28/04/2026
Foiben-Taosarintanin'i Madagasikara
Autorité Nationale de la cartographie, de l'Infrastructure Nationale de Données Géographique et H
28/04/2026
27/04/2026
24/04/2026
22/04/2026
✨ Ny DGSF eo akaikin’ny vahoaka!
Ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany amin’ny alalan’ny DGSF dia handray anjara mavitrika amin’ny alalan’ny tranoeva fampirantiana sy ny fizarana traikefa, mba hampahafantarana ny besinimaro ireo paikady sy fomba fanao mahomby hahazoana tany ara-dalàna.
🎯 Lohahevitra hasongadina mandritra ny fizarana traikefa ny zoma 24 aprily 2026 amin’ny 11h hatramin’ny 12 ora sy sasany dia :
➡️ Fampahafantarana ny Prescription acquisitive
➡️ Paik’ady fahazoana Titre sy Karatany
👉 Fotoana iray tsy ho diso anjara:
• Hahafantarana bebe kokoa ny zo sy fomba hahazoana fananan-tany
• Hifampizarana traikefa sy fanavaozana eo amin’ny sehatry ny fananan-tany
• Hanatonana akaiky ireo manam-pahaizana
📢 Avia maro, manontania, ary fantaro ny zony amin’ny tany!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Rue Dama Ntsoha Ambanidia
Antananarivo
323
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
