PREA - Programme de Réformes pour l'Efficacité de l'Administration

Directions Website Contact the organization

PREA - Programme de Réformes pour l'Efficacité de l'Administration Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PREA - Programme de Réformes pour l'Efficacité de l'Administration, Government Organization, Palais d'Etat Ambohitsorohitra/Immeuble annexe, 8ème étage, Antananarivo.

Piloter et accélérer la transformation structurelle de l’Administration publique par la conception, la coordination et le suivi des réformes, la modernisation et la digitalisation, pour un service public performant, efficient et accessible aux usagers.

𝟎𝟔 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔  | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
06/10/2026

𝟎𝟔 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

🇲🇬 ZOMA GASIGASY an-tsary 📷
02/10/2026

🇲🇬 ZOMA GASIGASY an-tsary 📷

𝟐𝟗 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔  | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
29/09/2026

𝟐𝟗 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

𝟏𝟐 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
12/09/2026

𝟏𝟐 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

🇲🇬 ANTSO HO AN’NY REHETRA : MANDRAISA ANJARA AMIN’NY FANDRAFETANA NY POLITIKA NASIONALY MOMBA NY FAMPIASAM-BOLAM-PANJAKA...
08/09/2026

🇲🇬 ANTSO HO AN’NY REHETRA : MANDRAISA ANJARA AMIN’NY FANDRAFETANA NY POLITIKA NASIONALY MOMBA NY FAMPIASAM-BOLAM-PANJAKANA

🇲🇬 FITANTANANA NY FAMPIASAM-BOLAM-PANJAKANA : mikendry ny hametraka tsara kokoa ny laharam-pahamehana ho an'ny taona 202...
02/09/2026

🇲🇬 FITANTANANA NY FAMPIASAM-BOLAM-PANJAKANA : mikendry ny hametraka tsara kokoa ny laharam-pahamehana ho an'ny taona 2027 ny Fanjakana

🎯 Ahoana no hahazoana antoka fa hitondra fiantraikany lehibe kokoa ho an'ny vahoaka ny fampiasam-bolam-panjakana? Izany indrindra no nifotoran'ny fivoriana fampirindrana momba ny fitantanana ny fampiasam-bolam-panjakana nokarakarain'ny PREA, ny 1 Septambra 2026, tao amin'ny Birao Lapam-panjakana (annexe) Ambohitsirohitra.

💼 Ao anatin'ny fanomanana ny Volavolan-dalàna momba ny Tetibola 2027 (PLFI 2027), niara-nivory ny teo anivon’ny Fiadidian'ny Repoblika, ny Primatiora ary ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola manodidina tanjona iraisana iray: hanamafy ny fandrindrana ny fanapahan-kevitra momba ny fampiasam-bolam-panjakana sy hanatsara ny fametrahana ny laharam-pahamehana amin'ireo tetikasa.

✅ Nifantoka tamin'ny dinika ny "Gestion des Investissements Publics" (GIP), izay fehezin'ny Didim-panjakana laharana faha-2023-255 tamin'ny 15 Martsa 2023. Raha maro ireo tetikasa isam-pamokarana atolotra mba hampidirina ao amin'ny PLFI 2027, dia nahafahana nizara fahatakarana iraisana momba ny fizotran'ny GIP sy nanazavana ny andraikitry ny andrim-panjakana tsirairay amin'ireo dingana samihafa amin'ny fandrindrana ny fihaonana.

💡 Lehibe ny fanamby. Ao anatin'ny toe-javatra mbola voafetra ny loharanom-bolam-panjakana, ny safidy raisina ankehitriny dia tokony hahafahana mampifantoka ny ezaka amin'ireo fampiasam-bola tena manan-danja sy tena mamaly ny filàna misy eo amin'ny vahoaka.

📌 Mifanaraka amin'ny vina sy ny torolalana napetraky ny PGE-R izany dingana izany, miaraka amin'ny tanjona mazava: hifindra avy amin'ny fomba fiasa mifototra amin'ny habetsahana ho amin'ny fomba fiasa mifototra amin'ny fiantraikany, mba hahatonga ny ariary tsirairay ampiasain'ny Fanjakana hitondra fanatsarana mivaingana eo amin'ny fari-piainan'ny vahoaka sy handray anjara amin'ny fampandrosoana ny firenena.

~~~~~~~~~
🇲🇬 𝐆𝐄𝐒𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐈𝐍𝐕𝐄𝐒𝐓𝐈𝐒𝐒𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓𝐒 𝐏𝐔𝐁𝐋𝐈𝐂𝐒 : 𝐥’𝐄́𝐭𝐚𝐭 𝐯𝐞𝐮𝐭 𝐦𝐢𝐞𝐮𝐱 𝐜𝐢𝐛𝐥𝐞𝐫 𝐬𝐞𝐬 𝐩𝐫𝐢𝐨𝐫𝐢𝐭𝐞́𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝟐𝟎𝟐𝟕

🎯 𝑪𝒐𝒎𝒎𝒆𝒏𝒕 𝒇𝒂𝒊𝒓𝒆 𝒆𝒏 𝒔𝒐𝒓𝒕𝒆 𝒒𝒖𝒆 𝒍𝒆𝒔 𝒊𝒏𝒗𝒆𝒔𝒕𝒊𝒔𝒔𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕𝒔 𝒑𝒖𝒃𝒍𝒊𝒄𝒔 𝒑𝒓𝒐𝒅𝒖𝒊𝒔𝒆𝒏𝒕 𝒅𝒂𝒗𝒂𝒏𝒕𝒂𝒈𝒆 𝒅’𝒊𝒎𝒑𝒂𝒄𝒕 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒍𝒂 𝒑𝒐𝒑𝒖𝒍𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 ? C’est tout l’enjeu de la réunion d’harmonisation sur la gouvernance des investissements publics organisée par le PREA, le 1er septembre 2026, au Bureau annexe du Palais d’État d’Ambohitsirohitra.

💼 Dans le cadre de la préparation du 𝐏𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐝𝐞 𝐋𝐨𝐢 𝐝𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐞𝐬 𝟐𝟎𝟐𝟕 (𝐏𝐋𝐅𝐈 𝟐𝟎𝟐𝟕), la Présidence de la Refondation, la Primature et le Ministère de l’Économie et des Finances se sont réunis autour d’un objectif commun : 𝒎𝒊𝒆𝒖𝒙 𝒄𝒐𝒐𝒓𝒅𝒐𝒏𝒏𝒆𝒓 𝒍𝒆𝒔 𝒅𝒆́𝒄𝒊𝒔𝒊𝒐𝒏𝒔 𝒅’𝒊𝒏𝒗𝒆𝒔𝒕𝒊𝒔𝒔𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 𝒑𝒖𝒃𝒍𝒊𝒄 𝒆𝒕 𝒓𝒆𝒏𝒇𝒐𝒓𝒄𝒆𝒓 𝒍𝒂 𝒑𝒓𝒊𝒐𝒓𝒊𝒔𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒅𝒆𝒔 𝒑𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕𝒔.

✅ Au cœur des échanges : la 𝐆𝐞𝐬𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐈𝐧𝐯𝐞𝐬𝐭𝐢𝐬𝐬𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐏𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜𝐬 (𝐆𝐈𝐏), encadrée par le décret n°2023-255 du 15 mars 2023. Alors que plusieurs projets sectoriels sont proposés pour être inscrits au PLFI 2027, la rencontre a permis de partager une même compréhension du processus et de clarifier le rôle de chaque institution dans les différentes étapes de la programmation.

💡 L’enjeu est de taille. Dans un contexte de ressources publiques limitées, les choix opérés aujourd’hui doivent permettre de concentrer les efforts sur les investissements les plus pertinents et les plus susceptibles de répondre aux besoins réels de la population.

📌 Cette démarche s’inscrit dans les orientations de la 𝐏𝐆𝐄-𝐑, avec une ambition clairement affichée : 𝒑𝒂𝒔𝒔𝒆𝒓 𝒅’𝒖𝒏𝒆 𝒍𝒐𝒈𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒅𝒆 𝒗𝒐𝒍𝒖𝒎𝒆 𝒂̀ 𝒖𝒏𝒆 𝒍𝒐𝒈𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒅’𝒊𝒎𝒑𝒂𝒄𝒕, afin que chaque ariary investi par l’État contribue concrètement à l’amélioration des conditions de vie et au développement du pays.

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola

𝟐𝟖 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
30/08/2026

𝟐𝟖 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

𝟏𝟗 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
19/08/2026

𝟏𝟗 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚

𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

𝟏𝟑 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
13/08/2026

𝟏𝟑 𝐚𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚𝐢𝐧-𝐝𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚
𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚

Address

Palais D'Etat Ambohitsorohitra/Immeuble Annexe, 8ème étage
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:30 - 16:30
Wednesday 08:30 - 16:30
Thursday 08:30 - 16:30
Friday 08:30 - 16:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PREA - Programme de Réformes pour l'Efficacité de l'Administration posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to PREA - Programme de Réformes pour l'Efficacité de l'Administration:

Shortcuts

Share