โ
๏ธ Ireo laharam-pahamehana entina hampandrosoana an'i Madagasikara izay mifandray indrindra amin'ny vinan'ny Banky Afrikana ho an'ny Fampandrosoana.
Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola
Fampitam-baovao mikasika ny zava-misy eo anivon'ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola
02/06/2026
"๐
๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐๐ง'๐ข ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐."
Analakely, ๐๏ธ 01 Jona 2026
๐ฒ๐ฌ Nikopakopaka ny saina izay mariky ny fiandrianam-pirenena teo anoloan'ny Lapan'ny Tanร na Analakely.
๐ฅ Fananganan-tsaina natrehan'ireo olomanakaja sy solontenan'ny mpiray tanindrazana no nanombohana ny fankalazana ny faha-6๏ธโฃ6๏ธโฃ taona niverenan'ny fahaleovantena sy ny nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy.
โ
โ
Tsy latsa-danja amin'izany ihany koa ny fanombohan'ny "๐๐ซ๐๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ฒ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ" izay mariky ny maha-iray ny Malagasy tsivakivolo.
๐Nampatsiahivin'ny Mpanolontsaina Avon'ny Fanavaozana, ny ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ง๐จ๐๐ฅ๐ฌ๐จ๐ง ๐๐๐ซ๐๐๐ฅ๐ฅ๐ข๐ง, izay nisolo tena ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika, ๐๐จฬ๐ฅ๐จฬ๐ง๐๐ฅ๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐ ๐๐ข๐๐ก๐๐ฬ๐ฅ fa ny fotoana toa izao dia fanehoana "๐๐ข๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ง๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐".
_________ Nanotrona ity fotoana ity ihany koa ny Mpanolotsaina Avon'ny Fanavaozana, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐๐จ๐ง๐ข๐๐ง๐ ๐๐ก๐ข๐๐ซ๐ซ๐ฒ, ny Praiminisitra, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ๐ข๐ญ๐ข๐๐ง๐ sy ny mpikambana maro eo anivon'ny Governemanta.
๐ Isan'izany ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, ๐๐ซ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฆรฉ.
๐น Famerenana ny lahatenin'Andriamatoa ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒ๐น
31/05/2026
โจ๏ธ Nifarana tao ๐๐ณ๐ข๐ป๐ป๐ข๐ท๐ช๐ญ๐ญ๐ฆ, ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ฐ๐ฏ๐จ๐ฐ, ny ๐๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฒ ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฉ๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ธ๐ ๐๐ณ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ (๐๐๐) ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ, izay nampivondrona mpandray anjara maherinโny 4 500. Nahitana Filoham-panjakana sy solontenan'ny Governemanta, ireo Governora isam-pirenena, mpisehatra ara-bola ary mpiara-miombonโantoka aminโny fampandrosoana.
โ
๏ธ Anisanโny vokatra lehibe nivoitra nandritra ny fivoriana ny fanamafisana ny ๐ง๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ ๐๐ณ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ (๐๐๐-๐ญ๐ณ), izay nahazo famatsiam-bola fanampiny mitentina ๐๐๐ ๐ญ๐๐ฉ๐ข๐ญ๐ซ๐ข๐ฌ๐ ๐๐จ๐ฅ๐๐ซ๐ ๐๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ค๐๐ง๐. Firenena 25 no efa nanamafy ny fandraisany anjara aminโity tahirim-bola natao hanohanana ireo firenena marefo indrindra eto Afrika ity.
๐ Nankatoavina tao anatinโizany ihany koa ireo laharam-pahamehana efatra hitari-dalana ny fampandrosoana afrikanina aminโny taona ho avy :
โก๏ธ ny fanatsarร na ny fahazoana renivola sy famatsiam-bola,
โก๏ธ ny fanavaozana ny rafitra ara-bola,
โก๏ธ ny fampiasana ny tanjaka ara-demografika ary
โก๏ธ ny fananganana fotodrafitrasa maharitra sy mahatohitra ny krizy.
๐Nisongadina nandritra ny fivoriana ihany koa ny fanambaranโny Repoblikanโi Congo momba ny fanafoanana ny VISA ho anโireo Afrikanina rehetra mikasa ny ho any an-toerana manomboka aminโny taona 2027. Hetsika iray heverina fa hanamafy ny fivezivezenโny olona, ny fifanakalozana ara-barotra ary ny fampidirana ara-toekarena eto aminโny kaontinanta.
โถ๏ธ Teo ambany fitarihanโny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐๐ vaovao, ๐๐ฟ ๐ฆ๐ถ๐ฑ๐ถ ๐ข๐๐น๐ฑ ๐ง๐ฎ๐ต, dia nohamafisina ny vina hananganana banky afrikanina sahisahy kokoa, akaiky kokoa ny vahoaka ary mifantoka aminโny vahaolana sy ny fanovร na ara-drafitra ilainโny kaontinanta.
โ๏ธAnkehitriny, ny fanamby dia ny famadihana ireo fanapahan-kevitra sy fanoloran-tena noraisina ho asa mivaingana sy vokatra tsapanโny mponina manerana ny Afrika.
29/05/2026
๐ฅ๐ฅ FANDAHARANA MANOKANA ๐ฅ๐ฅ
Fandaharana manokana iarahana amin'ny Kรดlรดnely ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒ๐น, filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara ny Alahady 31 Mey 2026 izao manomboka amin'ny 8 ora Alina.
Harahinao eto amin'ny TVM ๐บ sy RNM ๐ป ary ireo haino aman-jery tsy miankina hafa.
28/05/2026
โ
โ
Ny taham-panakalozana ( ) ampiharin'ny ๐
๐๐๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ manomboka ๐ny 01 jona ka hatramin'ny 07 jona 2026.
๐ Manasa anao hanaraka ny tranonkalan'ny Fadintseranana hijerevana ny andinindininy mahakasika izany :
๐ https://www.douanes.gov.mg/cours-de-change/
28/05/2026
๐ฒ๐ฌ๐ค๐ |๐๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐ด ๐๐ฎ๐ฝ๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐๐ฎ ๐ฑ๐ผ๐น๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ฒ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ|
๐๏ธ ๐๐ณ๐ข๐ป๐ป๐ข๐ท๐ช๐ญ๐ญ๐ฆ, ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ฐ๐ฏ๐จ๐ฐ, faha-27 Mey 2026
โ
Nosoniavina tany Brazzaville nandritra ny ๐๐ช๐ท๐ฐ๐ณ๐ช๐ข๐ฎ๐ฃ๐ฆ ๐ช๐ด๐ข๐ฏ-๐ต๐ข๐ฐ๐ฏ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ฌ๐บ ๐๐ง๐ณ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข (BAD) ny fifanarahana famatsiam-bola mitentina ๐ฒ๐ด ๐๐ฎ๐ฝ๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐๐ฎ ๐ฑ๐ผ๐น๐ฎ๐ฟ๐ฎ teo aminโi Madagasikara sy ny BAD, taorianโny fankatoavanโny Filankevim-pitantananโity farany izany famoaham-bola izany.
๐Hoentina hamatsiana ny andiany faharoa aminโny fandaharanโasa hanohanana ny fitantanana ara-bola sy ny fiatrehana ara-toekarena ity famatsiana ity, izay mifantoka aminโny:
(๐ถ) fanatsarร na ny fitantanana ara-bola sy ny fidiram-bola anatiny,
(๐ถ๐ถ) fanamafisana ny mangarahara sy ny ady aminโny kolikoly,
(๐ถ๐ถ๐ถ) fanatsarร na ny tontolonโny fandraharahana sy ny fisarihana fampiasam-bola,
(๐ถ๐) fanohanana ny sehatry ny angovo sy ny fanitarana ny herinaratra eny ambanivohitra.
โ๏ธAntony lehibe nahazoanโi Madagasikara izao famatsiam-bola andiany faharoa izao ny nahafahantsika nanome vokatra nahafa-po sy azo tsapain-tanana teo aminโny fanavaozana ny fitantanana ara-ketra sy ny paikady nasionaly aminโny ady aminโny kolikoly izay hihitatra aminโny taona 2030. Arakโizany, dia ho fanamafisana izany no nahazoana ity famatsiam-bola ity.
โถ๏ธ Nanamafy rahateo ny ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐๐ eto Madagasikara, ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐๐ฑ๐ฎ๐บ ๐๐บ๐ผ๐๐บ๐ผ๐๐ป fa nasehonโi Madagasikara fa na nisy aza ny fahasoratana teo aminโny toe-draharaha dia hita taratra ny finiavanโny mpitondra hametraka fanavaozana azo tsapain-tanana.
๐ Ankoatra izay dia hisy ihany koa ny fametrahana rafitra mahaleotena handrindra ny herinaratra sy tahiry nasionaly ho anโny angovo maharitra, ka hahazo famatsiam-bola mivantana ireo tsy mbola misitraka herinaratra sy ny any aminโny tontolo ambanivohitra. Eo ihany koa ny lalร na nohavaozina momba ny fiaraha-miasa eo aminโny ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ฆ๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ (PPP).
๐ Misy ny vinavina hampakatra ny ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ธ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ญ๐ฎ% aminโny tahanโny harikarena faobe aminโny faranโny taona 2026.
27/05/2026
Afrika ankehitriny sy ireo toe-javatra mifanipaka telo lehibe amin'ny toe-kareny araka ny nambaranโny Filohanโny BAD, Andriamatoa Sidi Ould Tah.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
MADAGASIKARA
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
| Sunday | 09:00 - 17:00 |
