13/08/2026
๐ฒ๐ฌ 12 Aogositra 2026 ว Filakevim-pitantananโny ARTEC : famindram-pitantanana
Notanterahina ny alarobia 12 aogositra 2026 teto amin'ny ARTEC Andohatapenaka ny famindram-pitantanana teo amin'i Atoa RABENANDRASANA Thierry Arnolphe, Filohanโny filankevim-pitantanana teo aloha, sy Atoa RAKOTONDRAMANANA Onja Miandry, Filohanโny filankevim-pitantanana vaovao.
Nanatrika ny fotoana ny Talenโny Kabinetra eo anivonโny Ministeranโny Fampandrosoana ny Haitao ara-kajy Mirindra, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra : Rtoa RAKOTOARIVONONA Njivatiana. Nanotrona izany ihany koa ny mpiara-miasa rehetra eto anivonโny ARTEC.
๐จ๐ต 12 Aoรปt 2026 ว Passation de service ร la prรฉsidence du conseil dโadministration de lโARTEC
La passation de service entre M. RABENANDRASANA Thierry Arnolphe, Prรฉsident du Conseil dโAdministration sortant, et M. RAKOTONDRAMANANA Onja Miandry, nouveau Prรฉsident du Conseil dโAdministration, sโest tenue le 12 aoรปt 2026 au siรจge de lโARTEC, ร Andohatapenaka, en prรฉsence de Mme RAKOTOARIVONONA Njivatiana, Directeur de cabinet du Ministre du Dรฉveloppement Numรฉrique, des Postes et des Tรฉlรฉcommunications ainsi que de lโensemble des collaborateurs de lโARTEC.