Anjarasoa Tea Longo

Anjarasoa Tea Longo

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anjarasoa Tea Longo, Transit System, Fort-Dauphins, Antananarivo.

25/05/2026

🚨 **CAR ANJARASOA TEA LONGO** 🔥
🤝 **Coopérative KOP–FMM **
📍 ANTANANARIVO ⇄ FORT-DAUPHIN
🚌 FEPETRA MAHAZAVA :
👉 💺 Olona 1 = seza 1
👉 👶 Zaza mihoatra ny 5 taona = toerana iray (seza iray)
👉 ❌ Tsy mandray olona raha tsy misy réservation mialoha
👉 ❌ Tsy mitondra mihoatra ny toerana voatokana
👉 ❌ Tsy misy entana ambany seza
✨ Mandeha maraina
📦 Tsy manao entana mavesatra na avo loatra ny CAR ( Fiara )

23/05/2026
23/05/2026

🚨FIAINGANA – TANA ➜ FORT-DAUPHIN 🚨

🚌 Anjarasoa Tea Longo

📌 Fitsipika :
💺 Olona 1 = seza 1
👉 ❌ Tsy mandray olona raha tsy misy réservation mialoha
👉 ❌ Tsy mitondra mihoatra ny toerana voatokana
👉 ❌ Tsy misy entana ambany seza
👉 ❌ Tsy manao entana mavesatra / avo be ny fiara tsika
📲 Mamandria dieny izao !

22/05/2026

🚍 TANA ⇆ FORT-DAUPHIN

🗓️ Sabotsy sy Talata ihany aloha hatreto no départ

💺 Olona 1 = seza 1 | Dia milamina sy voalamina

📩💺 ZAVA-DEHIBE :
➡️ Ataovy dieny izao ny famandrihana ☘️☘️☘️☘️☘️

🔥 Aza miandry farany,

❤️ Anjarasoa Tea Longo

19/05/2026

🚨FIAINGANA Apocalypto– TANA ➜ FORT-DAUPHIN 🚨

🚌 Anjarasoa Tea Longo

📌 Fitsipika :
💺 Olona 1 = seza 1
👉 ❌ Tsy mandray olona raha tsy misy réservation mialoha
👉 ❌ Tsy mitondra mihoatra ny toerana voatokana
👉 ❌ Tsy misy entana ambany seza
👉 ❌ Tsy manao entana mavesatra / avo be ny fiara tsika
📲 Mamandria dieny izao !

18/05/2026

Ny Fiangana 🗓️ Sabotsy 16 Mey teo , Tana ➝ Fort-Dauphin

📩 Hafatra avy amin’ny mpanjifa 😊

"Misaotra betsaka ho an’ny tompony fiara sy ny vodrona rehetra ao amin’ny Anjarasoa Tea Longo 😊
Noho ny fiaraha-miasa sy ny fikarakarana ataonareo dia milamina sy mandeha tsara hatrany ny voyage 👉 💺 Olona 1 = seza 1."

Faly izahay nahazo retour tsara avy aminareo mpanjifa niaraka tamin’ny Anjarasoa Tea Longo 😊
Ny fahafapoanareo no laharam-pahamehanay.
Misaotra tamin’ny fitokisana sy ny fiarahana 🙏

16/05/2026

🚨FIAINGANA Predator – TANA ➜ FORT-DAUPHIN 🚨

🚌 Anjarasoa Tea Longo

📌 Fitsipika :
💺 Olona 1 = seza 1
👉 ❌ Tsy mandray olona raha tsy misy réservation mialoha
👉 ❌ Tsy mitondra mihoatra ny toerana voatokana
👉 ❌ Tsy misy entana ambany seza
👉 ❌ Tsy manao entana mavesatra / avo be ny fiara tsika
📲 Mamandria dieny izao !

12/05/2026

🚨 **CAR ANJARASOA TEA LONGO** 🔥

📅 **Sabotsy sy Talata ihany no départ tsika amin’ity volana ity !**

🤝 **Coopérative KOP–FMM **

📍 ANTANANARIVO ⇄ FORT-DAUPHIN

🚌 Fiara:
• CAR ALLIGATOR_1
• CAR APOCALIPTO
• CAR PREDATOR
• CAR RENAUTHOR

✨ Mandeha maraina
✨ Confort sy filaminana
✨ Olona 1 = seza 1

📦 Tsy manao entana mavesatra na avo loatra ny CAR ( Fiara )

📌 Voafetra ny toerana

⏳ Aza miandry farany !

📲 Réservation ouverte dieny izao

fans Anjarasoa Tea Longo

10/05/2026

🌅Salama ry Longo mamiko 👋✨

Ireto ihany no CAR Anjarasoa Tea Longo : 📍 ANTANANARIVO ⇄ FORT-DAUPHIN

• CAR ALLIGATOR_1
• CAR APOCALIPTO
• CAR PREDATOR
• CAR RENAUTHOR

🌟 Zotra milamina sy azo antoka ho an’ny dia lavitra.

📋 FEPETRA MAHAZAVA :
👉 💺 Olona 1 = seza 1
👉 👶 Zaza mihoatra ny 5 taona = toerana iray (seza iray)
👉 ❌ Tsy mandray olona raha tsy misy réservation mialoha
👉 ❌ Tsy mitondra mihoatra ny toerana voatokana
👉 ❌ Tsy misy entana ambany seza
👉 ❌ Tsy manao entana mavesatra na avo be fiara .

🚧 Mbola ho avy ihany koa ny fiara vaovao hanatsarana hatrany ny serivisy.

💺 ZAVA-DEHIBE :
➡️ Ataovy dieny izao ny famandrihana fa voafetra ny toerana.

fans Anjarasoa Tea Longo

09/05/2026

🚨FIAINGANA Alligator – TANA ➜ FORT-DAUPHIN 🚨 9 ora maraina

🚌 Anjarasoa Tea Longo

📅 FIAINGANA MANARAKA : Mey 2026
➡️ Ataovy mialoha ny famandrihana (réservation)

⏳ Aza tara fa voafetra ny toerana !
👉 Izay tonga aloha no mahazo toerana voalohany

📌 Fitsipika :
Olona 1 = seza 1
• Tsy mandray mpandeha raha tsy misy réservation
• Tsy misy entana apetraka ambany seza

📲 Mamandria dieny izao !

06/05/2026

📣 Ataovy dieny izao ny réservation

👍 Mande maraina ny fiara 🚍
🗓️ Sabotsy 09 Mey
🗓️ Talata 12 Mey

🛣️ TANA ⇄ FORT-DAUPHIN

🚌 Anjarasoa Tea Longo
🤝 Coopérative KOP–FMM

💺 Seza voafetra !

👉 Olona 1 = Seza 1 (azo antoka ny toerana)
👉 Tsy misy entana ambany seza
👉 Tsy mandray olona raha tsy misy réservation
👉 Tsy mitondra olona mihoatra ny toerana voatokana
👉 Tsy manao entana mavesatra na avo loatra ny fiara

ZAVA-DEHIBE :
➡️ Ataovy dieny izao ny famandrihana fa voafetra ny toerana

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Fort-Dauphins
Antananarivo
101