25/04/2024
Cette page est celle du HCDDED premier mandat (2018-2023). Elle est donc désormais archivée.
Pour voir les actualités du HCDDED nouveau mandat (2024-2029), un nouveau site vous sera proposé ultérieurement.
22/03/2024
FANAMBARANA
Nanao ny Fivoriam-be voalohany (Assemblée Générale) ny Zoma 22 mars 2022 ny Mpikambana ao amin’ny Filan-Kevitra Ambony ho an’ny Fiarovana ny Demokrasia sy ny Fanjakana tan-dalana na ny Haut Conseil de la Défense de la Démocratie et de l’Etat de Droit (HCDDED).
Arakan’ny lalana mikasika an’io ratsa-mangaika anatin’ny Lalam-panorenena, dia io no fotoana anaovana ny fifidiananana ny Birao. Ka voafidy tamin’izany :
- Filoha : Atoa RANADIALISON Angelo (Mpitsara, solontenan’ny HCC)
- Filoha lefitra : Atoa RAMAROSAONA (solontena voafidi’ny OJM)
- Mpammpakanteny Ambony : Atoa ANDRIAMANANTENA Jean-Marc (solontenan’ny CINDH)
Voafidy tamin’io fotoana io ihany koa ny solontenan’ny HCDDED efatra, ho mpikamban’ny Filan-kevitry Ambony momba ny Fitsarana (Haute Cour de la Justice, HCJ) :
- Rtoa DAMA Gisèle RANAMPY ;
- Atoa Ramarokoto Fenosoa Emile ;
- Atoa SAMUEL RAKORONDRAINY Herimandimby Rajaona ; ary
- Atoa ZAFILAZA.
Ny HCDDED, dia rantsa-mangaika voalazan’ny Lalam-panorenana ao amin’ny andininy faha 43. Manana andraikitra amin’ny fijerena ny fanajana ny Fanjakana tan-dalàna, ny fanaraha-maso sy fampiroboroboana ny demokrasia ary ny fivorian’ny zon’olombelona io rafitra io. Ity rantsa-mangaika ity dia mahaleontena misitraka ny fizakan-tena ara-pitondran-draharaha sy fitantanam-bola.
Sivy no isan’ny mpikambana ao, ary dimy taona tsy azo havaozina ny fe-potoana iasan’izy ireo.
Antananarivo, 22 mars 2024
Ny Biraon’ny HCDDED
28/04/2023
"Gazetiko" du vendredi 28 avril 2023, la Une et pp.09.
22/03/2023
Rediffusion ce soir, mercredi 22 mars 2023, de l'intervention du président du HCDDED, Navony Pierre Lenoble, sur "L'invité du jour" de Real TV qui, pour des raisons techniques, n'a pu être diffusé jusqu'à la fin, hier.
FAMERENANA MANONTOLO NY ༺L’INVITE DU JOUR༻: Niarahana tamin'Andriamatoa Navony Pierre LENOBLE - Filohan’ny HCDDED.
anio Alarobia 22 Martsa 2023 @ 9 Ora alina
Noho ny fikorotanana ara-tekinika omaly alina, koa hialana tsiny amintsika mpanaraka ny fandaharana tompoko.
Arahanao mivantana ao @ Canal TV 30UHF/543.25Mhz, ny Onjampeo Real94 FM, ary eto @ Pejy Facebook Real TV Madagasikara aorian'ny fampahalalam-baovao.
Hanasàna anao hanaraka izany
21/03/2023
"Midi Madagasikara" du mardi 21 mars 2023, pp. 03. Un sujet qui fera partie des discussions sur Real TV où le président du HCDDED est "L'invité du jour", ce soir après le journal.