As Inox Aluminium

As Inox Aluminium

Share

INOX VERRE ALUMINIUM

12/04/2026

Vitrine inox
contact 0346663434

26/02/2026

Zany lty ny anay ny kandra a.

15/02/2026

confection parebuffle et bas de caisse
contact 0346663434
toerana andohatapenaka ampitan'fdc Taloha.

Photos from As Inox Aluminium's post 04/01/2026

Indro ny modele verre 12mm avec support noir suspendue no iarahabana antsika rehetra nahatratra ny taona 2026.
ho taom-pahobiazana ho antsika tsirairay anie ity taona ity.
Iriana hatrany ihany koa mba ho vita soamantsara avy ato aminay daholo ny arofanina anareo mba tsy hanenenanareo ihany koa. 😊
adiresy tsy miova : Andohatapenaka ampitan'ny FDC (ENCEINTE LAVAGE, AUTOREX)
Contact rapide: 0346663434

Photos from As Inox Aluminium's post 10/11/2025

expérience : 25ans et plus
Qualité : voir photo
devis: gratuit
mandefa amin'ny faritra: OUI
Prix: Mp fa mora
contact: 0346663434
Mail: [email protected]

Photos from As Inox Aluminium's post 25/10/2025

🔥🔥😆CONFECTIO EN INOX🔥🔥
Ary raha ohatra ka asehonay anareo ireo karazana asatanana vitanay amin'ny inox.
Porte bagage
Bas de caisse sy lohany ho ana sprinter, starex, hyundai, sy karazana fiara rehetra
Table inox
Pupitre inox sy fitaratra,
Ligne d'échappement,
Sy ny maro samihafa.
Jereo ny sary dia manontania izay ilaina aza fa vitanay izay tadiavinareo.
Contact: 0346663434
Mail: [email protected]

Photos from As Inox Aluminium's post 24/10/2025

🔥🔥GARDE CORPS EN VERRE 12MM🔥🔥
Tena talentantsika ihany koa ny fanaovana arofanina mibika be amin'ny fitaratra.
Tohano ny vita malagasy 🔥
Contact: 0346663434

Photos from As Inox Aluminium's post 24/10/2025

🔥🔥TANDREMO🔥🔥
Tompony izahay fa tsy mpindrana raha GARDE CORPS INOX sy RAMPE D'ESCALIER no resahana.
🔥🔥PROMOTION 230.000Ar/m
Contact direct : 0346663434/0348521873

(Fanamarihana: ASATANANAY DAHOLO NO ZARAINA ETO AMIN'NT PEJY FA TSY NALAINA TANY AMIN'NY GOOGLE)

12/08/2025
Photos from As Inox Aluminium's post 01/08/2025

🔥🔥PROMOTION🔥🔥
Ampahafataro ny havana sy namana fa promotion izay rehetra hitanareo anaty sary. (ilay modely: inox +vitre)
andininy 0346663434
faharetany : 30jours.

28/03/2025

"aza taitra na midonàka fa teto daholo ny olona no naka" 😄😊😉😉😉

ireto indray aloha no masaka azo atolotra dia ankafizo.
ampahany fotsiny ihany fa mbola.betsaka no azo sary.
porte bagage inox,
parebufle inox
tohatra inox
misy ho an'ny fiara rehetra
nimerao tsy miova
0346663434
0348521873

25/03/2025

indro indray ary ny livraison anay ary e..
elaela tsy miconnect fa tsy dia manampotoana contact tsy miova
0346663434
0348521863

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Ampasika Andohatapenaka
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00