16/09/2026
๐๐ FIZARANA FITAOVAM-PIANARANA โ EPP SOAVINA ๐๐
Nisy ny fizarana fitaovam-pianarana (kits scolaires complets) ho anโireo Mpianatra ao aminโny EPP Soavina, izay notanterahinโny Association FAM-MADA sy ny ARCIE-FORAGE, ho fanehoana hatrany ny fanohanana sy ny fiahiana manokana ataonโizy ireo ho anโity Sekoly ity. ๐คโค๏ธ
๐ง๐ฆ Isanโireo Mpianatra nisitraka izany :
๐ซ Prรฉscolaire MS : 30
๐ซ Prรฉscolaire GS : 30
๐ 11รจme : 50
๐ 10รจme : 49
๐ 9รจme : 47
๐ 8รจme : 46
๐ 7รจme : 42
โก๏ธ Fitambarany : 294 Mpianatra nisitraka kits scolaires complets. ๐โจ
๐ Efa hatraminโizay ka hatraminโizao dia anisanโireo mpanohana mahatoky sy mahafatra-po ny EPP Soavina ny Association FAM-MADA sy ny ARCIE-FORAGE. Maro ireo fanohanana natolotrโizy ireo ho anโity Sekoly ity, vokatry ny fahatokisana apetrany aminโny ezaka sy ny vokatra hita taratra aminโny fampianarana sy fanabeazana, tarihinโny Talen-tsekoly sy ireo Mpanabe.
๐ฏ Tahaka ny teo aloha ihany, ny tambinโny fanohanana andrasanโizy ireo dia ny fahitana : ๐ vokatra tsara avy aminโny Mpianatra ; ๐ฉโ๐ซ fampianarana sy fanabeazana mahomby avy aminโny Mpanabe ; ๐จโ๐ฉโ๐งโ๐ฆ ary indrindra ny fiaraha-miasa sy fanohanana mavitrika ataonโny Ray aman-dreny aminโny fanabeazana ireo zanany.
๐ Misaotra indrindra ny Association FAM-MADA sy ny ARCIE-FORAGE noho izao fanohanana izao, ary mankasitraka ny ezaka ataonโny Mpanabe sy ny Ray aman-dreny ho fampandrosoana hatrany ny fanabeazana eto aminโny EPP Soavina.
๐ค๐ Miaraka ho aminโny fanabeazana tsara kalitao sy ny hoavinโny ankizy! ๐ฒ๐ฌ๐