Sweetie Fani & Co

Sweetie Fani & Co

Share

Nous proposons des pâtisseries américaines fraîches, des burgers savoureux, des salades équilibrées et un BBQ Afterwork en fin de journée.

⭐ American Bakery ⭐ American Fast food ⭐ Grilled BBQ ( 18 h - 21 h ) ⭐ Salad Bar ⭐ Hot & Cold drinks ⭐ Sweetie Fani Signature dishes ⭐ Sweetie Fani’s Signature ⭐ American Sauce ⭐Sweetie Fani Signature Dessert Fondé par des passionnées de cuisine et de pâtisserie américaine, Sweetie Fani & Co est un espace gourmand dédié aux amateurs d’American Bakery, Fast Food et Salad Bar. Notre priorité : offr

26/04/2026

Ity moa izany ry zareo dia fangatahina manokana an Ilay client mahafatra-po anay iray izay . ŒUF DUR hoy izy atao accompagnement dia nataonay tokoa angaaahh😊😊. 😜.

Aza adino fa MISOKATRA manomboka @ 2h30 tolak'andro Sweetie Fani & Co ( isakin'ny Dimanche anh)🥰🥰

25/04/2026

Mifoaza tao ela hoaaa!! Ny VOLAKO tokony handehanako hisakafo sy hividianako BORIGERA sy KIHENDIHENDY 😜🤣 ao @ Sweetie Fani & Co




25/04/2026
Photos from Sweetie Fani & Co's post 24/04/2026

ANDRO TSY FIASANA ny 1 mai fa ANDRO finanan-kanina . Misokatra tsara izahay am io anh🥰🥰.

Miezaka hatrany izahay hanome ny tsara indrindra sy fahafahampo hoanareo mpanjifa:

👉 Na ny fandraisana 😎
👉 Na ny toerana
👉 Na ny sakafo 🍔🍕🍜🥩🍟🍱🌮🥗🍰☕
👉 Na ny Ora ( koa raha sendra taraikiraiky harivariva na nona nona @ 8 Ora na alina iny ianao iny dia mandalova fa mbola misokatra izahay ora izany anh)🥰
👉 Na ny resaka fahadiovana 🧹🧴
👉 Na ny Parking ihany koa anh .🚧 🚙 🛵 🚧

Sweetie Fani & Co 📍 Andoharanofotsy ( En face Arrêt bus boulangerie )

23/04/2026

Giant Meat Chez Sweetie Fani & Co 🥰🥰

Photos from Sweetie Fani & Co's post 22/04/2026

Santionany am ireo sakafo vokarinay ireto. Fa maro izy ato anh 🤤. Mankasitraka zareo ahhh ...🙏🙏

🍕🍔Good food is good mood🌭🍜
Sweetie Fani & Co


Aza adino fa misokatra hatram 9 Ora sy sasany Alina izahay anh. Raha mba te hivoaka
Hisakafo Kely iny harivariva iny😊😊😘

20/04/2026

Hafa ihany rehefa ny boss no mamaha olana😂😂😂

18/04/2026

📣📣Pour ce Dimanche 19 Avril 2026 à partir de 14h30. Sweetie Fani & Co - ANDOHARANOFOTSY

👉 2 Pizza achetées = 1 drink float offert ( au choix)

👉 2 burgers achetés = 1 Jus naturel offert

Photos from Sweetie Fani & Co's post 18/04/2026

Créez votre meilleur souvenir avec Sweetie Fani & Co . Pour tout événement ( anniversaire ; pro entre amis; collègues ou famille 🥰🥰). N'hésitez point à passer chez nous p😘

Misaotra anareo nanalazy niaraka taminay tam vendredi soir teo fa nafinaritra ary nahafaly anay no nampisakafo anareo 👏👏👏🥰🥰🍕🍟🌭🍔🍗🥩🫕🍹🍔🍪🎂🍔🍕🍻

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Andoharanofotsy
Antananarivo
101