Direction de la Rรฉforme de la Fonction Publique - MTEFoP

Directions Website

Direction de la Rรฉforme de la Fonction Publique - MTEFoP communication et information

03/06/2026
31/05/2026
31/05/2026
31/05/2026
29/05/2026

๐•๐š๐œ๐š๐ง๐œ๐ž ๐๐ž ๐ฉ๐จ๐ฌ๐ญ๐ž ๐š๐ฎ ๐ฌ๐ž๐ข๐ง ๐๐ž ๐ฅโ€™๐Ž๐ˆ๐… : ๐’๐ฉ๐žฬ๐œ๐ข๐š๐ฅ๐ข๐ฌ๐ญ๐ž ๐๐ž ๐ฉ๐ซ๐จ๐ ๐ซ๐š๐ฆ๐ฆ๐ž โ€œ๐‰๐ž๐ฎ๐ง๐ž๐ฌ๐ฌ๐žโ€

๐Ÿ“Lieu dโ€™affectation : Paris France
โ›”๏ธ Date limite de candidature : 11 juin 2026

๐Ÿ”—Plus dโ€™informations au lien suivant :
https://francophoniecarrieres.recruitee.com/

26/05/2026
26/05/2026
26/05/2026

๐Ÿ“Œ๐—”๐—ฆ๐—”๐— -๐—ฃ๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ž๐—”๐—ก๐—”
๐Ÿ’ฌ โ€œ๐— ๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ณ๐—ฒ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฒ๐—ท๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎโ€

๐Ÿ›๏ธ Efa tamin'ny taona 60 ny ankamaroan'ny fanapahan-kevitra mbola ampiharina mikasika ny asam-panjakana sy iainan'ny mpiasa ao aminy. Maro ireo tsy mifanaraka aminโ€™ny toetrโ€™andro.

๐Ÿค Ezaka lehibe apetraky ny Fitondrana ny fanatsarana ny fari-piainan'ny mpiasam-panjakana.

๐Ÿ”น๐—ก๐˜† ๐—ฒ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ

๐Ÿ—ฃ๏ธ Nampahatsiahy ny dingana efa vitan'ny Governemanta Fanavaozana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananana Asa ary ny Asam-panjakana, ๐——๐—˜๐—ก๐—œ๐—ฆ Franconio Mac, nandritra ny fitsidihany ny Foibem-paritry ny Minisitera tao Mahajanga, ny zoma 22 Mey 2026.

โœ… Maro ny fampirisihana ny mpiasam-panjakana entin'ny fitondrana. Isan'izany ny fanomezana ny "prime de fin d'annรฉe" ho an'ny mpiasam-panjakana rehetra. Misy ihany koa ireo fanapahan-kevitra efa eo am-panitsiana.

๐Ÿ”น๐—ง๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ

โš–๏ธ Ho tambin'izany eo amin'ny asam-bahoaka, dia tokony ho tsaratsara kokoa hatrany ny tolotra entinโ€™ny mpiasam-panjakana. Ezahina hafainganana ny fikirakirana ny taratasy satria izany dia fomba ahafahana miady aminโ€™ny kolikoly.

๐Ÿ“„โšก Fahiny dia nanana ny maha-izy azy teo anivon'ny fiarahamonina ny mpiasam-panjakana. Adino izany ankehitriny, ka miezaka mamerina izany ny fitondram-panjakana.

๐Ÿ”น๐—Ÿ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

๐Ÿ“ฒ Ho an'ny MTEFoP dia nohatsaraina ny fandraisana olona sy ny tolotra omena azy ireo. Napetraka ny laharana manokana hifandraisana aminโ€™ny Minisitra, ahafahan'ny vahoaka mandefa fitarainana, fankasitrahana na fanamarihana.

๐Ÿ‘ Nankasitrahan'ny Minisitra manokana ny ezaka nataon'ny mpiara-miasa teto amin'ny DRTEFoP Boeny tamin'ny fampandrosoana nentin'izy ireo tamin'ny asa rehetra.

โœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ โ€œNy fanavaozana ny asam-panjakana dia lalana iray hanarenana ny hasinโ€™ny mpiasa sy hanatsarana ny tolotra ho anโ€™ny vahoaka.โ€ ๐Ÿค๐Ÿ›๏ธ

26/05/2026

Address

MTFoP 67HA
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction de la Rรฉforme de la Fonction Publique - MTEFoP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category