24/02/2026
Unissons nos efforts pour réduire le travail domestique des enfants.
📸 Fianarantsoa, 17 février 2026
Collaboration des acteurs pour la réduction du travail domestique des enfants.
Fanainga
11/02/2026
Solidarité avec nos compatriotes affectés par le cyclone. Nos pensées les plus sincères vous accompagnent en ces moments difficiles. Force, courage et espoir face à cette épreuve. Nous croyons en votre résilience pour surmonter cette situation.💚
29/01/2026
Construire un manuel de procédures, c’est poser des bases solides pour une organisation efficace et transparente. Ensemble, avec les membres de l'AMIS Matsiatra, ce travail collectif renforce notre coordination, notre engagement et la qualité de nos actions sur le terrain.
Fanainga
24/01/2026
Tsy mijanona amin’ny fandoavana ny saram-pianarana fotsiny ihany ny fanabeazana ny ankizy.
Adidin’ny RAD ihany koa ny manaraka ny fianaran’ny zanany, manampy azy hamerina lesona, sy mahalala izay ianarany any an-tsekoly.
Iaraha-mientana ny fanabeazana, eo amin’ny sekoly sy ny RAD.
📸 Mety tsy mahay mamaky braille ny RAD, noho izany dia nasian'ny mpampianatra soratra ihany ny famerenana tokony ataon'ny ankizy any an-trano mba ho vitan'ny RAD ny mampamerina azy 🙂
📆 24 janoary : Andro iraisam-pirenena ho an'ny fanabeazana
23/01/2026
Mr Tahina sy Mme Fanja✨
Izy ireo no mpampianatra ato amin'ity sekoly mampiaty ity. Sekoly nisokatra tamin'ny taona 2019, manaraka ny fandaharam-pianarana izay omen'ny fanjakana.
Ny taona 2021 no nanana mpianatra nanala CEPE voalohany.
Amin'ity taona ity ihany koa dia misy an'i Rojo hanala CEPE 🥰
Mirary soa azy ireo 🍀
22/01/2026
𝐅𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐞 fa misy ity sekoly iray ity?😃🍀
𝐙𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐭𝐫𝐚 ananan’ny ankizy rehetra ny 𝐌𝐈𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀, na inona na inona fahasamihafana na fahasembanana misy aminy. Tsy tokony ho sakana amin’ny fianarana ny fahajambana.
Misy sekoly manokana ho an’ny ankizy manana fahasembanana ara-pahitana eny Antsahavory eny. 🙂 Ity sekoly ity dia manome fanabeazana sy fanohanana mifanaraka amin’ny filàn’ny ankizy tsy mahita, mba hahafahan’izy ireo mianatra, mivelatra ary manomana ny hoaviny.
Manentana ny ray aman-dreny izahay mba handefa ny zanany hianatra, satria zo fototra ho an’ny ankizy rehetra ny fanabeazana.
****
Chaque enfant a droit à l’éducation, quels que soient ses défis ou ses différences. La cécité ne doit pas être un obstacle à l’apprentissage.
Il existe une école spécialisée pour les enfants aveugles, située dans l’enceinte de l’EPP Antsahavory. Cette école offre un cadre adapté, un accompagnement spécifique et la possibilité pour les enfants aveugles d’apprendre, de grandir et de construire leur avenir.
Permettre à un enfant d’aller à l’école, c’est lui donner une chance de s’épanouir, de développer ses capacités et de faire valoir ses droits. Encourageons les parents à faire le choix de l’éducation, car apprendre est un droit fondamental pour tous les enfants.
21/01/2026
Les câlins, lorsqu’ils sont consentis, sont de petits gestes qui ont un grand impact. Ils peuvent rassurer, encourager et rapprocher.
Bonne journée internationale des câlins 🤍
📆 21 janvier
19/01/2026
Nous remercions les membres de l’AMIS Fianarantsoa pour leur accueil chaleureux, leur disponibilité et la qualité des échanges durant ces trois jours.✨
Cette rencontre a permis de renforcer notre compréhension commune, de confirmer la vision que nous partageons et de consolider notre engagement collectif au service des objectifs de l’association.🍀
Fanainga
15/01/2026
Nareo ve efa nisy fotoana nifanilika hitondra fitenenana rehefa hamangy ❓ Na manana tsiaro manokana momba ny KABARY ❓
Ilaina foana ny mahasahy sy mahay miteny 🙂
📆 15 janoary: androm-pirenena ho an'ny KABARY
11/01/2026
Amin'izao andro manera-tany ho an'ny "MISAOTRA" izao dia zarainay aminareo 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 dimy azo enti-misaotra 🙂
1️⃣ Mer 🌊 Scie 🪚 Beau 👨🏿✈️Coup 👊🏿
2️⃣ Oay izany nataony e, misaotra e, misaotra a (*2)
Ity ny an'ise, dia ity ny an'ise, dia tehaka be dia be
Ity ny an-dri, dia ity ny an-dri, dia mitehaka Sady mandihy
Ity ny an'ialahy, dia ity ny an'ialahy, dia mitehaka tralala
3️⃣ M.I. S.A.O. T.R.A. misaotra!
4️⃣ Aka-mèmèmè
MèmèmèmèMerci
Fin-Fin-Fin-Fin-thank you
Miiiisaaaotra
Aka mèmèmè....
5️⃣ Omeo ny azy, omeo omeo omeo
Satria nahoana e?
Tsara be, tsara be, Soa
Miaraka amin'ny tehaka 👏🏿👏🏿 sy fihetsika moa ny ankamaroany 💃🏿🕺🏿
😃𝐹𝑖𝑟𝑦 𝑛𝑜 ℎ𝑎𝑖𝑛𝑎𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑖𝑟𝑒𝑜❓
𝑍𝑎𝑟𝑎𝑜 𝑟𝑎ℎ𝑎 𝑚𝑖𝑠𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑒𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑖𝑠𝑎𝑜𝑟𝑎𝑛𝑎 ℎ𝑎𝑓𝑎 𝑒!🥰