Christine Razanamahasoa

Christine Razanamahasoa

Share

PAGE OFFICIELLE DU MINISTRE DES AFFAIRES ÉTRANGÈRES DE MADAGASCAR

05/04/2026
15/03/2026

Miarahaba anao Andriamatoa Praiministra Mamitiana Jeannot Rajaonarison, amin'izao fanendrena anao amin'ny adidy lehibe miandry eto amin'ny firenena izao. Fanavaozana an'i Madagasikara eo anilan'ny filohan'ny fanavaozana ny repoblikan'i Madagasikara Andriamatoa Mickaël RANDRIANIRINA sy ny governemanta vaovao hiara-dia aminareo miarahalahy mianaka.
Mirary soa hatrany tompoko
Ho an'ny Tanindrazana, ho an'ny fanavaozana sy ny taranaka Malagasy.

''Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo.'' 1 Tesaloniana 5:18

Photos from Ministère des Affaires Etrangères de Madagascar's post 10/03/2026
Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo
261