ZAI GASY

ZAI GASY

Share

ZAI'GASY dia toerana afaka: hianarana, hampianarana, hiasana, hivoriana, hialana sasatra, hisakafohanana sns.

Ny toerana dia ahitanao:
-Wifi
-Videoprojecteur
-Parking
- Tableau blanc
-sns...
Ny toerana kosa dia mahazaka olona hatramin'ny 30 isa .

Photos from ZAI GASY's post 09/12/2021

Salle de réunion
Pour : 6-10 Personnes
Prix :12.500Ar/h
45.000Ar 1/2 journée
80.000 Ar 1 journée
☆Parking
☆Video projecteur
☆Tableau blanc
☆Etc...
Pour Plus d'informations, veuillez nous contacter.
Lieu: Analakely Lapan'ny Tanàna
Tel: 034 37 843 59
Email:[email protected]

Photos from ZAI GASY's post 23/05/2020

Toerana vaovao ety ANALAKELY izay azonao hivoriana, hianarana, hiasana, sns.....
Izany dia ahitanao:
-Wifi fibre optique
-vidéoprojecteur
-Tableau
- Mahazaka olona hatramin'ny 25
-Sy ny maro hafa....

Azonao atao ny mitsidika ny toerana MAIMAIM-POANA ary azonao atao ihany koa ny manao famandrihan-toerana.

Toerana: Analakely Gallery Mobile Electro 2eme Etage ( Eo amin'ny Lapan'ny Tanana)
Tel: 033 02 206 42 / 032 89 990 78
Email: [email protected]

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00