[Fanentanana anaty Vodiondry]
Ny kolontsaina mampiray
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy
Kabary ankafaliana, Fanentanana Lanonana samy hafa, Maitre de ceremonie
19/05/2026
[ ]
๐ฌ๐ FIKAROHA-MANAKAIKY VAHOAKA 2026 ๐
Tsy voafetra ao anaty laboratoara na efitrano fianarana ihany ny fikarohana, fa miaina sy hita ao anatinโny kolontsaina sy ny fiainam-bahoaka andavanandro ihany koa. Manome lanja manokana izany ny Minisiteranโny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa izay tarihinโny Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, aminโny alalanโny hetsika Fikarohana manakaiky vahoaka izay karakarainโny Fitaleavana momba ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina (DSUC-MESUPRES) tarihinโi Dr ANDRIAMANDIMBY Souleman Ibrahim.
Ny fanorona sy ny dihy nentim-paharazana dia anisanโireo lova mampita fahalalana, manabe momba ny fiarovana ny tontolo iainana ary manamafy ny firaisankina sy ny andraikitra iombonana eo aminโny fiaraha-monina. Ny fanorona ihany koa dia "jeu de stratรฉgie" mampivelatra fisainana, fandinihana ary fahaizana mandray fanapahan-kevitra. Araka ny voalazanโny mpikaroka aza : โRaha te hitondra firenena dia mila mahay fanorona.โ
Ao anatinโny fankalazana ny Andro Maneran-tany ho anโny Tontolo Iainana, ny MESUPRES sy ny Ministeranโny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy (MEDD) dia manasa anao hanatrika hetsika mampifandray fahalalana sy fialamboly :
๐ Concours Danse Urbaine
โ๏ธ Concours Fanorona Inter-Universitรฉ
๐ถ Show Danses Traditionnelles miaraka aminโi Vonjy Vinyle sy ireo DJ efatra mpianatry ny Oniversite
๐
Zoma 05 Jona โ Sabotsy 06 Jona 2026
๐ Loka: vola โข medaly โข vary โข taratasy fanamarinana
18/05/2026
[๐๐ค๐๐๐ค๐ฃ๐๐ง๐ฎ โฅ๏ธ Tsแดษดแดแด & Sแดแดสษชแด ๐]
๐๐๐๐ก๐จ๐ซ๐๐ง๐ ๐ญ๐จ๐ค๐๐ง๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ, ๐ก๐จ ๐ญ๐๐ก๐ข๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐๐ก๐๐ซ๐ฒ, ๐กo tokantrano sambatra ๐!๐ Misaotra an'i Rado harivelo mpitondra tenin'ny fianakaviana avy amin'ny lahy fa tena feno fifanajana sy fifanomezam-boninahitra hatrany.
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy
14/05/2026
Amboaro ny ekipa fa afaka 19 andro eo eo dia raikitra ny ๐๐ค๐ช๐ง๐ฃ๐ค๐ ๐๐ ๐ฝ๐๐จ๐ ๐๐ฉ ๐ฏ๐
๐ฏ natokana ho anโny ๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ฃ๐๐ซ๐๐ง๐จ๐๐ฉ๐
๐ฌ๐ฃ๐๐๐๐ค๐๐ข๐๐ฃ๐ ๐ช๐ค๐๐ฉ๐๐จ๐ ๐ฏ๐
๐ฏ | ๐ฑ et ๐ฒ juin 2026
๐๐ค๐ช๐ง๐ฃ๐ค๐ ๐๐ ๐ฝ๐๐จ๐ ๐๐ฉ & ๐พ๐ค๐ฃ๐๐ค๐ช๐ง๐จ ๐๐ ๐๐๐ฃ๐จ๐๐จ
๐๐ฏ๐ต๐ฆ๐ณ-๐๐ฏ๐ช๐ท๐ฆ๐ณ๐ด๐ช๐ต๐ข๐ช๐ณ๐ฆ ๐๐ณ๐ช๐ท๐ฆฬ๐ฆ๐ด ๐ฆ๐ต ๐๐ถ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฒ๐ถ๐ฆ๐ด๐
๐ฃ๐ฎ๐ฟ๐๐ถ๐ Hรดtel de ville ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐ธ๐ฒ๐น๐
๐โzay ๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐-๐๐๐ก๐ฬ๐ฃ๐ ihany no afaka mandray anjara ...ry mersa aloha maka sisiny
๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ผ๐ข๐๐๐ง๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ ๐๐ข๐๐ค๐ฃ๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ๐๐ง๐ค๐๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐จ๐ (MESUPRES)
๐๐๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ซ๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐ค๐๐๐ฉ๐ง๐ (CUA)
๐๐๐๐๐ง๐๐จ๐๐ค๐ฃ๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ ๐ฝ๐๐จ๐ ๐๐ฉ๐๐๐ก๐ก (FMBB)
๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐จ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ค๐ซ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฎ ( MEDD)
๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐ฃ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ (AJE)
๐& ๐Inscription & infos :
โ๏ธ +261 34 58 355 05
12/05/2026
[๐ฌ๐ฃ๐๐๐๐ค๐๐ข๐๐ฃ๐ ๐ช๐ค๐๐ฉ๐๐จ๐ ๐ฏ๐
๐ฏ | ๐ฑ et ๐ฒ juin 2026
๐๐ค๐ช๐ง๐ฃ๐ค๐ ๐๐ ๐ฝ๐๐จ๐ ๐๐ฉ & ๐พ๐ค๐ฃ๐๐ค๐ช๐ง๐จ ๐๐ ๐๐๐ฃ๐จ๐๐จ/FANORONA] ๐๐ฏ๐ต๐ฆ๐ณ-๐๐ฏ๐ช๐ท๐ฆ๐ณ๐ด๐ช๐ต๐ข๐ช๐ณ๐ฆ ๐๐ณ๐ช๐ท๐ฆฬ๐ฆ๐ด ๐ฆ๐ต ๐๐ถ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฒ๐ถ๐ฆ๐ด๐ ๐ฃ๐ฎ๐ฟ๐๐ถ๐ Hรดtel de ville ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐ธ๐ฒ๐น๐
Nampahafantarinโny ๐๐ณ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐ณ๐ข๐ฉ๐ช๐ฎ ๐๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ข๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ช๐ฎ๐ฃ๐บ, Talenโny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena eo anivonโny ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ผ๐ข๐๐๐ง๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ ๐๐ข๐๐ค๐ฃ๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ ๐๐ง๐ค๐๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐จ๐ (MESUPRES) taminโny alalanโny valan-dresaka ho anโny mpanao gazety androany 8 mey ny hetsika
๐๐๐๐๐ฅ๐ข๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐๐๐๐ฌ ๐ฉ๐๐๐ข๐๐๐
fampirantiana ny vokatra sy asa fikarohana ataonโny mpianatry ny anjerimanontolo, mpampianatra mpikaroka, ary foibem-pikarohana miankina aminโny Oniversite sy ny Minisitera miampy Kaonferansy siantifika ho fanandratana ny fikarohana.
Miara-miasa aminโity hetsika ity ny ๐๐๐๐๐ง๐๐จ๐๐ค๐ฃ๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ ๐ฝ๐๐จ๐ ๐๐ฉ๐๐๐ก๐ก (FMBB) aminโny alalanโny ๐๐ค๐ช๐ง๐ฃ๐ค๐ ๐๐ ๐ฝ๐๐จ๐ ๐๐ฉ ๐ฏ ๐๐ค๐ฃ๐ฉ๐ง๐ ๐ฏ natokana ho anโny ๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ฃ๐๐ซ๐๐ง๐จ๐๐ฉ๐ ny 5 sy 6 jona 2026, hatao eo aminโny ๐๐๐ฅ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ฬ๐ฃ๐ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ซ๐ค. Ho hentitra ny fitsirihana ireo ๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐-๐๐๐ก๐ฬ๐ฃ๐ mandray anjara aminโny lalao ๐ฌ๐ฃ๐๐๐๐ค๐๐ข๐๐ฃ๐ ๐ช๐ค๐๐ฉ๐๐จ๐ ๐ฏ๐
๐ฏ, ho matihanina ny fikarakarana teknika sy ny fitaovana hampiasaina ary ny kianja hilalaovanโny mpianatra eo aminโny Parvis Analakely hoy ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ด๐ค๐ข๐ญ avy aminโny FMBB.
Manohana ny fikarakarana ity hetsika ity ny ๐๐๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ผ๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ซ๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐ค๐๐๐ฉ๐ง๐ araka ny nambaranโny Sekretera jeneraliny ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฐ, nanatrika ny valan-dresaka.
Hasongadina ny lafiny tontolo iainana sy ny fikarohana momba azy ary ny fiarovana ny valan-javaboahary. Antonโny fiaraha-miasa aminโny ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐จ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ค๐ซ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฎ izay tonga taminโny fampahafantarana natao androany sy ny ๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐ฃ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐ฅ๐๐ฃ๐๐ค ๐๐๐ฏ๐๐ฉ๐ฎ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค ๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ( AJE).
Ankoatra ny lalao baskety lalaovinโolona telo dia hisy koa ny ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐ง๐-๐๐๐ซ๐๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค hahitana dihy, fanorona, slam, Hiragasy goavambe.
Tanjona
โ
Tanjon'ny hetsika ny hanasongadinana ny vokatry ny fikarohana ara-tsiansa, hampanakaiky ny siansa aminโny vahoaka, ary hampiroborobo ireo hetsika miaro sy manaja ny tontolo iainana, manodidina ny sehatra Siansa โ Kolontsaina โ Fanatanjahantena.
๐ Misokatra araka izany ny antso ho aminโny fiaraha-miombonโantoka ho anโireo andrim-panjakana, ONG ary orinasa liana hanohana ity hetsika goavana ity.
๐ Koa asaina isika hameno ny "canevas expositions scientifiques" sy ny "bordereau basket" izay azo alaina avy hatrany ao amin'ny https://www.mesupres.gov.mg/front/dsuc ary alefa mailaka amin'ny [email protected]
Daty farany handefasana fangatahana : tapaky ny 15 Mai 2026.
www.mesupres.gov.mg
๐& ๐Inscription & infos : tapitra zoma 15 Mai ny fandraisana mpandray anjara...
โ๏ธ +261 34 58 355 05
๐
07/05/2026
Tompokolahy sy Tompokovavy !
Variana mioloholo irery eo ambony Seva ry lahy irony Ambolo ampitan-kady , tamana irery eo ambony vatolampy re roy irony Sopanga andrefan-tanร na ,fa isika VOAHARY KANTON'AMBOHITSAINA ( MPIOFANA SY TAKALO) kosa tsy mba Varijo an'ivon-drano ka rebika irery tsy mitafa !
๐ดTAKALOBE NENTIN-DRAZANA + VELAKEVITRA MAMPANDROSO !
Mpisorona : MBOLA NAMANA , Mpikabary,Mpanoratra , Mpampianatra, Andrerezin'ny Kabary !
Loha -hevitra ๐ KABARY SY KANTO MANANDRATRA NY SOATOAVINA MALAGASY ๐ฏ
โ๏ธAndro : ALAROBIA 13 MAI 2026
โ๏ธToerana : SALLE D'รTUDE FMSA ANKATSO
โ๏ธOra : @02 ora hatramin'ny 04 ora hariva
Afaka Tonga daholo n'iza n'iza ,na avy aiza na avy aiza !!
SARA-KASINA : 5000 Ar Olona ivelany
SARA-KASINA : 2000 Ar ekipa Voahary kanton'Ambohitsaina
Tongava maro,entano ny ekipa !
NB : Hisy Hainteny ho zaraina amin'io,hisy ihany koa fampiratina boky
03/05/2026
[Ndeha ๐๐๐ntsika ๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐๐๐ผ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐]
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy
Raha omentsika lanja ny vokatra sy ny kolontsaina eto an-toeranaโary ampirisihina ny olona hitsidika anโi Madagasikara dia maro ireo tombotsoa maro azo:
1. Tombontsoa ara-toekarena
Miroborobo ny tsena anatiny: mividy vokatra eto an-toerana ny olona ka mampitombo ny vola mihodina eto aminโny firenena.
Mamorona asa: manohana ny tantsaha, mpanao asa tanana, mpanakanto, ary orinasa madinika.
Mihena ny fiankinana aminโny entana avy any ivelany.
2. Fampiroboroboana ny fizahantany anatiny
Mahafantatra bebe kokoa ny hakantonโny firenena ny olom-pirenena (toerana voajanahary, vakoka, kolontsaina).
Mampiroborobo faritra maro tsy dia fantatra loatra.
3. Fiarovana sy fanandratana ny kolontsaina
Mitahiry sy mampita ny soatoavina sy fomba amam-panao. Mampitombo ny reharehanโny maha-Malagasy.
4. Fampivoarana ny kalitaonโny vokatra
Rehefa tohanana ny vokatra eto an-toerana dia manentana ny mpamokatra hanatsara kalitao sy famoronana (innovation).
5. Firaisankina sy fahaleovantena
Mampitombo ny fahatokisan-tena sy ny firaisankina eo aminโny vahoaka.
Manamafy ny โconsommer localโ izay fototry ny fahaleovantena ara-toekarena.
29/04/2026
[๐๐๐๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฆ ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฆ]
Tongasoa eto Madagasikara izy mivady avy any nanatanteraka ny fanajana ireo ray aman-dreny tamin'ny fanatanterahana ny .
Tena olona tsotra sy mora nanaovan-javatra be mihitsy ianareo mivady. Mankasitraka indrindra anareo n๐๐ง๐จ๐ฆ๐ ๐๐ข๐ญ๐จ๐ค๐ข๐ฌ๐๐ง๐ tamin'ny ๐๐๐ง๐๐ญ๐๐ซ๐๐ฆ-๐๐จ๐๐ข๐จ๐ง๐๐ซ๐ฒ. Mahorena tokantrano tompoko o!!! ๐ Misaotra an'i MC Lafatra : Mpikabary - Animateur - Maรฎtre de cรฉrรฉmonie nifanolo-boninahitra
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy / 034 76 526 18
27/04/2026
[๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐๐๐ผ ๐ผ๐๐ฝ๐๐๐๐ฟ๐๐ผ๐๐๐๐๐]
Tonga nijery ifotony teny aminโny Rova Ambohidratrimo ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, niaraka taminโny lehibenโny Faritra Analamanga nifampitafa tamin'ny tompon'andraikitra teny ifotony.
Vonona handray an-tanana ny fanarenana ny Rova ny Fanjakana. Noho izany dia miantso ny taranaka, ny vahoaka ary ny fikambanana rehetra tsy ankanavaka, mba ho tonga handray anjara aminโny dinika:
๐ Talata 28 Aprily 2026: Aminโny 8 ora maraina: eny aminโny Rova Ambohidratrimo
๐ Talata 28 aprily 2026 Aminโny 10 ora sy sasany: ao aminโny Tranompokonolona Ambohidratrimo, miaraka aminโny MSK
Zava-dehibe ny fandraisanโanjaranโny rehetra aminโny fiarovana sy fanarenana ny vakoka iombonana. Tonga maro.
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy
Souleman Mpikabary - Pejy Ofisialy
27/04/2026
[May tanteraka ny Lapan'ireo Mpanjaka - Rova ambohidratrimo] Mampalahelo ny zava-misy...
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambohidratrimo
Antananarivo
