03/04/2026
FIANARANTSOA: migadona ao amin'ny renivohitrโi Fianarantsoa ny filohan'ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michael sy ny vadiny. Manotrona azy ireo , ireo Solombavambahoaka sy ireo mpikambana eo anivon'ny Governemanta.
Rahampitso sabotsy 04 aprily 2026 kosa ny fitokanana fotodrafitrasa maro sy fihaonana aminโny vahoaka anโi Fianarantsoa.
๐น๐ฝ๏ธSary indrana
03/04/2026
๐ข๐ข๐ข๐จ๐จ๐จ๐
๐ฅ HAINTRANO MAHERY VAIKA TAO ANTAMPOTANANA (DISTRICT VAVATENINA)
Nitranga ny haintrano mahery vaika tao Antampotanana, ao aminโny district Vavatenina. Toerana iray fitehirizana solika no nirehitra, ka izany no nitarika ny firehetanโny afo.
Efa matetika miverina loza tahaka izao , tsy sambany noho ny fivarotana solika tsy aradalana.
Vokatrโizany loza izany dia olona efatra (04) no may mafy, ary mbola manahirana ny fitsaboana azy ireo aminโizao fotoana izao.
Marihina fa distrika iray lehibe ity Vavatenina ity, kanefa mbola tsy manana โstation-serviceโ ara-dalร na. Vokatrโizany dia maro ny mponina no mivarotra solika aminโny fomba tsy voafehy, toy ny fivarotana eny an-tsena, ka mampitombo ny loza mety hitranga tahaka izao.
๐ Vahaolana maharitra:
Ilaina ny fananganana โstation-serviceโ ara-dalร na ao aminโity distrika ity, mba hiantohana ny fiarovana sy hisorohana ny loza mety hitranga indray aminโny ho avy
๐ข๐ข๐ข๐ข๐ข
03/04/2026
๐๐งTSY SALAMA I
๐ Raha ny navoakan'i dia manadalo i Honorat Herisolomahefa, mpanao , amin'izao fotoana izao.
Nilaza ity farany fa mila maika any ivelany i Honorat amin'izao ka mila .
ยฉ๏ธEric Beloha Rakotoarimanana
03/04/2026
๐MILA AKAIKY ZANY ATOA FA MIJALY IREO VAHรKA SY ORINASA GOAVANA AO ANTOERANA!!!
Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM
: efa hatraminโny omaly no maty ny jiro ary mbola tsy niverina hatraminโizao arakinโny fampitam-baovao tonga eto am-pelatananay.
03/04/2026
๐C'est de la !!!
๐MAROMARO MPITONDRA TEO FA TSY NISY NANAO EZAKA TOY IZAO.
๐๐ข๐ฌ๐๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฉ๐๐ฃ๐ข๐ง๐ฒ ๐ข ๐๐จ๐ฃ๐จ ๐๐๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐จ๐ก๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ฌ๐จ๐ค๐๐๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐๐ ๐๐๐ก๐จ๐ซ๐ข๐ซ๐ข๐ค๐.
Source: Tojo Ravalomanana
03/04/2026
๐๐๐ก๐ถ๐ด๐ฟ๐ฒ๐๐ ๐ป๐ถ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฒ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ป๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐๐๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ฃ๐ฎ๐๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ
Miala eto Mariarano i Pastora Gaston, hoy ireo mpino ao aminโny FJKM Mariarano Maroantsetra, araka ny fanambarana nataonโireo kristianina sy tomponโandraikitry ny fiangonana. Nambaranโizy ireo fa mpanakorontana sy mpampisaraka ity mpitandrina ao aminโny fiangonana ity.
Tsy nijanona teo aminโny tokotanim-piangonana ihany anefa ny hetsika fa nidina an-dalambe ihany koa ireo mpino sasany, naneho ny tsy fankasitrahany ny Pastora.
ยฉ๏ธKamy Ndiamahazo
01/04/2026
๐คFa inona fรดna ity fanambarana ataon'ity Razoky ity tsy mety vita io eee???
๐TSY MILA PION'I ANDRY RAJOELINA NY VAHOAKA MALAGASY.
๐MBA EFA NAHENO AN'IO ZOKY IO NANAKIANA AN'I ANDRY RAJOELINA VE ISIKA ???
๐บRAHA HANAO ACCUSATIONS GRATUITES MBA HABARATSIANA ENDRIKA NY MPITONDRA AMZAO DIA TENA LOHALAHARANA LERIII,NEFA TENA RAIN'I TETAKA KELY ๐๐๐ฃ๏ธ
fans
Afakandro Christian
Alain Rasambany
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
Servir Mada Atsimo Atsinanana
Servir MADA Mandoto
Servir Mada Fitovinany
Servir Mada DIANA
Servir Mada Ambatosoa
Servir Mada Atsimo Andrefana
Servir Mada Analanjirofo
Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM
01/04/2026
๐ฌ๐ญ ๐๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ | ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ฎ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฅ๐ผ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ.
๐ ๐๐จ๐ซ๐๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฆ๐๐ รด๐๐ข๐ฌ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ, ๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐จ๐ฎ๐ง๐ข๐๐จ๐ฎ ๐๐ฌ๐ฆ๐รซ๐ฅ, ๐๐๐ญ๐๐ข๐ฅ๐ฅ๐จ๐ง ๐๐๐ซ๐๐๐ก๐ฎ๐ญ๐ข๐ฌ๐ญ๐ ๐๐ฏ๐๐ญ๐จ, ๐ข๐ซ๐๐จ ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐๐๐ข๐ค๐ ๐ก๐จ ๐๐งโ๐ข ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐ ๐๐ฏ๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐จ๐ฌ๐ข๐๐ง๐ข๐ง๐.
๐ฒ๐ฌ๐ท๐บ ๐๐ณ๐๐จ ๐๐ข๐ ๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ซ๐จ๐ ๐ญ๐จ๐ง๐ญ๐ ๐ญ๐๐จ๐ซ๐ข๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ก๐๐จ๐ง๐๐ง๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐ ๐๐จ๐ฌ๐ข๐๐ง๐ข๐ง๐ ๐๐ฅ๐๐๐ข๐ฆ๐ข๐ซ ๐๐จ๐ฎ๐ญ๐ข๐ง๐.
โ
๏ธ ๐๐จ๐ง๐ ๐ ๐ง๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐, ๐ง๐ฒ ๐รด๐ฅรด๐ง๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐๐ก๐รซ๐ฅ.
โก๏ธ ๐๐จ๐ฆ๐๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐๐ ๐ก๐จ ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐๐ข๐ค๐ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ณ๐จ๐๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐ญ๐จ ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐ญ๐จ, ๐ก๐จ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐จ๐ฅ๐จ๐๐ฅ๐ข๐ง๐๐๐ก๐ฒ, ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐ ๐๐ฅ๐ฒ, ๐ก๐๐ง๐๐ฆ๐๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ซ๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ข๐ฌ๐ข๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ฅ๐๐ฆ๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐๐ง๐๐ญ๐ข๐ง๐ฒ ๐๐ญ๐จ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐.
โ
๏ธ ๐๐ซ๐๐ญ๐จ ๐๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ง๐จ๐ซ๐๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ ๐ข๐ซ๐๐ญ๐จ ๐ฆ๐จ๐ ๐๐ข๐ ๐๐ก๐ข๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ข๐๐ซ๐ ๐ฆ๐ข๐๐จ๐ง๐จ ๐ฏ๐ฒ, ๐๐๐ง๐๐ฆ๐ข๐๐ง๐, ๐๐ข๐ญ๐๐จ๐ฏ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐๐ข๐๐ง๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐ฅ๐ ๐ข๐ฌ๐๐ง-๐ค๐๐ซ๐๐ณ๐๐ง๐ฒ.
โ
๏ธ ๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ก๐ข๐ฏ๐ข๐ง๐ ๐ญ๐๐ญ๐จ ๐ค๐จ๐ ๐๐ ๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐ ๐ฆ๐๐ซ๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐๐๐ข๐ค๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ข๐ ๐ง๐จ ๐๐๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐๐ก๐ ๐๐ง๐ค๐๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐ข๐ง๐ฒ.
01/04/2026
๐MIRARY FETY SAMBATRA HOAN'NY ISANY Amzao fetinareo androany zaoโ๏ธ๐
๐VAO MAHENO NY ANARAN'I LERIII HONO DE MIPIPI APATALOHA ๐๐๐
31/03/2026
๐ FรLICITATIONS,MAHALEOVA MAHALASA ATOA
๐ ๐ฉ๐ผ๐ฎ๐๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ต๐ผ ๐น๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐ท๐ถ๐บ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ ๐ฒ๐น๐ฎ๐ธ๐ andriamatoa PIKULAS Jonah Justin.
๐ทIndrana
31/03/2026
๐TENA NALAZA BE MITSY TATOHOATO LE VAOVAO !!!
๐ฃ๏ธNY ATY AMINAY DE ๐ง๐ง MITSY RAHA TSY MAHAZO AZY
๐Allรด Michael ๐๐
Narindra ihany ity ๐๐คฃ
Efa any ho any ny Coca-Cola ๐๐ข๐๐ก๐๐๐ฅ aminโilay original anh !
Sa tsy izany ry C'est du Joely ? ๐
๐ Aza adino ny mi-identifier anโi ๐๐ข๐๐ก๐๐๐ฅ bogosy isany ๐