Nos Enfants Extraordinaires

Nos Enfants Extraordinaires

Share

Cette page est dédiée pour contribuer à l'équité des enfants différents (autistes,trisomiques,albinos,IMOC,...)à travers des sensibilisations et soutien .

Photos from Nos Enfants Extraordinaires's post 09/05/2026

🧩🧩Forum de l'économie sociale et solidaire a Ampefiloha
👉 Nos Enfants Extraordinaires
👉 Mon Madaà Moi
👉 Youth United for Peace and change
👉Echanges Réciproques de Savoirs- Madagascar
👉 Mii'zara
👉 Association ARTIA
👉 Boite2.com
Mankasitraka antsika rehetra nanotrona🙏

Photos from Nos Enfants Extraordinaires's post 25/04/2026

🧩🧩 Nisy ihany koa ny séance de partage natao teto amin'ny Nos Enfants Extraordinaires niarahana tamin'i Prisca Guillaume sy ireo mpanabe ary ny stagiaire.
🙏🙏Misaotra sy mankasitraka indrindra

04/04/2026
04/04/2026

📢Toy izao ny angombaovao nandritra ny 🧩02 Aprily, andro manerantany ho fampahafantarana ny « Autisme ».
Isaorana ny VIVA Evènement
Nos Enfants Extraordinaires

02/04/2026

🧩02 Aprily, andro manerantany ho fampahafantarana ny « Autisme ».
🎯Maro ny sedra iainana isan’andro, tsy ho voatanisa.
🫂Fa anio izahay izara hoe ✅raha mbola misy TSIKY toy izao misoritra eny amin’ny tavan’ny ANKIZY,ny Ray aman-dReny sy ny Mpanabe dia tsy hiamboho adidy izahay amin’ny fandraisana an-tanàna ireto zanatsika.
Nos Enfants Extraordinaires

30/03/2026


Nos Enfants Extraordinaires

10/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Lalaina Fara, Alinah Nivo Rasoa, Noro Ratsimandresy, Holy Rakotoarivonona, Hanitra Ravelo, Rodolphe Guillaume

10/02/2026

❌ Entanina isika rehetra hanaraka ny toromarika rehetra.
Mankasitraka tompoko ❗❗
🧩 Nos Enfants Extraordinaires

30/01/2026

👉 Fifampiarabana nahatratra ny taona 2026 ho an'ny mpiandraikitra rehetra teto amin'ny Nos Enfants Extraordinaires
✔️Ny soa sy ny tsara rehetra no hifampirariana amin’ ity taompianarana 2026 ity
🫂Vonona hatrany ho an’ireo zaza beazina

Photos from Nos Enfants Extraordinaires's post 28/01/2026

✔️"Renforcement de capacités des éducateurs."
👉Ho fanatsarana hatrany ny fandraisana an-tanàna ireo ankizy beazina.
👏Mankasitraka feno ireo mpampiofana nitarika izany androany teto amin'ny Nos Enfants Extraordinaires🙏🙏
👌Fampiarana izany avy hatrany no ho tanterahinay.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ambohiparaky Itaosy Arrêt Gendarme
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00