22/05/2026
๐ฝ๐๐๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐๐๐พ : ๐ข๐๐๐ง๐-๐ข๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐ฃ-๐ฉ๐จ๐๐ ๐๐๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ง๐ค๐ซ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐๐-๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐
๐ข Mitohy ny fanentanana sy fampahafantarana momba ny ady aminโny famarinana olombelona ataonโny Biraom-pirenena misahana izany.
๐๏ธ Ny alarobia 20 Mey 2026, dia ny teo anivonโny UPNNC (Unitรฉ-Programme National de Nutrition Communautaire) etsy Ambohitsoa Mahazoarivo indray no nitondranโny ekipanโny BNLTEH izany.
๐คTsy kisendrasendra izao fiaraha-miasa izao. Ny UPNNC, rantsa-mangaikanโny ONN (Office National de Nutrition), dia miasa eny anivonโny fiarahamonina aminโny ady aminโny tsy fanjarian-tsakafo.
Noho ny fisiany eny ifotony sy ny fifandraisany akaiky aminโny vahoaka, dia anisanโireo mpiara-miombonโantoka manan-danja aminโny fanamafisana ny ady aminโny famarinana olombelona izy ireo.
โจAsa mifameno, tanjona tokana : ny hanasoa sy hiaro ny vahoaka Malagasy!
24h Mada
Office National de Nutrition Madagascar
Unitรฉ Programme National de Nutrition Communautaire - UPNNC Ssecalina
Office Rรฉgional de Nutrition Haute Matsiatra
Office rรฉgional de Nutrition Vakinankaratra
Office Rรฉgional de Nutrition Analamanga
๐ถ๐ญ๐ญ๐ฐ๐ช๐ฌ ๐น๐ฌ๐ฎ๐ฐ๐ถ๐ต๐จ๐ณ ๐ซ๐ฌ ๐ต๐ผ๐ป๐น๐ฐ๐ป๐ฐ๐ถ๐ต ๐จ๐ต๐จ๐ณ๐จ๐ต๐ฑ๐ฐ๐น๐ถ๐ญ๐ถ
16/05/2026
๐ข ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Tsy tokony hangina isika manoloana ny fitaka, fampanantenana sandoka, ary fanararaotana.
Andraikitry ny rehetra ny ady aminโny famarinana olombelona.
โ๏ธ Antsoy ny: 034 32 111 22
๐ www.bnlteh.com
Ministรจre des Affaires รฉtrangรจres de la Rรฉpublique de Madagascar
Ministรจre de la Justice de Madagascar
Polisim-pirenena Malagasy
CIRGN Antananarivo
24h Mada
Orange actu Madagascar
08/05/2026
๐จ๐ด๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ โ๐๐๐๐๐โ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐
โKarama be
โTsy mila diplรดme
โHiantohana ny dรฉpenses rehetra
๐Matetika dia fandrika ireo
๐ขAza mino avy hatrany. Hamarino aloha.
๐ฑPartage max
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Ministรจre des Affaires รฉtrangรจres de la Rรฉpublique de Madagascar
Ministeran'ny Asa, ny Fampananan'asa sy ny Asam-panjakana
Polisim-pirenena Malagasy
CIRGN Antananarivo
IOM Madagascar & Comoros
06/05/2026
Afaka mifindra monina izay rehetra maniry izany,
FA TANDREMO sao miafara aminโny FAMARINANA OLOMBELONA!
Partage ho fantatry ny hafa โ ๏ธ
24h Mada Midi Madagasikara CIRGN Antananarivo 2424.mg Ministรจre des Affaires รฉtrangรจres de la Rรฉpublique de Madagascar
28/04/2026
๐ข'๐ก๐๐๐ข ๐ฅ๐๐ฆ๐๐๐๐ก๐ โผ๏ธ
Izay marefo matetika iharan'ny ny fanararaotana.
๐ Raha ny hevitrao, inona no laharam-pahamehana hiarovana azy ireny ?
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Polisim-pirenena Malagasy
CIRGN Antananarivo
U.S. Embassy Madagascar
IOM Madagascar & Comoros
UNICEF
ECPAT France Madagascar
UN Madagascar
25/04/2026
๐๐๐๐๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐จ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐
Niara-nikatroka tety Mahazoarivo ny zoma 24 Aprily 2026 ireo mpiantsehatra amin'ny ady amin'ny famarinana olombelona hitadiavana vahaolana sy ketrika vaovao hanamafisana ny ady.
๐ฏ Tanjona iraisana : vahoaka Malagasy lavitry ny famarinana olombelona
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Ministรจre des Affaires รฉtrangรจres de la Rรฉpublique de Madagascar
Ministรจre de la Justice de Madagascar
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Ministรจre de lโEnseignement technique et de la Formation professionnelle
Ministeran'ny Asa, ny Fampananan'asa sy ny Asam-panjakana
Ministรจre du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar
Ministรจre de la Population et des Solidaritรฉs de Madagascar
Ordre des Journalistes de Madagascar
Tily eto Madagasikara