale misahana ny Vakoka sy ny Fananam-panjakana. Ity farany izay nanolotra mari-piofanana ho anโireo mpisitraka rehetra.
๐๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ณ๐ฐ ๐ง๐ข ๐ฉ๐ช๐ด๐ฐ๐ฌ๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐บ 23 ๐ซ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ 07 ๐ซ๐ฐ๐ญ๐ข๐บ ๐ช๐ป๐ข๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ด๐ฐ๐ณ๐ข๐ต๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ฐ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ช๐ข๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ต๐ฆ๐ญ๐ฐ ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ฉ๐ช๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ยซ ๐๐น๐ฆ๐ค๐ถ๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ ๐๐ถ๐ฅ๐จ๐ฆฬ๐ต๐ข๐ช๐ณ๐ฆ ๐ฅ๐ฆ ๐ ๐ขฬ ๐ก ยป ๐ฏ๐บ 13 ๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ 17 ๐ซ๐ฐ๐ญ๐ข๐บ 2026.
12/05/2026
๐๐๐ก๐๐ฉ๐๐ข๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฆ๐ข๐ง๐ฅ๐ข๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐ก๐ข๐กโ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐๐๐ฆ๐๐ -๐ฃ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐: ๐ซ๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ณ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ฃโ๐ฃ๐ ๐๐๐๐ฃ๐ 2026.
Notanterahana ny 28 hatraminโny 30 aprily teo, tao aminโny efitrano malalaky ny INSTAT Anosy, ny atrikasa fandravonana ireo didim-panjakana mifehy ny Tahirim-pisotroandronono ho anโny mpiasam-panjakana.
Niompana taminโny fanamarihana sy ny soso-kevitra narosonโny Filankevitra Ambony momba ny Asam-panjakana (CSFOP) nandritra ny fandinihana ireo volavolan-didim-panjakana izay natolotra hodinihiny izany. Dingana takianโny lalร na manan-kery izy io, tsy maintsy lalovana mialoha ny fankatoavana ny fandravonana tiana hatao. Tsy nijanona teo aminโny lafiny teknika fotsiny ny lahadinika fa nikendry manokana ny hanamafy ny faharetanโny rafitra sy ny hitsinjovana ny taranaka ho avy.
Nodinihina nandritra ny taona maro ireo volavolan-didim-panjakana ireo. Tomponโandraikitra maro nifandimby no efa nitondra ny fomba fijeriny sy nandroso ny fomba fiasa hampifanaraka ny fitantanana aminโny tena filร nโny mpisitraka, manoloana ny fivoarana ara-toekarena sy ara-piarahamonina ankehitriny.
Hanamafisana ny fifandanjana ao anatinโny rafitra, ny hisorohana ny fitanilanโny fiarovana ara-tsosialy ho anโny mpiasam-panjakana, ary ny hampiroborobo ny mangarahara ao anatinโny fitantanana no tanjona. Tsy azo hadinoina fa ny fanarenana ny fatiantoky ny tahiry CRCM no tena vaindohan-draharaha ilร na vahaolana maharitra. Noho izany indrindra, asongadinโireo volavolan-didim-panjakana ireo ny filร na hametrahana โ๐ฅ๐๐ก๐ค๐ฉ๐๐๐ ๐๐๐ฉ๐ช๐๐ง๐๐๐กโ ahafahana manaraka akaiky ny fivoaranโny toe-bola sy mandinika mialoha ny fanitsiana tokony hatao aminโny fitantanana ny kaonty. Toy izany koa ny fampahatsiahivana ny tomponโandraikitra isan-tsokajiny eny anivonโireo orindraharaham-panjakana manana tetibola mahaleo tena, momba ny adidy tsy maintsy hanefana ny latsakemboky nympiasa, izay fepetra hahafahanโizy ireo misitraka Fisotroandronono.
Hiroso tsy ho ela aminโny fankatoavana iarahana aminโireo tomponโandraikitra isaky ny andrim-panjakana ireo volavolan-didim-panjakana ireo, mialohanโny hanolorana azy aminโny Filankevitry ny Governemanta. Vinanโny Minisiteranโny Toekarena sy ny Fitantanam-bola raha teo ny hamita izany mialohanโny faranโny taom-piasana 2026, mba hahafahana manomboka ny fampiharana avy hatrany.
11/05/2026
๐๐ซ๐๐ง๐ฌ๐ฉ๐๐ซ๐๐ง๐๐ ๐๐ฎ๐๐ รฉ๐ญ๐๐ข๐ซ๐ : ๐ฅ๐ ๐๐จ๐ฆ๐ฉ๐ญ๐ ๐๐๐ง๐๐ฎ ๐๐ ๐ฅ'๐๐ฑ๐๐๐ฎ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐๐ รฉ๐ญ๐๐ข๐ซ๐ ๐๐ฎ ๐๐๐ซ ๐ญ๐ซ๐ข๐ฆ๐๐ฌ๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฌ๐ฉ๐จ๐ง๐ข๐๐ฅ๐
Le Ministรจre de l'รconomie et des Finances, ร travers la Direction Gรฉnรฉrale du Budget et des Finances, vient de rendre public le Compte rendu de l'exรฉcution budgรฉtaire du premier trimestre 2026. Ce document de rรฉfรฉrence dresse un bilan prรฉcis et rigoureux de l'รฉtat des finances publiques sur les trois premiers mois de l'annรฉe, offrant une lecture claire des recettes mobilisรฉes et des dรฉpenses engagรฉes par l'รtat.
Document clรฉ de la gouvernance financiรจre, ce compte rendu revรชt une importance particuliรจre pour le premier trimestre 2026, marquรฉ par le passage dรฉvastateur du cyclone Gezani, dont les effets ont significativement impactรฉ l'exรฉcution budgรฉtaire nationale. Il constitue ainsi un tรฉmoignage factuel et chiffrรฉ des efforts consentis par le Gouvernement pour faire face ร cette situation exceptionnelle, tout en assurant la continuitรฉ des services publics et la prรฉservation de l'รฉquilibre des finances de l'รtat.
Conformรฉment aux normes et bonnes pratiques internationales en matiรจre de transparence budgรฉtaire, le Gouvernement rรฉaffirme son engagement ร informer rรฉguliรจrement et fidรจlement les citoyens, les institutions, ainsi que les partenaires techniques et financiers, sur la gestion des ressources publiques.
Ci aprรจs le lien du document:https://www.dgbf.mg/storage/documentBudgetaire/attachment/creb-1t-2026-1778232957.pdf
11/05/2026
๐๐๐
๐ : ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐ฬ ๐
La Direction Gรฉnรฉrale du Budget et des Finances (DGBF) ร travers lโIvotoeram-Piofanana ho anโny Fitantanambolam-Panjakana (IPFP) amplifie sa stratรฉgie de diffusion des bonnes pratiques en matiรจre d'exรฉcution budgรฉtaire, ร travers le renforcement de capacitรฉ des acteurs budgรฉtaires de lโEtat et de ses dรฉmembrements.
Du 04 au 08 mai 2026, lโIPFP a organisรฉ la deuxiรจme session de formation sur lโexรฉcution budgรฉtaire de A ร Z. dans la salle de formation de la DGBF sise ร Andraharo.
80 acteurs budgรฉtaires (GAC, ORDSEC, PRMP, opรฉrateurs de saisie, rรฉgisseurs, comptablesโฆ) issus des diffรฉrents dรฉpartements ministรฉriels et des รฉtablissements publics ont participรฉ ร cette formation. L'assiduitรฉ et l'implication des participants ont marquรฉ cette session, traduisant leur engagement et leur rรฉel intรฉrรชt sur le sujet.
Par ailleurs, la qualitรฉ pรฉdagogique des formateurs a contribuรฉ ร rendre ces cinq jours ร la fois enrichissants et instructifs. La formation sโest achevรฉe par la remise des attestations. Le Directeur du Patrimoine de lโEtat, reprรฉsentant le Directeur Gรฉnรฉral (DGBF) a clรดturรฉ les travaux.
ร tous les participants et formateurs, lโIPFP adresse ses vives fรฉlicitations : c'est par cet engagement collectif, que se bรขtit une administration budgรฉtaire plus efficace et plus performante.
30/04/2026
Parlons de l'intรฉgritรฉ au travail.
28/04/2026
๐ถ๐๐ฬ๐ก๐ข๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐ก ๐บ๐๐ธ๐ธ๐ถ ๐ฬ ๐๐ ๐ท๐บ๐ต๐น : ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ข๐๐ ๐๐ก ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ก๐๐ฃ๐๐ ๐๐ ๐๐ฬ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก
Aprรจs deux ans d'expรฉrimentation aux cรดtรฉs de la Direction Gรฉnรฉrale du Trรฉsor (DGT), la Direction Gรฉnรฉrale du Budget et des Finances (DGBF) dispose dรฉsormais d'un socle RH structurรฉ. Le 24 avril dernier, les deux entitรฉs ont clรดturรฉ leur phase pilote de la Gestion Prรฉvisionnelle des Emplois, des Effectifs et des Compรฉtences (GPEEC), conduite depuis juin 2024 dans le cadre du programme Projet dโAccompagnement des Rรฉformes et de Renforcement des Capacitรฉs (PARRC), financรฉ par lโAFD. Cartographie des emplois, rรฉfรฉrentiels de compรฉtences, entretien dโobjectif et de performance : les outils sont en place. Le dรฉploiement gรฉnรฉralisรฉ est fixรฉ ร 2027.
Lire lโarticle en entier ๐ https://www.dgbf.mg/actualites/42
23/04/2026
๐ข ๐
๐ข๐ฅ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐๐ฅ๐ฒ
โ
Ho fanatsarana sy fanamorana ny fandraisana vatsim-pianarana ary ho fiantohana ny fitantanana mangarahara, dia mampahafantatra ny mpianatra mpisitraka manerana ny Nosy ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa sy ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, fa manomboka izao dia ๐ซ๐๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐ข๐ซ๐ข๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐ง๐ "๐๐ซ๐ฬ๐ฌ๐จ๐ซ ๐๐ฎ๐๐ฅ๐ข๐" ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ mandritra ny taom-pianarana.
โ
Ny fanatanterahana ny fandoavana ny vatsim-pianarana dia apetraky ny Fitondram-panjakana ho laharam-pahamehana.
โ
Manentana ny mpianatra rehetra hanaraka hatrany ny pejy ofisialy amin'ny toromarika rehetra.
20/04/2026
๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐๐๐-๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ 2031
Manoloana ny tsindry ateraky ny fatiantoka ao aminโny Tahirim-pisotroandronononโny Sivily sy Miaramila (CRCM), dia nandray fepetra voarafitra sy feno finiavana ny Fanjakana malagasy hanavao ifotony ny rafitra fisotroandronono ao aminโny sehatra miankina aminโny fanjakana. Nanomboka taminโny taona 2019 izany teo anivonโny Foibem-pitondrana Ankapobe misahana ny Tetibola sy ny Fitantanam-bola (Minisiteranโny Toekarena sy ny Fitantanam-bola), ka nametrahana tanjona mazava ho tratrarina hatraminโny taona 2031, dia ny hamerenana aminโny laoniny sy hampaharitra ny fifandanjana ara-bola ao anatinโizany tahiry izany.
Ny fanavaozana kendrena dia mifototra aminโny fepetra manokana mahakasika ny rafitra, ny tondro fikajiana ny fisotroandronono, ny lamina ankapobeny sy ny fitantanana ireo loharano arakโolona, ary maneho fahavononana hampifanaraka ny rafitra manan-kery aminโny filร na ankehitriny, izay efa marefo noho ny tsy fahamarinan-toerana nisy nandritra ny fotoana naharitra.
๐๐ถ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐ป๐, ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ
Ny fanovร na ifotony ny rafitra ara-dalร na mifehy ny Tahirim-pisotroandronono no ivonโity fanavaozana ity. Efa tany aminโny taona 1960 tany ho any no namolavolana ireo didim-panjakana ireo, ary tsy mbola nisy fanavaozana feno natao mihitsy, fa fanitsiana sy fanampim-panazavana taminโny andininy sasantsasany ihany no nisy matetika. Io fitambaranโny fanitsiana nifanesy io aza dia vao mainka niteraka tsy fahatomombanana sy nanasarotra ny fampiharana azy ireo.
Kendrena noho izany ny hampivondrona ireo lahatsoratra miparitaka ireo ao anatina didim-panjakana tokana mora vakiana, mirindra sy mazava tsara, ary mifanaraka aminโny fepetra takianโny fitantanana ny raharaham-panjakana aminโizao fotoana izao. Izany tetikasa izany dia nifandrimbonana taminโny Minisiteranโny Asa, ny Fampanananโasa ary ny Asam-panjakana (MTEFOP), taminโny alalanโny andiana atrikasa ara-teknika. Ireo volavolan-didim-panjakana vokatrโizany asa izany dia efa nandalo dingana lehibe ara-panjakana, anisanโizany ny fandinihanโny Filan-kevitra Amboninโny Asam-panjakana (CSFOP) sy ny fanamarinana nataonโny Filankevi-panjakana (Conseil dโEtat), mialoha ny hanolorana azy ireo teo anivonโny Filankevitry ny Minisitra.
๐๐ฒ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ
Ankoatra ireo toromarika stratejika, dia efa niteraka fivoarana mivaingana ho anโny mpiasam-panjakana ity fanavaozana ity. Nanomboka taminโny volana Jolay 2023, dia nisy hetsika fanarenana ara-bola natao ho anโny Mpiasa nisahana ny ara-pitantanana sy Teknika (PAT) teny anivonโny oniversite manerana anโi Madagasikara. Ny fanefana ireo latsakemboka tsy voaloa, izay nifanaraka taminโny famadihana ny fandoavana ny karamanโizy ireo ho ao anatinโny tetibola ankapobeny, dia nahafahanโireo mpiasa voakasika, izay efa misotro ronono ankehitriny, nisitraka tanteraka ny zony aminโny fisotroandronono.
Anisanโireo nahazo tombontsoa taminโizany hetsika fanarenana izany ihany koa ireo mpiasa efa nisotro ronono talohanโio fifindrana io, ka afaka nisitraka tanteraka ny zony.
๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ : ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ
Ankoatra izany, dia nisy koa ireo fepetra nokendrena hanadiovana ny rafitra nampiharina. Nisy hetsika fanamarinana ara-batana ireo misitraka fisotroandronono, izay nahafahana namantatra fa nisy taminโireo tompon-jo no efa tsy mahafeno intsony ny fepetra takiana nefa mbola nanohy ny fisitrahana izany. Ity hetsika ity dia nanampy taminโny fanatsarana ny angon-drakitra, ny fanamafisana ny fifehezana ny fandaniam-bola ary ny fanamafisana ny mangarahara eo aminโny fitantanana.
Manamafy ny finiavany ny Fanjakana malagasy hanangana rafitra fisotroandronono ara-drariny kokoa, mangarahara kokoa ary maharitra ara-bola. Asa maharitra ity, saingy ilaina mba hiantohana ny fiarovana ara-tsosialinโny mpiasam-panjakana sy hitandroana ny fifandanjana ara-tetibola aminโny fotoana maharitra.
17/04/2026
๐๐๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง ๐๐๐
๐ โ ๐๐๐ข ๐๐๐๐ ๐
๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐๐ซ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ ๐๐๐ฌ ๐ข๐ง๐ฌ๐๐ซ๐ข๐ฉ๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ฌ : ๐๐ ๐๐ฏ๐ซ๐ข๐ฅ
Vous รชtes impliquรฉ dans la gestion du budget de l'รtat (GAC, ORDSEC, PRMP, Comptable...) ?
Profitez des formations gratuites pour perfectionner vos compรฉtences.
โ ๏ธ Places limitรฉes ! Ne tardez pas ร vous inscrire pour valider votre participation.