04/11/2020
• 21 JOURS POUR CHANGER
• CANCER
Ireto Boky Roa ireto no azonao jifaina ety amin'ny .
☆ Ny boky dia Miresaka momban'ny antony mahatonga ny sy ny fitsaboana azy.
mampiavaka azy ny :
Boissons,Entrées,Plats,Desserts.
Mpanoratra:
☆ Ny Boky 21_JOURS_POUR_CHANGER
Miresaka momban'ny :
1-Lalàna 05 miantoka ny fahasalamana tsara ho fantatra.
2-Antony 03 mamaritra ny fahasalamana
3-Tsara ho fantatra 06 tena manimba na manatsara ny fahasalamana.
Mpanoratra:
Boky amin'ny teny Frantsay,misy pejy 30 isa.
• Tongava mitsidika ny ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma.
Ora : 08h - 12h
14h - 16h
Zoma amin'ny 08h - 11h
07/07/2020
PLANINA FAMAKIANA NY BOKY "SAMBATRA"
1- Herinandro : 28 Jona 2020 - 04 Jolay 2020 : TOKO 01
2- Herinandro : 05- 11 Jolay 2020 : TOKO 02 (p.6 - 27§1)
3- Herinandro : 12 - 18 Jolay 2020 : TOKO 02 (p.27§2 - 44)
4- Herinandro : 19 - 25 Jolay 2020 : TOKO 03 (p.45 - 60§1)
5- Herinandro : 26 - 01 Aogositra 2020 : TOKO 03 (p.60 - 78)
6- Herinandro : 02 - 08 Aogositra 2020 : TOKO 04
7- Herinandro : 09 - 15 Aogositra 2020 : TOKO 05
8- Herinandro : 16 - 23 Aogositra 2020 : TOKO 069 (p.123 - 137)
9- Herinandro : 23 - 29 Aogositra 2020 : TOKO 04 (p. 138 - 152)
NB:
==> Ho antsika rehetra izay mbola tsy nahazo ny boky, mihazakazaha haingana fa mbola tsy tara e!!!
==> 20 000 ariary no vidiny.
==> Manao livraison any amin'ny misy anao izahay.
Alefaso mp (fanahin'ny faminaniana) na amin'ny 0343941946 ny komandinao.
------
Ny Boky TANAMASOANDRON'NY FAHASALAMANA indray no boky hovakiana aorian'io manomboka ny 30 Aogositra 2020
Azonao atao ny manana azy dieny izao.
Vidiny : 35 000 ariary.
MIRARY NY FITAHIAN'ANDRIAMANITRA HO AMINTSIKA REHETRA E!!!!!
29/06/2020
Salama Tompoko! Efa manomboka ny famakina ny boky "SAMBATRA" aza atao ambany zavatra mihitsy betsaka ireo hevitra sy zava baovao voarakitra ao anaty .
Aleo hery ary izahay eto amin'ny ABC Center Book dia Mirary soa ho anao mba hahita fahasambarana ao amin'ny Tompo Na dia amin'ny zao fihoboana izao ary , tadidio fa tsy lavitra anao Jesosy