Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy

Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy

Share

Mahalala, mahay, mahavita

Photos from Ravalomanana Marc's post 14/06/2026
Photos from Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy's post 14/06/2026

πŸ”Ί Nitsidika sy nirary soa an'ireo ankizy hanala fanadinana CEPE tao amin'ny sekoly "Mon choix unique" ny solombavambahoaka RINA Randriamasinoro omaly. Nizarana "Kits scolaires" ihany koa izy ireo hiatrehana izany fanadinam-panjakana voalohany hoazy ireo izany.
➑️ Mirary fahombiazana hoanareo rankizy‼️

Photos from Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy's post 13/06/2026

Β« Isaorana anie Jehovah Andriamanitra, Andriamanitry ny Israely; Izy irery ihany no manao fahagagana; Isaorana mandrakizay anie ny anarany malaza; ary aoka ny tany rehetra ho henika ny voninahiny. Β» SALAMO 72, 18-19

πŸ“Œ Teto amin'ny FJKM Anosizato hebrona no nanatanterahana ny fitondrana am-bavaka ireo ankizy hanala ny fanadinam-panjakana, CEPE, izay ho atao amin'ny talata hoavy izao.
➑️ Teo ihany koa ny "Kits scolaire" nozaraina hoan'ireo hanala fanadinana.

πŸ“Œ Ny solombavambahoaka RINA Randriamasinoro sy ny mpiara miasa rehetra dia mirary soa ireo kilonga hiatrika izany fanadinana izany. Andriamanitra anie hiaro ny zanantsika, hanome fahasalamana, fitadidiana ary fahavononana.

Photos from Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy's post 13/06/2026

πŸ”» Rehefa lasa ny mpivarotra dia izao no navelany 😞

➑️ Aza adino fa; NY FANARAHANA "DISCIPLINES" NO FANOVANA TOE-TSAINA VOALOHANY

Photos from Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy's post 12/06/2026

πŸ”΄ Anjaran'ny mponin'Andavamamba ambilanibe indray no misitraka ny hetsika fizaham-pahasalama maimaimpoana, karakarain'ny solombavambahoaka RINA Randriamasinoro androany.

πŸ“Œ Lahara-pahamehana amin'ny antoko Tiako I Madagasikara ny fahasalamana, voalohan-karena.

12/06/2026
11/06/2026

πŸ”΄ TETIANDROM-PAMPIANARANA HOAN'NY TAONA 2026-2027

09/06/2026

08/06/2026

πŸ”΄ REDYNAMISATION TIAKO I MADAGASIKARA - DISTRIKAN'I MAROVOAY :

Tafatsangana ny faran'ny herinandro teo ihany koa ireo birao vaovao hitarika sy handrindra indray ny antoko TIM ao amin'ny distrikan'i Marovoay, faritra Boeny.

Faly miarahaba sy mirary anareo birao vaovao voafidy izahay, hahefa be hoan'ny antoko sy hoan'ny Tanindrazana.
➑️ Finoana arahan'asa ho fampandrosoana ny firenena ✊✊

Photos from Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy's post 07/06/2026

πŸ”΄ TIM FIANARANTSOA : FIOFANANA MITETY FOKONTANY

πŸ–βœ¨ Faly sy nankasitraka tanteraka ny fiofanana momba ny fiompiana kisoa natolotry ny antoko Tiako I Madagasikara ireo tantsaha avy ao amin'ny fokontany Antsaharoa sy Ankazobe, kaominina Fianarantsoa renivohitra, ny sabotsy 06 jona lasa teo.

πŸ“š Nahazo fahalalana sy teknika vaovao izy ireo ary vonona hampihatra izany. Mbola hanohy hanohana sy hanara-maso ny fampiharana kosa ny antoko.

πŸ“ Mitohy hatrany ny fiofanana mitety fokontany eto Fianarantsoa karakarain'ny antoko TIM πŸ”₯ koa manentana ireo liana rehetra mba hanatrika sy hanararaotra ireo fiofanana ho atolotra.

πŸŒ±πŸ– Mampitombo fahaiza-manao, manangana mpitarika vaovao πŸ‡²πŸ‡¬

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Boriboritany Faha Efatra
Antananarivo