27/01/2021
Macy's California Store
Transport de voyageurs sur les reseaux nationaux. Axe Rn4, Rn6 et Rn2
27/01/2021
01/01/2021
11/12/2020
https://youtu.be/lP6VNHZTlNQ ❤❤❤
Nina's - Mankasitraka Nina's - Mankasitraka
16/11/2020
Na mandalo sedra aza isika, izay ilay fiainana, ekentsika ny fandaharana napetrak ilay Ray ao ambony.
Mandria am piadanana Solofo (zanak mme Marie Patricia Veromanitra), mpamily tao amin ny Madavoyages.
Courage Vero sy ny madavoyages rehetra.
16/10/2020
Ampatsiahivina foana isika samy hanaja ny GESTE BARRIÈRE.
AROVY NY TENANAO SY NY MPIARA BELONA AMINAO.
Am-pitiavana be.😍
27/09/2020
Miezaka foana mba hanara dalana, miezaka koa mba ho matihanina eo amin ny fitaterana. Manaja ny lamina apetraky ny fanjakana.
Koa manentana anao mpanjifa izahay mba hanaraka sy hiroso any amin ny fandrosoana koa.
Isika rehetra no miara mandray ny andraikitra tandrify antsika.
Laharana ahafantsika mifandray na ihany koa manao famandrihan toerana :
0325797537 na ny 0347021769.
Mankasitraka hatrany.
"TOUJOURS ALLER DE L'AVANT"
Ny zotra mampitohy an Antananarivo sy ny faritra DIANA dia mbola tsy misokatra aloha.
Misaotra antsika rehetra.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
