15/06/2026
🇲🇬 🏙️ 𝑭𝑰𝑺𝑨𝑶𝑹𝑨𝑵𝑨 𝒆𝒓𝒂𝒎-𝒑𝒐, 𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 ! 🙌
Ny Minisiteran'ny Fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany sy ny tetikasa PRODUIR dia misaotra antsika rehetra nikarakara, nandray anjara, nanotrona sy nitondra ny tolon-kevitra ka nahatontosa an-tsakany sy an-davany ny fikaonandoham-pirenena momba ny tanàndehibe andiany fahefatra.
Ny tanandehibe tokoa no avokavoky ny firenena ary isika rehetra no miara-manangana ho avy misy fanantenana ho an’ny tanora eny an- tanàndehibe.🚀
-------------------------------------------------------------
🇫🇷 🏙️ 𝑼𝒏 𝒈𝒓𝒂𝒏𝒅 𝑴𝑬𝑹𝑪𝑰 ! 🙌
Le Ministère de l'Aménagement du Territoire et des Services Fonciers et PRODUIR remercient chaleureusement les organisateurs, participants et contributeurs qui ont fait de cette 4ème édition du Forum National Urbain une réussite totale !
Nos villes sont le poumon de notre pays : ensemble, continuons à bâtir un avenir urbain prometteur avec et pour les jeunes générations. 🚀
Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany
12/06/2026
🇲🇬 📸 Fintina an-tsary ny andro omaly izay nanombohan'ny fikaonandoham-pirenena momba ny tanàndehibe andiany fahefatra.
🇫🇷 📸 Retour en photos de la première journée du quatrième Forum National Urbain.
Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany
12/06/2026
🇲🇬 🏙️ 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀
👉 Lohahevitra : "𝑴𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒗𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆"
📌 Manasa anao hamaky ny fandaharam-potoana anio, andro faharoa sady famaranana, ary handray anjara amin'izany.
-------------------------------------------------------------
📅 11-12 jona 2026 - 11-12 juin 2026
📍Village Voara, Andohatapenaka
🎟️ Tsy misy vidim-pidirana / entrée libre 😉
Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany
11/06/2026
⚠️ 𝐀𝐯𝐢𝐬 𝐝𝐞 𝐜𝐥𝐨̂𝐭𝐮𝐫𝐞 𝐧𝐮𝐦𝐞́𝐫𝐨 𝟐
L'Unité de Gestion du PROJET DE DÉVELOPPEMENT URBAIN INTÉGRÉ ET DE RÉSILIENCE DU GRAND ANTANANARIVO (PRODUIR) informe l'ensemble de ses prestataires que les Crédits (i) 6818-MG, (ii) 6245, (iii) 7571 financés par la Banque Mondiale, seront clôturés le 30 juin 2026.
À cet effet, l'UGP invite les Fournisseurs, Entreprises, Bureaux d'études et Consultants ayant contracté avec le Projet et dont les prestations sont achevées ou le seront au plus t**d à cette date à transmettre leurs factures accompagnées des pièces justificatives correspondantes au plus t**d le 30 juin 2026 à l'adresse indiquée ci-dessous.
Passé ce délai, le Projet ne pourra être tenu responsable du non-paiement des prestations concernées.
👉 Consultez le document ici : https://www.produir-madagascar.mg/passation-marche/avis-de-cloture-numero-2/
11/06/2026
🇲🇬 🏙️ 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀
👉 Lohahevitra : "𝑴𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒗𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆"
📌 Hisokatra amin’ny fomba ôfisialy anio ny fikaonandoham-pirenena momba ny tanan-dehibe andiany fahefatra. Manasa anao hamaky ny fandaharam-potoana anio ary handray anjara amin'izany.
-------------------------------------------------------------
📅 11-12 jona 2026 - 11-12 juin 2026
📍Village Voara, Andohatapenaka
🎟️ Tsy misy vidim-pidirana / entrée libre 😉
Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany
10/06/2026
🇲🇬 🏙️ 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀
👉 Lohahevitra : "𝑴𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒗𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆"
📌 Zaraina amintsika eto ny fandaharam-potoana momba ny fikaonandoham-pirenena izay haharitra roa andro.
-------------------------------------------------------------
📅 11-12 jona 2026 - 11-12 juin 2026
📍Village Voara, Andohatapenaka
🎟️ Tsy misy vidim-pidirana / entrée libre 😉
Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany
10/06/2026
🇲🇬 🏙️ 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀
👉 Lohahevitra : "𝑴𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒗𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏-𝒅𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆"
📌 Fikaonandoha goavana hampivondronana ireo mpisehatra rehetra amin'ny fampandrosoana ny tanàn-dehibe, indrindra ireo tanora, mba hifanakalo hevitra sy hitondra vahaolana ary fomba fijery vaovao ho an'ny fanavaozana sy ny fampandrosoana maharitra ny tanàn-dehibe eto Madagasikara.
🏘️ Miara-dalana amin'ity hetsika lehibe ity ny tetikasa PRODUIR izay miasa sy mirotsaka an-tsehatra ety anivon'ny tanan-dehibe.
-------------------------------------------------------------
🇫🇷 🏙️ 𝟒𝐄𝐌𝐄 𝐅𝐎𝐑𝐔𝐌 𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋 𝐔𝐑𝐁𝐀𝐈𝐍
👉 Thème : "𝑩𝒂̂𝒕𝒊𝒓 𝒖𝒏 𝒂𝒗𝒆𝒏𝒊𝒓 𝒖𝒓𝒃𝒂𝒊𝒏 𝒑𝒓𝒐𝒎𝒆𝒕𝒕𝒆𝒖𝒓 𝒂𝒗𝒆𝒄 𝒆𝒕 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒍𝒆𝒔 𝒋𝒆𝒖𝒏𝒆𝒔 𝒈𝒆́𝒏𝒆́𝒓𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏𝒔"
📌 Le FNU est un rendez-vous incontournable pour rassembler tous les acteurs du développement urbain, en particulier les jeunes, afin d'échanger des idées, d'apporter des solutions et de nouvelles perspectives pour le renouveau et le développement durable des villes à Madagascar.
🏘️ PRODUIR qui opère et intervient directement au niveau urbain, accompagne ce grand événement.