08/11/2025
I ๐๐ข๐ฅ๐ฅ๐ข๐๐ฆ๐ฌ๐จ๐ง ๐๐๐ณ๐๐๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ง๐จ, zanaky ny boriboritany faharoa, dia voatendry ho Mpandrindra Nasionaly vaovao ao aminโny Antoko Tiako i Madagasikara.
Itondra ny feon'ny vahoaka,Ijoro ho Raiamandreny.
08/11/2025
I ๐๐ข๐ฅ๐ฅ๐ข๐๐ฆ๐ฌ๐จ๐ง ๐๐๐ณ๐๐๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ง๐จ, zanaky ny boriboritany faharoa, dia voatendry ho Mpandrindra Nasionaly vaovao ao aminโny Antoko Tiako i Madagasikara.
30/08/2025
Toy ny taminโny demi-finale
๐ รcran gรฉant indray Eny aminโny ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐ข๐ง ๐๐ฆ๐๐จ๐ก๐ข๐ฉ๐จ
๐ฒ๐ฌโฝ Hanohana ny BAREA isika!
๐ช Miaraka isika mandresy!
Firaisankina no herintsika!
#๐๐๐๐๐ #๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐๐๐ซ
#๐๐๐ฉ๐ฎ๐ญ๐ฬ๐๐๐ฌ๐ญ๐๐ง๐ฒ
26/08/2025
Miaraka aminโny BAREA โฝ hatrany ๐ฒ๐ฌ
รcran gรฉant ho anโny vahoaka !
DEPUTE RASTANY
AMBOHIPO
26/02/2025
Trano ATSIMO sy AVARATRA, koa manoloana izany dia NITSIDIKA sy NANKAHERY 'reo havana namoy zaza mbola 2taona monja eto amin'ny fokontany Volosarikany ekipan'i depute RASTANY. Loza vokatry ny fihotsahan'ny tamboho nohon'ny rotsak'orana no nanjoa 'reto havana 'teto. Tsy hadino ihany koa FANAMPIANA 'REO TRABOINA 'zay natoby eto amin'ny EPP Ambohipo 'reto fa notolorana FANAMPIANA SAKAFO ihany koa...
02/01/2025
05/12/2024
Volosarika, Boriboritany faha II
Harena ny fahasalamana koa tsy latsa-danja aminโireo Boriboritany hafa ny Boriboritany faha II fa notoloranโny Kandidร RAVALOMANANA TOJO nยฐ4 fizahampahasalamana sy fanafody maimaimpoana.
Natao ho anโny rehetra indrindra indrindra ho anโireo ankohonana misedra ny fahasahiranana lalina izao asa maika izao. Ary efa santatrโireo TETIKASA MAIKA ataonโi RAVALOMANANA Tojo vantany vao tafapetraka ho Benโny Tanร na eto Antananarivo Renivohitra ny tenany.
FIDIO RAVALOMANANA TOJO laharana faha-4
04/12/2024
Mankasitraka ny Boriboritany faharoa.
๐Na dia nosakanana aza ny hetsika taminโny sabotsy lasa teo tety Ambohipo dia nasehontsika androany fa zanaky ny efa mangotraka isika ka tsy matahotra ny hangorovitsika.
๐Kihon-dalana farany izao herinandro izao hanehoantsika fa izay mitambatra vato ary izay misaraka fasika. Ka ny FIFIDIANANA ihany no lala-tokana ahafahana manala ny MponinโIARIVO ao anatinโizao fahantrana izao.
๐TONGAVA MIFIDYny alarobia 11 desambra ho avy izao.
RAVALOMANANA TOJO no Benโny Tanร na FIDIO ny laharana faha-4 eto Antananarivo Renivohitra.
30/11/2024
AMBOHIMIANDRA- MAHAZOARIVO- MANDROSEZA
๐
๐ข๐๐ข๐จ ๐๐จ๐ฃ๐จ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐:๐
29/11/2024
๐จSabotage ataonโny SEFO-FOKONTANY Ambohipo sy ny PREFET DE POLICE manoloana ny hetsika rahampitso eny aminโny Fokontany Ambohipo.
๐จNahazo baiko avy aminโny GOVERNORA Hery Rasoamaromaka izy ireo ka tsy maintsy omena ny KANDIDรM-PAJAKANA i Harilala ny toerana rahampitso. Efa nahazoโautorisationโ mialoha anefa isika dia izao hanaovana JADONA izaoโผ๏ธโผ๏ธ
๐จAminโizao ora izao dia efa mitady vahaolana isikaโผ๏ธ
29/11/2024
Sabotsy mifankahita !!!
Eny Ambohipo indray ny fotoana 4โฃโ
28/11/2024
ANDAFIAVARATRA- MANJAKAMIADANA- MIANDRARIVO
๐
๐๐๐๐ ๐๐จ๐ฃ๐จ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐:๐