06/06/2026
Toute l’équipe de Zetra Express vous souhaite un excellent week-end. 😊🫶🏾
Nous sommes une agence de livraison express depuis 2022, spécialisée dans la livraison rapide, la récupération, l’envoi en province et le service de coursier.
06/06/2026
Toute l’équipe de Zetra Express vous souhaite un excellent week-end. 😊🫶🏾
05/06/2026
🤣 Mba humour aminy izao zoma izao io 😅 fa manao recrutement ana livreur izahay ato aminy Zetra izao ho anareo mila asa 🫶🏾
✅ Mipetraka manodidina any Mahazo , , Ampasapito , Soamanandrariny , Ankadindramamy
✅ Andoharanofotsy , Tanjombato
✅ Ivato sy ny manodidina
Mandefasa Mp na miantso a avy hatrany .
📞 034 30 237 63 / 038 07 020 20
05/06/2026
𝗧𝗲 𝗵𝗼 𝗹𝗶𝘃𝗿𝗲𝘂𝗿 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗭𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗘𝘅𝗽𝗿𝗲𝘀𝘀 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 ?
Mandray livreur 10 izahay
Mipetraka am manodidina an'ireto toerana ireto :
✅️ Mahazo, Ankadindramamy, Ampasapito, Soamanandrariny
✅ Tanjombato, Andoharanofotsy
️✅ Ivato sy ny manodidina
✍️Mandefasa mp
☎️Na miantsoa avy hatrany ny 034 30 237 63 / 038 07 020 20
04/06/2026
Miala 1 aloha ny problème anao aminy fisian'ny Menu Box de la semaine ee 😄 mba tsy miasa saina laoka isanandro intsony !
Miditra ao aminy page avy hatrany raha toa ka Liana ianao ☺️.
Aterinay ato aminy Zetra maimaim-poana !
04/06/2026
Fa raha vao izao ianao vao mahita ny pejinay dia tongasoa tompoko ohh 🤗 🫶🏾
03/06/2026
🚨Tsy arakareo intsony ny livraison satria tena lasa betsaka ve ❓lasa ferana ny isany commande raisina ❓🫠
Aleo ataon’ny ekipa mavitrika any Zetra eee !
📞 034 30 237 63
02/06/2026
Mankasitraka aminy fahatokisana anay foana ry zareo an 😍🫶🏾
01/06/2026
⚽️ Ny PSG nahazo ny amboarany LDC fa aleo alaontsika ny amboarany fanaovaona livraison ranga aaa 😅😍
01/06/2026
Hello hello koa ianareo 😁mirary herinandro vaovao sy volana vaovao finaritra ho antsika rehetra 🫶🏾.
31/05/2026
🌹Miarahaba manokana any Reny mpanaraka ny pejy rehetra izahay ato aminy Zetra express service de livraison . Mirary Soa be ho anareo foana 🫶🏾😍💋