18/06/2026
Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy
Pejy ofisialin'ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana
18/06/2026
17/06/2026
๐๐ ๐ฃ๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐ | ๐๐๐ฉ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐๐๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ๐ก๐
๐๐๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ฅ๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐
17/06/2026
๐ ๐๐ฆ๐ฆ๐๐ข๐ก ๐๐ข๐ก๐๐ข๐๐ก๐ง๐ ๐๐๐ก๐ฆ ๐๐ ๐ฅร๐๐๐ข๐ก ๐๐ก๐ข๐ฆ๐ฌ
๐ ๐๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐๐ญ ๐๐ ๐๐๐ญ๐ซ๐จ๐ค๐ โ ๐รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง ๐๐งรด๐ฌ๐ฒ
๐
๐๐ฎ ๐๐ ๐๐ฎ ๐๐ ๐ฃ๐ฎ๐ข๐ง ๐๐๐๐
โ
๐ฟ๐๐ฃ๐จ ๐ก๐ ๐๐๐๐ง๐ ๐๐ช ๐ง๐๐ฃ๐๐ค๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ ๐๐ ๐ก๐ ๐๐ค๐ช๐ซ๐๐ง๐ฃ๐๐ฃ๐๐ ๐ก๐ค๐๐๐ก๐ ๐๐ฉ ๐๐ ๐กโ๐๐๐๐ค๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ ๐๐๐จ ๐๐๐ฉ๐๐ช๐ง๐จ ๐ฉ๐๐ง๐ง๐๐ฉ๐ค๐ง๐๐๐ช๐ญ, ๐ช๐ฃ๐ ๐ข๐๐จ๐จ๐๐ค๐ฃ ๐๐ค๐ฃ๐๐ค๐๐ฃ๐ฉ๐ ๐๐จ๐ฉ ๐ค๐ง๐๐๐ฃ๐๐จรฉ๐ ๐๐ช๐ฉ๐ค๐ช๐ง ๐๐๐จ ๐๐๐ฉ๐๐ซ๐๐ฉรฉ๐จ ๐จ๐ช๐๐ซ๐๐ฃ๐ฉ๐๐จ :
1๏ธโฃ ๐๐๐ฆ๐ฃ๐ข๐ฆ๐๐ง๐๐ ๐๐๐ฆ๐ง๐ฅ๐๐๐ง ๐ฎ.๐ฌ
โก๏ธ Participants : Maires, ADL, TC, SEC, RE et รฉquipe, STD
2๏ธโฃ ๐ฃ๐๐๐ง๐๐๐ข๐ฅ๐ ๐ ๐ก๐จ๐ ร๐ฅ๐๐ค๐จ๐ ๐-๐ญ๐๐๐
โก๏ธ Participants : Maires, ADL, TC, SEC
3๏ธโฃ๐๐๐ฃ๐๐๐ร๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐๐ข๐ก ๐ก๐จ๐ ร๐ฅ๐๐ค๐จ๐
โก๏ธ Renforcement des compรฉtences digitales des acteurs locaux
โก๏ธ Participants : Maires, ADL, TC, SEC
๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐รฉ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐รฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
-----
Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy
Institut National de la Dรฉcentralisation et du Dรฉveloppement Local
Observatoire de la Dรฉcentralisation et du Dรฉveloppement Local
Fonds de Dรฉveloppement Local - Madagascar
Faritra Anรดsy - Pejy ofisialy
15/06/2026
Anosy, faha 15 jona 2026.
โ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-412 ๐๐๐๐๐'๐๐ 23 ๐๐๐ 2024 ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
โ
โDingana iray amin'ny fanatsarร na ny fiankohonana eto Madagasikara ny fananana atontan-kevitra iray ampiasain'ireo mpisehatra rehetra amin'ny fitantanana ny fiankohonana. Izany indrindra no namolavolร na an'izao tenimita iraisan'ny Minisitera izao mba hampitoviana ny fomba fikirakirร na ny fiankohonana sy ny fisitrahan'ny tsirairay ny zo mifandraika amin'izany.
โIty tenimita izay mamaritra ny fampiharana ny Lalร na laharana faha 2018-027 tamin'ny 08 febroary 2019 momba ny fiankohonana ity dia ahitana andininy 378, izay nadika manontolo amin'ny teny Malagasy, ka voalaza amin'ny antsipirihany ao ireo tandrifin'andraikitry ny mpisehatra tsirairay, na ireo tompon'andraikitra mpandrakitra ny trangam-piankohonana, na ireo manam-pahefana mpanara-maso ny fitanana ny fiankohonana.
โNy OIF, izay anisan'ny nanohana an'izao asa izao niaraka tamin'ny UNICEF, no nanolotra tamin'ny fomba ofisialy ity atontan-kevitra ity tamin'ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Andriamatoa RAKOTONANDRASANA Hanitra Velonjara Tiaray androany tetsy Anosy.
โNisy ny fanovร na entinโity rijan-teny ity, toy ny fanalavร na ho 30 andro ny fe-potoana fanambarร na ny fahaterahana sy ny fahafatesana, ny fahazoana maimaim-poana ny kopian'ny sora-piankohonana voalohany, ary ny fanomezan-dalana ny Lehibenโny Fokontany any aminโny faritra lavitra handray fanambarร na.
โAo anatin'ny fanavaozana ny fiankohonana ihany koa ny fametrahana ny rejisitra nasionaly nomerika, ny fanomezana laharana tokana famantarana eo am-pahaterahana, sy ny fametrahana ny Vaomieram-pirenena misahana ny Informatika sy ny Fahalalahana (CMIL) izay miandraikitra ny fiarovana ny angon-drakitra manokana.
โAmin'ny maha iraisan'ny Minisitera azy dia Minisitera dimy no niara-nanao sonia ity tenimita ity dia ny Minisiteranโny Raharaham-bahiny, ny Minisiteranโny Fitsarana, ny Minisiteranโny Atitany, ny Minisiteranโny Fitsinjaram-pahefana ary ny Minisiteranโny Fahasalamam-bahoaka.
โ
โ
15/06/2026
๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ ๐๐ ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ผ๐๐ผ๐ ๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐ผ๐๐ผ๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐ผ๐๐๐ผ ๐ผ๐-๐๐๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ.
โ
โAnosy, 14 Jona 2026.
๐ โNitondra fanazavana mahakasika ny raharaha voalazany etsy ambony ny Tonia Mpampanoa lalร na avy ao amin'ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, Ramatoa RAKOTONIAINA Narindra Navalona, niaraka taminโny Fitaleavana misahana ny Heloka Bevava ao amin'ny Polisim-pirenena, ny Commissaire Divisionnaire de Police, RABENANDRASANA Jean Marcel, ny Fitaleavana misahana ny Heloka Bevava ao aminโny Zandarimariam-pirenena, ny Kolonely RANDRIAMALALA Heritiana Rivo, ny Lehibenโny Sampan-draharaha fanarahamaso ny sisitany, ny Commissaire Principale de Police RANDRIAMERISOA Mohamed Ali, ary ny Lehiben'ny Sampandraharahan'ny fahazoan-dalana mivezivezy sy mivahiny ao amin'ny Minisiteran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, Ramatoa RAMANITRA Annie.
13/06/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Website
Address
Rue Lamyne Gueye , Anosy
Antananarivo
101
