OFNAC Ivokolo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OFNAC Ivokolo, Government Building, Avenue de l'independance, Anjanahary.
OFNAC
Office National des Arts et de la Culture
Biraom-pirenena misahana ny Zavakanto sy ny Kolontsaina
Rafitra miankina aminโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina.
18/05/2026
Takarivan'ny kolotsaina
Zoma 22 May 2026
Lapan'ny Praiminisitra " Andafiavaratra "
..
whatsapp : +261345887277
๐ฒ๐ฌTakarivan'ny kolotsaina ๐ฒ๐ฌ
Hetsika karakarain'ny OFNAC Ivokolo ho fanomezan-danja ireo mpanakanto maro samihafa eny anivon'ny fiarahamonina .
โค๏ธ Vakisaova sy Mozika Bapamba be โค๏ธ no nanombohana azy izay natao teo "Ankaditapaka"
02/05/2026
๐ฒ๐ฌTakarivan'ny kolotsaina ๐ฒ๐ฌ
Hetsika karakarain'ny OFNAC Ivokolo ho fanomezan-danja ireo mpanakanto maro samihafa eny anivon'ny fiarahamonina .
โค๏ธ Vakisaova sy Mozika Bapamba be โค๏ธ no nanombohana azy izay natao teo "Ankaditapaka"
01/05/2026
๐บDihy๐
Ho tohin'ny fankalazana ny Andro manerantany ho an'ny Dihy, dia faly Manasa antsika amin'ny alahady 03 Mai, manomboka amin'ny 09 ora Maraina:
Fampisehoana Dihy isan-karazany miaraka amin'ireo Tarika mpiangaly izany.
๐Toerana : Kianjan'ny Hiragasy Ampefiloha.
28/04/2026
๐๐Hafaliana lehibe sady fandresena ho anโny Malagasy ny nahazoanโi ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐ฒ, fantatra aminโny anarana hoe ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐ฅ๐ข๐ก๐, ny "๐บ๐๐๐๐๐๐ 2026"๐
Ny OFNAC Ivokolo , eo ambany fiahianโny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina, dia ravo ๐ miarahaba azy aminโizany zava-bita lehibe izany ary mirary azy hanohy hatrany ny ezaka sy ny fandraisana andraikitra ho aminโny tombontsoa iombonana.๐๐
25/04/2026
๐ถ๐ง๐๐ก๐๐๐๐ฌ ๐ฆ๐ฒ๐ป๐ด๐ฒ - ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ
โจTontosa soa aman-tsara ny hetsika, ary feno hafanana sy fihetseham-po lalina โค๏ธโ๐ฅ
Niara-nientana ny rehetra: mpanakanto sy mpijery, nankafy ny hakantonโny feo sy ny gadona nentin-drazana tatsimo ๐ค๐ฅ๐ถ
Sehatra iray nanomezam-boninahitra , nahatsiarovana, ary indrindra nampita ny lova kolotsaina ho velona hatrany๐ฅ
Mankasitraka antsika rehetra tonga sy nandray anjara ๐๐
๐ถ Tsy ho very ny kolotsaina, fa hivelatra sy hifandimby hatrany๐ฒ๐ฌ
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
OFNAC Ivokolo
24/04/2026
๐ฅ๐บ๐๐๐ฃ๐๐ ๐ฃ๐ ๐๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ ๐บ๐ฅ
Vonona ve ianao hiaina tontolo feno hafaliana? ๐ฅ๐ท
Tongava hiara-hientana aminay aminโity hetsika lehibe ity, ahitana anโi ๐๐ฒ๐บ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ผ๐๐๐ถ๐ป sy ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ๐๐ ๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐
๐
26 Aprily 2026
๐ Kianjanโny Hiragasy Ampefiloha
โฐ Manomboka aminโny 10 ora maraina
๐๏ธ Vidim-pidirana: 4000 Ar
๐ถMozika, dihy, fifalianaโฆ tsy ho diso anjara ianao!
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina OFNAC Ivokolo
20/04/2026
๐๐บ ๐ก๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐, ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ต๐ผ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฒ๐๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ ๐๐บ
Andao hiaraka hiditra aminโny tontolonโny dihy ankehitriny miaraka aminโny ๐ง๐๐ ๐๐-๐๐ ๐๐ผ๐ป๐ฐ๐ฒ๐ฝ๐โจ
Toerana iray ahafahanโny zavakanto velona aminโny alalanโny fihetsika, ny fahatsapana ary ny fisiana ๐จ๐ฟ
๐ญ Fiofanana dihy miaraka aminโi ๐๐ฎ๐น๐ถ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ ๐ฅ๐๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐
Fotoana miavaka ho anโizay maniry:
๐ฅ hanitatra ny fetranโny vatany
๐ฅ haneho ny maha-izy azy
๐ฅ hamoaka ny famoronana ao anatiny
Avelao ny vatanao hiteny!!
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
OFNAC Ivokolo
๐Tsapiky Festivaly ๐
17-18 Aprily - Toliara
๐ฒ๐ฌ Ho an'ny zavakanto sy ny Kolotsaina Malagasy๐ฒ๐ฌ
OFNAC Ivokolo
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Avenue De L'independance
Anjanahary
101
Opening Hours
| Monday | 05:00 - 23:30 |
| Tuesday | 05:00 - 23:30 |
| Wednesday | 05:00 - 23:30 |
| Thursday | 05:00 - 23:30 |
| Friday | 05:00 - 23:30 |
| Saturday | 05:00 - 23:30 |
| Sunday | 05:00 - 23:30 |
