20/04/2026
ππππππππ π
ππ
ππ
ππππ ππ πππ'ππ π
πππππ ππ π
ππππππππππ ππππ ππππππ ππ ππππππ'ππ πππ-π:
"ποΈ Tokony hisy ny fitondrana fanazavana misimisy kokoa avy amin'ny mpitondra, avy amin'ny fitsarana aorian'ny fanadihadiana.
ποΈ Betsaka ny resaka mandeha manoloana ireo vaovao maro eto amin'ny firenena, manana adidy ny fitondrana, hitondra tatitra amin'ny vahoaka ny amin'ny fahamarinana na fahadisoan'izy ireny."
β‘οΈ hoy ny VPAN Antananarivo izay solombavambahoaka eto amin'ny boriboritany faha-5 : π€ Honorable Fetra Ralambozafimbololona.
20/04/2026
Kaominina Antananarivo Renivohitra>Passation PDS vaovao π€Feno RALAMBOMANANA ao amin'ny lapan'ny TΓ nana rahampitso @ 10 ora.
16/04/2026
π
ποΈ Amin'ny alahelo lehibe no ilazana antsika: TIM eto amin'ny Boriborintany fahadimy, tapaka, namana, mpiara-mitolona, fa nodimandry Zaka Ramalanjaona (Mpiara-miasa sy Filohan'ny Distim Ve ).
β«οΈ Ho ampitaina amintsika eto ihany ny fandaharam-potoana rehetra araky ny lamin'ny Fianakaviana!
Mirary fiononana feno ho an'ny Fianakaviana!
27/03/2026
Tanora TIM any Mahajanga, efa vonona ny amin'ny rahampitsoβΌοΈ
25/03/2026
FANASANA HO AN'NY FARITANIN'I MAHAJANGA
Sabotsy 28 Martsa 2026 no fotoantsika, amin'ny 04 ora hariva ao amin'ny MAGRO MAJUNGA BE.
Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2026 iarahana amin'ny Filoha Marc RAVALOMANANA sy ny Antoko TIAKO I MADAGASIKARA.
Tiako i Madagasikara - TIM
14/03/2026
Tiako i Madagasikara - TIM
πΏFambolen-kazoπ±
β
Vontovorona
ποΈ 14 martsa 2026
09/03/2026
π§ββοΈDidim-pitsaranaβοΈ
β DisqualifiΓ©e Harilala, πaverina ny fifidianana eto an'Antananarivoπ³οΈ
08/03/2026
β¨VEHIVAVY Tiako i Madagasikara - TIMβ¨