19/08/2025
👋 Miarahaba tompoko,
Izahay dia manolotra service feno 🛠️ amin’ny fanafarana entana 📦 avy any Chine 🇨🇳 hatramin’ny fahatongavany eto Madagasikara 🇲🇬.
Ahitana ireto :
• 🔍 Fikarohana sy fitevana article ilainareo
• 🤝 Firesahana sy fifampiraharahana amin’ny fournisseur
• 💳 Paiement en ligne azo antoka
• ✈️ Fandefasana amin’ny alalan’ny aérien na 🚢 maritime
• 🛃 Dédouanement sy fandoavana taxe
📌 Raha efa manana article tianao hafarana, alefaso aminay ny antsipirihany , sary , dia hanome devis ho anao izahay.
📌 Raha mbola tsy manana article, afaka mijery ao amin’ny Alibaba.com ianao ary mandefa ny rohy 🔗 na ny sary 📷 aminay.
💼 Izahay no mikarakara ny service A hatramin’ny Z ✅ amin’ny fanafarana entana avy any Chine hatramin’ny fahatongavany eto Madagasikara.
💰 Frais de service : 10 000 Ar, 100% remboursés au moment de l’établissement du devis.
💰 Misy frais de service 10 000 Ar izay miverina 100% rehefa anaovana devis.
-Contact 034 21 466 19
-Adress : Ankadifotsy Ambatomintsanga ( siege Ma-Luna )
24/10/2023
Tadidio fa miara miasa amin’ny usine maro ao chine izahay ! Fournisseur sady mora entana no azo atokisana . Misy Gasy mivantana mandray ny entanao Livrena any chine avy aty aminay ary mandefa izany aty Madagasikara . 2 na 3andro monja aorinan’ny commande-nao dia azonao ny sarin’ny colis nao 🤍
Toerana : Ambatobe andranoritra
Contact : 033.93.310.75
24/10/2023
Colis bien arrivé 🫶🏼‼️miomana ny topony fa Efa récupérable izy ireto 🫶🏼
20/10/2023
Colis alcootest disponible tout de suite . ‼️‼️‼️
15 pcs disponibles
Rechargeable accompagnés de 6 embouts
Contact : 034.02.384.08
19/10/2023
Des machines et vos matériaux électriques sont au petit soins de notre service 🫶🏼 avec un prix très abordable !
Envoie aerienne ou maritime .
livraison gratuite pour les envoies maritimes .
On vous guidera vers les meilleurs fournisseurs de chine .
Contact : 033.93.310.75
Siège et dépôt : Ambatobe andranoritra .
19/10/2023
Colis bien arrivés à Mada .🙏😍
Fiez à des professionnels pour votre business .
Envoie aérien : 7 à 15jours (après départ )
Envoie maritime : 45-60 jours (après départ )
Service assuré .
Contact : 033.93.310.75
Siège et dépôt : Ambatobe andranoritra .
18/10/2023
Pejitsika vaovao 🙏
Efa maro ireo nahita tombotsoa tamin’ny fanafarana entana avy any ivelany satria io no lalana mahatafita vetivety indrindra ara-barotra ankehitriny .
‼️Afaka manafatra izay rehetra tianao hafarana ianao na ohatrinona vola ampelatananao .
‼️Afaka manoro anao ny fijerevana ireo site misy ny entana izay tianao hafarana ihany koa izahay .
‼️Misy fifanarahana mazava hifanaovana an-taratasy rehefa mampiasa vola ianao .
Raha mila fanazavana kokoa midira ao amin’ny hafatra miafina
Toerana : Ambatobe andranoritra .
Azo antoka ary topon’andraikitra feno amin’ny entanareo izahay . 🙏
Contact : 034.02.384.08