01/06/2026
FAHA 66 TAONA NAHAZOANA NY FAHALEOVAN-TENA
๐ฒ๐ฌ Nampiakatra ny saina ny eto Vakinankaratra.
๐ซก Niredona ny andininy telo tamin'ny hiram-pirenena.
โ๏ธ Ho fanamarihana ny fanombohana amin'ny fomba ofisialy ny iray volana fankalazana ny faha 66 taona nahazoana ny fahaleovan-tena dia nanatanteraka izany ny teto anivon'ny .
๐ฎ๐ผโโ๏ธ Nisy ny manoloana ny biraon'ny .
๐ฎ๐ผโโ๏ธ Niatrika ny teny amin'ny Biraon'ny ihany koa ny Zandarimaria niarahana amin'ireo mpitandro filaminana hafa namana sy ireo mpiasam-panjakana eto anivon'ny faritra izay notarihin-dramatoa Prรฉfet d'Antsirabe miadidy ny faritra Vakinankaratra.
๐ฒ๐ฌ Manentana ny rehetra hanangana ny sainam-pirenena eny amin'ny tokantranon'ny tsirairay.
๐จ Ny zandarimaria dia hanamafy hatrany ny fitandroana ny fandriam-pahalemana mialoha sy mandritra ary aorian'ny fankalazana ny fetim-pirenena.
๐ฎ๐ผโโ๏ธ Zandary maro no efa miparitaka manerana ny faritra sahanin'ny Toby tsirairay.
31/05/2026
โฝ KITRA: TAFAKATRA DINGANA FAMARANANA NY EKIPAN'NY GNFC โฝ
GNFC
๐ฅ Montsana tamin'ny isa 3 no aotra ny ekipan'ny .
๐ Notontosaina androany 31 Mai 2026 tao amin'ny Antsirabe ny lalao iadiana ny manasa-dalana .
โฝ Taorian'ny fandresena tamin'ny isa malalaka azon'ny Zandarimaria dia hiroso amin'ny dingana famaranana izy ireo.
โ๏ธ Marihina fa ny ekipan'ny dia vao niforona tsy ela satria vao tamin'ny taom-pilalaovana 2024-2025 izy no tao anatin'ny D2 na diviziona faharoa. Rezionaly.
โฝ Tafakatra diviziona voalohany izy ny taom-pilalaovana 2025/2026 ary izao efa hiatrika sahady ny lalao famaranana.
โฝ Fandresena 14 no azony nandritry ny ary faharesena monja.
๐ฒ๐ฌ Ny 14 Jona izao no hatao ny lalao famaranana izay hahitana ny hibata ny amboara.
๐ Isaorana ireo mpanohana sy nikarakara rehetra.
28/05/2026
โฝ KITRA MALAGASY : ZANDARIMARIA โฝ
๐ฃ Allรด ! Antsirabe.
Tongava manohana ny ekipan'ny Zandarimaria GNFC
โฝD1 RรGIONALE VAKINANKARATRAโฝ
โก 1/2 FINALE โก
โช ๐ค๐ค DFC ESPOIRS ๐ด
๐ Alahady 31 Mai 2026
๐ 12 ora sy 30 min
๐๏ธ TERRAIN VรLODROME ANTSIRABE
๐๐โค๏ธALEFA ๐ช ๐ฅ ๐ฅ GNFC ๐ฅ๐ฅ๐ช
21/05/2026
PENTEKOTY IEREN-DOZA
๐ฎโโ๏ธ Zandary maro no naparitaka. Miasa andro sy alina.
๐ Ho fisorohana: mialoha - mandritra - ary aorian'ny fetin'ny dia nandray fepetra hentitra ny eto amin'ny ny Zandarimaria Vakinankaratra
Ny ny Zandarimaria telo:
โ
โ
โ .
๐ฎโโ๏ธ Nametrahana zandary eny amin'ireo teboka mainty rehetra ahitana lozam-pifamoivoizana sy mangingina.
๐ฎโโ๏ธ Asiana fisafoana matetika ny lalam-pirenena.
๐ฎโโ๏ธ Tsy mitsahatra ny fisafoana ireo tanร na sy toerana hisy mpitsangatsangana.
๐ Miantso ny mpampiasa lalana rehetra mba hanaraka ny toromarika omen'ireo zandary hitanareo eny amin'ny lalana eny.
๐จ Hamonjy voina.
๐จ Hiaro amin'ny loza sy fanafihana ary karazana fanakanan-dร lana sy fitorahana fiara.
๐จ Hanampy raha sendra olana.
๐ฑ Aza misalasala maka ny laharan'ny zandarimaria ilainao.
19/05/2026
TSY FANDRIAM-PAHALEMANA ENY AMIN'NY LALAM-PIRENENA
Averina ity mba ho fanamafisana
๐ Tsy ekena ny hisian'ny tranga samihafa mahavoa ireo mpampiasa lalam-pirenena.
โ Fanakanan-dร lana
โ Halatra entana ambony porte-bagages - anaty kamiao - anaty labasy pickup.
โ Toraka vato mamaky fitaratra.
โ Fandrobana sy fanafihana.
๐ฎโโ๏ธ Nitety ireo Stationnement Taxibrousse rehetra teto Antsirabe ny Zandarimaria teo anivon'ny ka nanao fanentanana ireo Koperativa sy ireo mpamily rehetra.
๐ฑ Hampandre haingana ny zandary akaiky azy raha vao misy tranga.
๐ Stationnement : Vatofotsy - Andrefan-tsena - Stationnement Plus/VIP.
๐ Nozaraina taratasy misy ny laharan'ny zandarimaria manamorona ny lalam-pirenena rehetra ato anatin'ny Fari-piadidian'ny zandarimaria Vakinankaratra ireo mpamily ireo mba ahafahana miantso haingana.
โ Cdt Compagnie: 034.05.700.96
โ CB Motard A/be: 034.14.007.64
๐ RN 7
โ Bde Ilaka Centre : 034.05.701.00
โ PA Sahanivotry: 034.39.450.82
โ PA Manandona: 034.05.700.98
โ PA Andra/elatra : 034.05.700.93
โ PF Vohitsoa: 034.12.933.49
๐ RN 43
โ PA Ambohibary: 034.05.700.92
โ Bde Faratsiho : 034.14.007.69
๐ RN 34
โ PA Antanamanjaka: 034.39.759.13
โ Bde Betafo: 034.14.006.53
โ Bde Ankazomiriotra : 034.14.006.54
โ Bde Mandoto: 034.14.007.70
โ Bde Morafeno: 034.13.782.86
11/05/2026
๐จ HO AN'NY MPAMILY TAXI-BROUSSE SY NY MPANDEHA ๐จ
Androany Alatsinainy 11 Mey 2026
Tamin'ny 09 ora sy sasany maraina.
Nidina teny amin'ireo stationnement Taxibrousse eto Antsirabe ny ekipa notarihin'ny .
๐ Mety hieritreritra ianao hoe "nijery fiara fotsiny" ๐ ? An! an! an! Hitady vahaolana iarahana ๐
IREO STATIONNEMENT LEHIBE
โ
Gare routiรจre Vatofotsy: Izay mamoaka fiara mandeha RN7 Nord/Sud, RN34, RN43
โ
Gare routiรจre Andrefantsena: mamoaka fiara mihazo ny RN 34.
โ
Gare routiรจre Plus sy VIP: Soatrans, Ficotrans, Cotisse/Sotrate
๐ฏ INONA NY ANTONY ?
โ Mba ho fisorohana mialoha ny tranga tsy fandriam-pahalemana miseho lany :
โ Ho foanana ny tranga fanakanan-dร lana, ny toraka fiara, ny halatra entana.
๐ค Ry tomponโandraikitra Koperativa sy ry mpamily:
Andao hifanome tanana isika!
Raha vao mahita tranga ? Antsoy avy hatrany ny Zandarimaria !
๐ฑ Raha miantso malaky ianareo ๐ dia tonga haingana ny zandarimaria
๐ FIZARANA NUMรRO TรLรPHONE :
Nizarana taratasy kely matevina misy ny laharan'ny Tobin'ny Zandarimaria eny amin'ny lalam-pirenena rehetra ihany koa ireo fiara.
๐ Tehirizo tsara ireny zalahy a ! Apetaka amin'ny pare-brise koa raha azo atao.
๐ Nanome toky ireo mpitatitra fa : โHiara-hiasa aminareo izahay, ho tombontsoan'ny mpanjifaโ
๐ฎโโ๏ธ Zandary + ๐Mpamily = Lalam-pirenena azo antoka - Mpandeha milamin-tsaina
๐๐จ
05/05/2026
SEZA HAZO HITA TAO ANATY BUS: NOSAZIANA SY NAATO TSY HIASA ILAY FIARA
๐ Niely ny sary fa misy bus iray mampiasa seza hazo ho solon'ny seza araka ny fenitra.
๐จ Fantatra fa fiara fitateram-bahoaka eto Antsirabe ihany izy io ka natao ny fikarohana azy.
๐ฎโโ๏ธ Nihetsika ny sy ny Zandarimaria ao anatin'io Sampan-draharaha io.
๐ Tsy fanajana ny mpandeha, tsy fanarahana ny bokin'andraikitra, fametrahana ambavaloza ny mpandeha no hadisoana mifanaraka amin'izany.
โ ๏ธ Nogiazana ny fiara tsy hahazo miasa mandra-pisolon'ny seza ara-dalร na. Izay tsy maintsy soloina.
โ ๏ธ Notanana ambalan-tsazy ny fiara.
โ ๏ธ Miverina manao fitsirihana indray eny amin'ny mba hamarinina sy hahitsy ny taratasin'ny fiara.
๐ Entanina hatrany ny mpandeha mba ho sarotiny amin'ny kalitaon'ny serivisy atolotry ny mpandraharaha fitaterana.
๐ Entanina ihany koa ny koperativa, ny tompon'ny fiara ary ny mpamily sy ny mpanampy azy mba hamaky sy hampahafantatra ary hanaja ny bokin'andraikitra izay tokony ho fantatry ny mpandraharaha ara-pitaterana rehetra.
02/05/2026
LOZAM-PIFAMOIVOIZANA NAMOIZANA AINA
Ny andron'ny 02 Mai 2026
Amin'ny 9 ora maraina.
RN 7 - PK 52 + 880
Teo Mandikanamana Fokontany Antsahalava Kaominina Behenjy
๐ Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina namoizana aina miisa roa.
๐ Taxibrousse avy any Antananarivo ho any Ambatolampy.
๐จ Vokatry ny fandehanana mafy.
๐จ Vokatry ny fisongonana tsy notandremana.
โ Nikasa hisongona Taxibrousse hafa ity ity kanefa tsy nijery tsara sy nampihatra ny fepetra tokony hisongonana
โ Azo antoka ve fa mahitsy sy malalaka ny lalana ?
โ Tsy misy mpampiasa lalana hafa ve hifanena aminy ?
๐๏ธ Teo am-pisongonana iny indrindra izy no nifanena tamin'ny moto.
โ ๏ธ Tsy nisy azo nialร na ny fifandonana.
๐ Nifampikatroka ny fiara sy ny moto. Nipitika niverina ny moto voadona. Nikatroka tamin'ny fitaratry ny fiara izay nanaraka azy avy aoriana (taxibrousse FICOTRANS PLUS) ireo mpitaingina moto roalahy.
Izay vao nipitika teny amin'ny sisin-dalana.
โฐ๏ธ Maty tsy tra-drano avy hatrany.
(๐๏ธ Mpamily 36 taona - mpandeha 28 taona).
โ Potika vokatry ny dona ny lohan'ny fiara nifanehatra tamin'ilay moto.
โ Potika ihany koa ny fitaratra anoloana sy ny lohan'ny fiara nitaty azy roalahy aorian'ny nivarinany antsisin-dalana ka vaky ny kodiarany roa anoloana.
๐ Tsy maintsy nafindra avokoa ireo mpandeha taxibrousse rehetra.
โ๏ธ Ireo mpamily roalahy kosa dia notazomina hatao famotorana.
Ny fitsarana no hamaritra ny heloky ny tsirairay sy hanome sazy mifanandrify amin'izany.
๐ Ny Zandarimaria dia mitondra ny teny fampiononana ho an'ny fianakavian'ny namoy ny ainy.
01/05/2026
BRIGADE ANDRANOMADIO: NOTOLORANA SOLOSAINA VAOVAO BE
Inside Informatique Bira - Fianar - Toliara
๐ Afapo sy finaritra amin'ny fomba fiasan'ny Zandarimaria eto Antsirabe ny mpandraharaha iray ka tonga naneho ny fankasitrahany amin'ny fomba hita maso.
๐ฅ๏ธ Solosaina iray marika sy ireo pitsopitsony miaraka aminy no natolotra ny mba hanampiana amin'ny fampandehanana ny asa.
๐ Misaotra indrindra tompoko.
๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ๐ฎโโ๏ธ