AnTso

Directions

AnTso Vahoaka mandray andraikitra satria te ho masimandidy! Ny Vovonana Antso dia fikambananana politika demokraty sosialista.

24/08/2026

FAMPIASANA TENY MALAGASY

☝️FANABEAZANA amin'ny FITENIN-DRENY(Dialecte) isaky ny Faritra no zava-dehibe hisian'ny Fandrosoana.

VINA FARITANY/FARITRA MIZAKA TENA✊🏿

21/08/2026

FOTO-KEVITRA NO IJOROANA✊🏿

💪 RAVANA NY RAFITRA MATY REHETRA

IZAY VOA DE VOA

19/08/2026

COMMUNIQUÉ SADC

👉 LASA BAIKON'NY OLONA ISIKA FA TAIRO NY "CONCERTATION NATIONALE" AMOAHANA NY "CODE ELECTORAL" HANDAMINANTSIKA NY FIRENENTSIKA

17/08/2026

FIHAVANANA sy FAMPIHAVANANA

☝️ Ny Famoahana ny Tantaram-pirenena marina no fototra 👇👇👇

  🔥🔥Fandaharana Don-Dresaka , 𝗔𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝟭𝟲  𝗔𝗼𝗴𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲  Amin'ny 7 ora sy sasany hariva eto Amin’ny TV PLUS Madagascar....
15/08/2026

🔥🔥
Fandaharana Don-Dresaka , 𝗔𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝟭𝟲 𝗔𝗼𝗴𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲 Amin'ny 7 ora sy sasany hariva eto Amin’ny TV PLUS Madagascar.
Fananganana ny VFM sy ny fandravana ny Antenimierampirenena.

Hivahiny ao
𝗡𝗮𝗻𝘁𝗲𝗻𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗥𝗔𝗞𝗢𝗧𝗢𝗡𝗜R𝗜𝗡𝗔 Birao Maharitra ANTSO/Filohan'ny Voamiera serasera KFIM.

Hiaraka hidon-dresaka ao:

𝗝𝗼𝗵𝗻𝘆 𝗥𝗔𝗞𝗢𝗧𝗢𝗔𝗥𝗜𝗦𝗢𝗔 Vovonana Fihavaozan'i Madagasikara/Solombavambahoaka Ambohidratrimo

𝗙𝗲𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗧𝗔𝗛𝗜𝗔𝗡𝗔 Mouvement GEN-Z
𝗝𝗮𝗰𝗾𝘂𝗲𝘀 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 Filoha Nasionaly Servir Mada

14/08/2026

AOKA TSY HANAIKY NY POLITIKA MASISO NY RAFITRA EFA MATY FA EFA NAPIDI-KIZO NY FIRENENA IO

13/08/2026

📌FANDAHARANA LEHIBE.

Arahanao ao amin'ny TV Plus Madagascar ny Zoma 14 Aogositra 2026 ao aorian'ny vaovao amin'ny teny Malagasy.

Hivahiny ao ny KFIM.

11/08/2026

DIALOGUE POLITIQUE

☝️Valin-kafatra hoan'ny Solombavam-bahoaka "Pety Rakotoniaina" 👇👇👇

09/08/2026

VINA POLITIKA FARITANY/FARITRA MIZAKA TENA

☝️ARA BOLA "Autonomie Financière" (Partie 2)

👇👇👇 NY RAFITRA ISAKY NY FARITRA

06/08/2026

VINA POLITIKA FARITANY/FARITRA MIZAKA TENA

☝️ARA BOLA "Autonomie Financière" (Partie 1)

Address

Andranomena Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AnTso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share