Team 2ème Arrondissement

Team 2ème Arrondissement

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Team 2ème Arrondissement, Political organisation, Antananarivo.

30/05/2024

Misaotra Misy💕

27/05/2024

Vahoaka hendry isika
Hampandany olona hendry hitondra ny feontsika
Ka noho izany ndeha hasiantsika fitoniana manomboka rahampitso ary tsy hasiantsika endrika propagandy na kely aza (t-shirt, fitaovana, affiche, publication, sns ...)
Hizotra moramora any amin'ny Fandresena isika !!!
FIDIO N°02 : INDEPENDANT LONGIN

27/05/2024
27/05/2024

Madiva hifarana ny propagandy ...
Maro ny fizarana T-shirt, Vary, bodofotsy, menaka, vola, sns avy amin'ny Candidat rehetra.
Isaorana ny Candidat rehetra izany satria manampy antsika maikamaika aloha.
Maikamaika .....
Fa andao amin'izay ary hifantoka amin'ny zavatra manampy aman-taona sy maharitra e!

Photos from Team 2ème Arrondissement's post 26/05/2024

Mitohy hatrany ny hetsika fanentanana ireo vahoakan'ny Boriboritany Faharoa mba ho tonga handatsa-bato, izay notanterahan'ny ekipan'ny Kandidà mahaleo tena laharana Faharoa Longin RAZANDRINDRAINY.





Photos from Team 2ème Arrondissement's post 26/05/2024

Tsy matoritory ny olona te hampandroso kaaa!!!!

26/05/2024

Satria tsy misy izahay raha tsy teo ianareo ...
Satria tsy Firenena i Madagasikara raha tsy namolavola olombanona ianareo ....
Ianareo no Fiainana
Bonne fête des Mères🥰

NB : Aza adino ny mirary soa an'i Neny ao amin'ny commentaire ary raha niaraka taminareo izy omaly tany amin'ny Carnaval dia mba atovy ao koa ny sary eee !!!

Photos from Team 2ème Arrondissement's post 25/05/2024

Feno ny fo !!!!
Velom-panantenana manoloana ny fanohanana sy hafaliana noentin'ireo vahoaka marobe tonga niara naneho ny fahavononany hifidy ny Candidat Longin N°02.
Sahy izy ireo hifidy azy, tsy terena ary tsy tambazana vola na entana satria tsapany fa mila Fampandrosoana tena izy amin'izay ny Boriborintany Faharoa.
Tsy Carnaval Goavambe Faradoboka fotsiny ny natao anio fa fanehoana fa Vonona ny Vahoaka hiaraka amin'i Longin

25/05/2024

Eeeeeeh !!!!!
Vonona ve ????
Vonona amin'inona izany ??
Ilay Carnaval ntsika eee ???
Ao amin'ny commentaire ny tohiny ....😁😁😁🥰

Photos from Team 2ème Arrondissement's post 24/05/2024
Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Antananarivo
101